Tsetsatsetsa tsy aritra

ledala ( 05/03/2011 21:47)
Mety ho any amin'ny resaka politika angamba no hilazako ity, nefa tsy ilay maha politika azy no handraisako azy fa ny ankapobeny, ka mamelaha ahy hilaza azy eto amin'ny tsetsatsetsa tsy aritra.Miala ... tohiny
natiora ( 22/01/2011 16:33)
ahoana ny fomba fihainona mafm, na rdj en ligne ho any zay mahay azafady misaotra mialoha... tohiny
novalian'i raherigna ny 27/05/2011 13:18
laza5700 ( 21/01/2011 18:50)
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo. ... tohiny
novalian'i raherigna ny 23/01/2011 10:51
laza5700 ( 20/01/2011 00:34)
Mba asio maso ity ry zalah a! Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity ! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin... tohiny
YDIFAS ( 15/12/2010 11:36)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
muhandas ( 10/11/2010 10:25)
Ahoana daholo ry akama isany, Aleo hono manontanitany foana toy izay miteneteny foana. Fa inona moa no atao hoe balisama? Dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i muhandas ny 10/11/2010 16:49
zandikely ( 04/11/2010 02:25)
Se solo Shakira l'avesse saputo il "waka waka" sarebbe stato certamente "bunga bunga". Ma così sarà lo stesso nei prossimi giorni su video amatoriali di Youtube . Nel frattempo Emilio Fede il "bu... tohiny
novalian'i Belle ny 07/11/2010 11:59
ledala ( 21/10/2010 23:12)
Tsy fantatro na mba efa misy nisaina ity hisa telo ity: - fivavahana: nitsangana ho velona afaka hatelona, intela lavo rehefa nitondra ny la croix, tokana olona telo..... sns - malagasy: toko telo mah... tohiny
novalian'i cyril ny 30/10/2010 11:51
gratos ( 12/10/2010 11:18)
somary nalaelo iany a bainn isany satri akama lisany nefa zavatra tokony ho secret no avokan eto nenah ane less mba fanalana otran'ny ataotsika isanandro fotsiny fa tsy tokony iditra resaka lalina b... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/11/2010 15:29
andrywui ( 12/10/2010 08:07)
Koa nifanala sy nifananihany tato ary koa aia ro tsa ho tezitra ny farany, zao koa ny serasera ty ro nirafisana ,nefa ny adalan'ny tena ro nahavoa azy Vao tapitra kelikely any le resaka nifanapetsa t... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 25/10/2010 09:18
lunahdemada ( 21/09/2010 07:58)
raha maty ve rangahy, manana anjara am fananana niarahandry zareo niary ve ramatoa!!! ahoana le kitay telo andala toa hoe misara belona vao manankery!!! mimtaky ny anjarany ilay zaza natsangany, tsy m... tohiny
novalian'i fafane ny 20/10/2010 12:11
verozoky ( 07/09/2010 18:04)
mba tena mampalahelo ny mahazo an-dry zareo ao liban ao.Ny ankizivavy ma/sy no lazaiko satria tena diso manambany loatra ny mpampiasa sady tsy misy fandriam-pahalemana mints ka betsaka no maty sy mamo... tohiny
novalian'i katiaa ny 12/09/2010 20:16
Ruz9 ( 18/06/2010 06:45)
«Méme les morts ne peuvent reposer en paix dans un pays opprimé.» [ Fidel Castro ] - Message au peuple souffrant de Cuba Tsy ekentsika ny hitarihan’ny filohan’ny FAT ny lanonana fanakal... tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:35
AndriambyII ( 02/05/2010 23:40)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2010 23:30
Voninahitra ( 24/04/2010 10:36)
Manahoana daholo ten tara be zah hay ka lasa biometrika ny pasipaoro? nanomboka oviana kay?' misaotra e V... tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/06/2010 07:04
xxx1 ( 21/04/2010 13:13)
be famaritra toy ny rambon'osy, ny lanitra tsy hianjera no tohanana nefa ny vody kakerin'ny moka tsy hita. =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 21/04/2010 21:06
Belle ( 11/04/2010 15:57)
Miarahaba an'i Soanja sy isika rehetra, Saika mba hanontany aho e! Manao ahoana efa mba any ho any ve ilay boky natombokao navoaka tan-tranokala dia natsahatra iny ry Soanja!? Nahafinaritra mantsy ... tohiny
novalian'i cyril ny 12/10/2010 10:20
essera ( 04/12/2009 10:56)
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2010 05:56
Djhamhal ( 14/08/2009 07:50)
ialako tsiny aloha fa tsy aiko loatra we aiza no tokony hametrahako ity loha-hevitra ity fa tato klou no nataoko le izy; ka izao ary ny zavatra nahazo ahy : t@ 14 juillet teo dia nanao carburant t@ st... tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/03/2010 20:39
LibrePenseur ( 12/08/2009 10:35)
- $0,01 isaky ny clic - 4 isan'andro ny isan'ny clic kely indrindra - $2 dia afaka misintona vola. - fandoavana vola eo noho eo. [url]http://www.neobux.com/?r=ferox[/url] banky amin'ny internet... tohiny
novalian'i xxx ny 12/08/2009 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.0741