tandremo ihany!

1. Djhamhal ( 14/08/2009 07:50)
ialako tsiny aloha fa tsy aiko loatra we aiza no tokony hametrahako ity loha-hevitra ity fa tato klou no nataoko le izy; ka izao ary ny zavatra nahazo ahy : t@ 14 juillet teo dia nanao carburant t@ station iray za ( aleo tsy ho tononoko le izy ) ka ny reservoiren'ilay fiara moa 2 satria 4x4 ilay fiara ary dia nanao plein teo za ; ny fahadisoako aloha dia tsy nivoaka tao anaty fiara za fa mijery ny compteurn'ilay pompe teo fotsiny ary refa feno dia nanontany aho we midy tsara ve ny reservoire ary namaly ilay pompiste we :ye dia lasa aho! omaly anefa refa hanao plein ndray za (station hafa fa tsy le teo aloha) dia gaga aho nolazain'lay pompiste namoha ny reservoire fa tsy misy sarony ny 1 @ izy reo ary teo aho vao gaga we nankaiza ary le izy ? dia natao ny carburant ary niverina tany @ lay nanaovako 1 aho ary nitady ny gérant tao de nohazavaiko azy teo ary nankany anatiny tany izy dia nomeny sarona reservoire 1 za fa ny maha zendana ahy de mena2 ny lokony nefa ny ahy mainty kanefa dia mitovy ary mety le izy dia lasa moa aho ! ka mba mailo ihany isika ary naha voa ahy moa le izy ka izay no ilazako azy anareo!!
novalian'i Ratoa ny 10/03/2010 20:39
2. Envy7 ( 09/09/2009 12:01)
Ka taiza io nahavoa an-drangah io?Teto Dago sa an-dafy?Mety hadinon-dry zalah tany am-paosy ny combinaison angamba.
3. Ratoa ( 13/09/2009 00:29)
Mahagaga koa izany ataoko ity fa ny saron'ny réservoir tsy misaraka amin'ny lakile raha tsy efa voa hidy tsara. Indrindra ny auto vaovao. Ireny 4 X 4 ireny aza miteny na manoratra ny tsy ampy amin'ny auto.
4. fetrakens ( 23/10/2009 08:02)
Ny fahitako azy indray aloha: mba mety manadino otran'ny olona rehetra koa ngeh ireny pompiste ireny e:! sady enao nanao erreur ihany tsy nivoaka ny fiara nefa tsy de matoky olona loatra e!? Tandremo @ sisa!
5. Mirananirina ( 05/11/2009 12:03)
Soa ihany izany fa tsy nisy nanatsofoka zavatra tany ,tsy nihidy izany.
6. Seeno ( 28/02/2010 09:44)
ary enao lava-togotra be fa plein na 2reservoir zany laninao une journee, hihihi
7. Djhamhal ( 06/03/2010 06:02)
ary enao lava-togotra be fa plein na 2reservoir zany laninao une journee, hihihi

Seeno !za ngeh zafikelin'i Rapeto é! :lol: :lol: :lol: :-D
teto dago lé izy ka !
ny reservoir @ zao tsy miidy clé tsouny ka!fa avy any anatiny no famoahana azy !
na bouton na tirette !!
8. Ratoa ( 10/03/2010 20:39)
tsy miidy clé tsouny ka
mbola betsak ny mihidy lakilé ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1466