maninona ny gasy no aty

1. bazylou ( 05/09/2008 00:42)
france foanano mandeha reheaf hanao vacance?? ny eto aza mitsoaka.
novalian'i ni81 ny 18/09/2008 11:19
2. xxx ( 05/09/2008 05:30)
ka mamangy sy mandeha any amin'izay misy ny havana aman-tsakaiza re ny olona.
3. xxx ( 05/09/2008 05:40)
otran'ny dia mba hoe ao france ery i bazylou....
4. xxx ( 05/09/2008 15:28)
ka i bazyl anie ao frantsa fa manao vakansy any foana dia mody adala dia manoratra tsy mendrika dia hoe izao sy izao e! efa fantatra fa hodiana tsy hita fa olona eto ary nijanona nadia nanala tena aza!
5. xxx ( 05/09/2008 15:29)
ary manin no mandeha any larochelle fôna ianao isan-taona ry bazyl????
6. xxx ( 05/09/2008 15:30)
8) 8) 8)
7. bazylou ( 05/09/2008 19:13)
:-D :-D :-D :-D :-D , dia taiza koa hono e,, tssss odoy e
8. Herimiafina ( 06/09/2008 13:49)
Favy leisy i Frantsa ry Bazy an, ny kaly, ny sipa, ny endriky ny tanàna, sirtout i Parisy, bois de bologne, sns.
Zah izao hanao vakansy any isan-taona, sady isika koa zanantany frantsay dia frantsay no mba teny haintsika ankoatry ny malagasy e! Dia ho aiza moa fa raha samy tany miteny frantsay dia i Lafrantsa no mba malaza e :-D :^)
9. Noue ( 06/09/2008 14:08)
bazylou:

france foanano mandeha reheaf hanao vacance?? ny eto aza mitsoaka.
ka zay no tiany ko !
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. ssendra ( 06/09/2008 14:21)
indrindra moa fa manao paris by night iny an! tsara be ....
11. Herimiafina ( 06/09/2008 16:51)
Ny amerikana izao te ho any daholo, izany parisy izany tena reven-dry zalahy mihintsy, ny kaly frantsay. Hatramin'izay nandroahan-draSarkozy clandestin izay tena filamatra ve mihintsy i Lafrantsa. Ry leirony koa mantsy leo mexikana. :-D
12. ssendra ( 06/09/2008 17:20)
ka izany anie ho aho e!
13. tomton ( 18/09/2008 05:33)
Manaona doly e! Fa manin wa nareo any frantsa reo no to be gesta b doly e nefa refa hita to ??????
misôtra @le toetra e :(
14. xxx ( 18/09/2008 10:58)
Manaona doly e! Fa manin wa nareo any frantsa reo no to be gesta b doly e nefa refa hita to ??????
misôtra @le toetra e


STYLE daholy zany ry ise an! :)
15. ni81 ( 18/09/2008 11:19)
Manaona doly e! Fa manin wa nareo any frantsa reo no to be gesta b doly e nefa refa hita to ??????
misôtra @le toetra e
tsy hainao angaha ilay hoe : ny zesta 500 fa ny pointure 32? :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0899