Tsetsatsetsa tsy aritra

anjaro ( 02/10/2008 06:17)
Anisan' ny tsy mampandroso antsika ny tsy fampiharana ny lalàna araka ny tokony ho izy fa dia taitaitra fotsiny. Raha eo @ fifamoivoizana dia taitra amboalohany ary mihenjana ery fa dia tapabolana ... tohiny
novalian'i orona ny 03/10/2008 07:54
lemenakely ( 26/09/2008 11:32)
Zavatra 3 no conseils omeko anareo raha hanakalo devises eny @ sisiny ... Mampitovy tsara aloha fa misy elanelany dia izay ambony indrindra,mila miady varotra Faharoa dia isaina tsara ny vola Tsy... tohiny
lemenakely ( 22/09/2008 20:37)
Misy karazan olona tena mba tsy tiako : rehefa tezitra dia ny zavatra no potehina:vilia ,véra ,tasy, ...vakiana sy atsipitsipy na atoraka etsy sy eroa...Sahala @ zavatra azo ho azy fa tsy nisasaran... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:28
MARTINE ( 19/09/2008 09:53)
Na dia tsy nahafapo loatra ny pazzapa tamty taona ity de mba tiako ihany ny hanaraka azy raha azo atao e?????? Mety possible ve? :?: ... tohiny
lemenakely ( 10/09/2008 09:57)
Iza marina no tena tompon'andraikitra fa ilaozana mifanilika :ny mpitondra ve sa ny commune sa ny JIRAMA ? Ary ny zavatra tena nahagàga ny 26 juin dia nirehitra daholo ny jiro rehetra erak 'ANTANA... tohiny
novalian'i xxx ny 11/10/2008 05:05
Soaary ( 07/09/2008 13:57)
Mbo manasa antsika rehetra mba hijery manokana io sehatra io fa misy tsy mazava ao, toa tsy rindrina be manakona ny fanjakana nefa ilaina mba ho ray aman dreny sa koasa maditra loatra ny zanaka lahy e... tohiny
novalian'i rafitia ny 11/10/2008 04:59
bazylou ( 05/09/2008 00:42)
france foanano mandeha reheaf hanao vacance?? ny eto aza mitsoaka.... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/09/2008 11:19
andranakanata ( 22/08/2008 16:50)
Mba sendra namaky lohahevitra vitsivitsy aho ary nahatsikaritra fa toy ny resin'ireo vazivazy fandanian'andro fotsiny ny resaka eto. Fa maninona kay? Manana fitaovana tsara toy itony isika, nefa dia... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:37
hery ( 16/08/2008 09:00)
Dia efa ato indray izany ilay dinika tsetsatsetsa tsy aritra hilazanao ny zavatra mitranga sendra tsy aritra, tsy tanty, tsy rariny... na rariny sy tokony hoderaina koa... ka tsy tafiditra amin'ny loh... tohiny
novalian'i mbaliana ny 08/09/2008 18:54
efatra ( 06/08/2008 18:27)
Avant toute chose, j’aimerais vous dire que toutes les informations contenu dans cet article n’engagent que moi. Il ne tient qu’à vous de vérifier leurs véracités. Comme vous le ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/09/2008 10:57
xxx ( 29/07/2008 22:21)
salama aby! misy moa ny vehivavy tena mila hoe te hitovy zo @ lehilahy, ka ankoatry ny asa aman-draharaha izay efa tsy ifaninanana @izy ireo intsony, satria be koa ny vehivavy manam-pahaizana, dia ... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 10:18
ravatorano ( 11/07/2008 05:30)
Ivato Mpiasa enina indray no namoy ny ainy Nirodana tampoka, omaly antoandro, ilay trano lehibe tao amin'ny toby miaramila BANI Ivato teo aloha. Indray tototra tao, tsy nisy afa-niala ny olo... tohiny
ainaheri ( 10/07/2008 11:40)
Nareo ve nahita ilay émission tao @ TF1? Ilay tany agogo any Nosy Be amidy @ vazà, 1euro ny m²...Zany ka varo-boba...Mba afaka mividy @ zany ve ny gasy??... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/07/2008 11:42
xxx ( 09/07/2008 19:53)
Ianareo ve nahita an'iny fandaharana iny tamin'ny france 1, tsy harako hatramin'ny voalohany... :x tena hamidy varo-boba amin'ny vazaha izany ny tanindrazana, tany+plage = 2 euro/M2 à NOSY BE, dia... tohiny
cla732 ( 23/06/2008 09:51)
Manahoana daholo. Ahoana sy ahoana le fandehany Foire ao ary le mpivarotra mosakiky nahita toerana foana ve ? Mahatsiaro jangile ré zay aty, ny hafanana, ary ny bord de la mer. BYE daholo :D :D ... tohiny
perfect ( 20/06/2008 09:50)
misy mpivarotra baolina izay ry zalahy ao ambodifilao ao,ampitan'ny "Le Zoma" somary efa mifanakaiky ny vary mitsangana,175000F ny vidiny nefa baolina2 samihafa no hita eo:ny1 tena izy,ny 1 fôpla nef... tohiny
novalian'i sytl ny 05/07/2008 16:26
zoky ( 28/04/2008 08:36)
Fa dia Inona loatra no antony mahatonga ny Raim-pianakaviana hanao izany @ zanany vavy (dia miala tsiny fa @ teny frantsay e!) http://www.lexpress.fr/info/infojour/reuters.asp?id=69840&0903 ts n... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 11:22
sytl ( 24/04/2008 10:22)
manôna dôly!,de gaga aho hoà ndray mandé zay ,sendra teny an- tsena,nahita an'reto maizina be manasa ny zanany eo apovoan-tsena miaraka @ tavoahangy plastika,de variana kou lé vazà!!de ozizy ah... tohiny
novalian'i bazylou ny 05/09/2008 00:45
salopard ( 21/04/2008 16:07)
[b]sarkozy:[/b] et le boycott des jeux olimpiques, qu'est ce que vous en pensez? [b]ravalo:[/b] d'abord ny olimpiko n'est pas un jus, mais un rano, comme l'eau vive , evian, vittel, jirama, edf, e... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/06/2008 02:22
sakaizakely ( 21/04/2008 07:06)
mafy ihany le tsy mba voatsabo dieny vao manomboka ny aretina http://www.zigonet.com/video/l-039-homme-arbre-en-video_art273.html... tohiny
novalian'i toovs ny 30/05/2008 14:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0639