Tsetsatsetsa tsy aritra
miarina
(
10/09/2007 13:24)
Tsy hitako izay lohahevitra ametrahana ity resaka ity koa dia eto no voatery napetrako.
Efa manambady aho izany herintaona sy tapany izay. Nisy fotoana nipetraka tany @ io rafozako io izahay mivady...
suite
répondu par mpindrana le 11/09/2007 11:45
poussy3
(
06/09/2007 15:56)
ô ry reto a!!!! sao mba misy mahalala vaovao momba an'i Bilakarenjy nareo? elabe izy tsy hitako ato:roll:
...
suite
répondu par poussy3 le 13/09/2007 10:30
xxx
(
13/07/2007 09:29)
http://www.dailymotion.com/video/x1dnbp_segolene-royal-parle-allemand
:D...
suite
répondu par mandrindra le 19/07/2007 09:04
rabaradaka
(
12/07/2007 08:22)
Ela ny ela fa tamin'ity fitondrana ity no ahitana Ministra sy Président de la république tsy mahay miteny frantsay. sarontsika sara angamba ny teny frantsain-Ravalo fony izy voafidy, hoy izy hoe "j'...
suite
répondu par lehmm le 21/08/2007 13:27
naughtyboy
(
17/06/2007 16:50)
nahavarina ahy ny namaky ty fikarohany mikasika ny avandra masina(holy grail na higgs boson)
elako tsiny ra ifangaro teny vahiny ny fanazavana ,inn moa izy io?mba ahazahoana mahafantatra ny singa nif...
suite
bazylou
(
16/06/2007 23:09)
mirenireny hono ao MAda hoy i l'hebdo, , 2 000 000 hono ny zaza gasy tsy mianatra fa mitady vola ,; , mahagaga da ny ras hono no mapirisika sy manery azy ireo tsy hibosy intsony fa hivarotra kitay fan...
suite
répondu par Bita le 21/06/2007 17:48
sallyg56
(
08/06/2007 15:43)
@ zao ndray ry reto misy olona any an-dafy d mkidnape adolescente na jeune eo ho eo @ 15-18 ans reny sady @ zay @ andro atoandro b, de le akizy zay ny ts naafaty anazy d nisy tsy nety ny uterus de nal...
suite
répondu par Fiffi le 09/06/2007 08:09
Stretch
(
26/05/2007 17:33)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG]
tena mandreraka a zany le ol mampiasa an'io fietsiketsehana io refa miresaka e ! nefa tena las...
suite
répondu par tomton le 18/09/2008 05:50
fiderana
(
24/05/2007 07:29)
miarahaba anareo indray aloha ê!,
matetika dia mitranga ity indrindra eny @ taxi-be, efa tafiditra ianao sady efa mandeha ilay fiara no mitaky ny frais ny resevera, dia milaza izy fa tsy manana hame...
suite
répondu par Bita le 21/06/2007 17:50
salmo1
(
26/04/2007 12:04)
Manomboka tsikelikely ho tonga eto @ ranomasiny sisiny Mediterany daholo ndray ny vahiny avy any avarabaratra Europa.
Fa aty no tsara hanaovana maron2 ny oditra.
Tongava maro, tsy misy vidy mpid...
suite
répondu par pimaso le 26/04/2007 12:38
Fiffi
(
21/04/2007 07:49)
de ho iza indray no ho lany eo ? zay lany eo koh ngé ka ny omaly tsy miova hiany eh ! ohatran'ny fifidianana rehetra hiany io na aiza na aiza.....be prograny nefa....[img]http://img177.imageshack.us/...
suite
répondu par xxx le 27/04/2007 08:13
karinah
(
20/04/2007 13:28)
Slt daholo,
inona kay ny dikan'ny fiteny hoe "te ho eny akaikinao eny" ?????, fiteny vaovao izy io, fa tsy fantatro tsara lay dikany, raha mitovy @ le eritreretiko,:oops:...
suite
répondu par xxx le 27/04/2007 17:18
salmo1
(
20/04/2007 09:45)
Ilay chat nahitana ny firenena rehetra miteny espaniol...
Indray mande izaho niditra nitsaty @ teny Espaniol, betsaka ireo olona avy any Sud Amerika tafiditra ao @ ilay chat.
indro ilay vhv avy ...
suite
répondu par salmo1 le 20/04/2007 14:48
salmo1
(
18/04/2007 09:37)
Indray mande zay izaho, bandy avy any cameroune ary iray bandy espaniol espaniol.
Niditra Bar 36 km eoeo miala avy eto VNG Barcelne zahay 3 mitsam.
Amin'ny 3 alina indro lay mpiandry vavahady na...
suite
répondu par xxx le 18/04/2007 10:36
rabaradaka
(
16/04/2007 14:13)
Gaga aho leiretsy fa mba nanontany zavatra tao amin'ny Ministeran'ny Fambolena dia izao : tsy misy zavatra mandeha ao fa mbola tsy misy voatendry ireo direktera. Dia hoy aho hoe miandry an-dRavalo hat...
suite
répondu par hertix le 12/07/2007 19:23
Solitikabe
(
14/04/2007 03:47)
Ho an'ny rehetra,
Misy dinika izay atao mikasika ny Madagascar MIllenium Challenge, amin'ity taona ity, koa izay manana taratasy te halefa amin'izany dia afaka manoratra amin'ity conference.madagasca...
suite
répondu par sitlo le 15/04/2007 17:54
lapino
(
03/04/2007 15:56)
http://www.thegrace.com/fr/lemal.htm (fr)
http://carlafabiana.multiply.com/journal/item/72 (es & en)
Mba mampitsiky kely :-)...
suite
répondu par Vahinala le 09/04/2007 09:20
salmo1
(
02/04/2007 10:46)
Ny anareo zany 01 de Abdril,
nefa ny anay 28 de Diciembre.
Za zany afaka mandainga indroa ao anatiny 1 taona :°) ...
suite
répondu par xxx le 02/04/2007 15:50
salmo1
(
27/03/2007 10:58)
Misy joba zay ato, tsy mba mifidifidy tenenina mihintsy rehefa mandefa hafatra.
Ôtrany efa fahazarana mihintsy zany aminy, ka na dia hijery ny mahabandy an-le olona aza: izy tsy mahalala oe bandy ...
suite
répondu par salmo1 le 27/03/2007 22:43
sakaizakely
(
23/03/2007 13:55)
Lasa mivaralila be le atsy ambadika atsy de amoronako dinika vaovao indry ;-)
Ho an'izay tia an'i Fasaly dia tohizo ny dinika ary
Ze tsy tia dia manokafa lisitra "tsy tia"
Dia mazava zany fa [b...
suite
répondu par bozylove le 28/03/2007 14:43
