Tsetsatsetsa tsy aritra

rijadolly ( 17/12/2011 23:24)
Torohevitra mikasika ny ny fambolen-kazo, Mahatsikaritra ny tena fa tsy mety eto Madagasikara ny fambolen-kazo amin'ny zana-tsapin. Raha mandinika isika dia manimba tany izay manodidina azy ny sapin. ... suite
répondu par ledala le 15/06/2012 19:56
reggae11 ( 01/12/2011 13:19)
fa manina jao jean izao vao tratra?... suite
répondu par dadabe le 24/03/2012 17:14
hendricks ( 26/11/2011 14:16)
slt!daholo ntsika namana rehetra e! Raha mb mis mahay blague mikasik "JESOA "Reny ry reto dia mb andefaso fa misy ilaiko an'azy @fampianarana any an-pianarana. Misaotra mialoha anareo... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:46
AndriambyII ( 20/11/2011 22:02)
Mody tsy tia arabo , nefa mpilelaka ny faladian’ ny saoudianina sy israelianina ao aoriana. Miaramila amanaliny no alefa hamono olona telo na efatra any @ firenena fahavalony . (Saddam hussein , Be... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:45
AndriambyII ( 20/11/2011 22:01)
Mpanompo fitaovam-piadiana sy vodka , na litatr’ io , na botakely io ,na damizana ihany koa, , na dia efa nampiharina aza ny glasnoste sy perestroïka , nahery loatra ny herin’ ny solidarnosc t... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
AndriambyII ( 20/11/2011 22:01)
Satria olom-boahozona hatry ny ela efa hifaran-tantara atsy ho atsy . Na ny fivarotany ny fianankaviany aza efa fomban-dry zareo hatr@ fahagolan-tany .Anisan’ izany ireo olona manaiky ho handevoziny... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
AndriambyII ( 20/11/2011 22:00)
Tsy manan-dahasa afa-tsy ny mitoreo sy miampanga olona lavareny hatr@ izay , ary mpangataka fanampiana lavareny tsy mana-petra , nefa ny farim-piainan’ izy ireo efa hirefarefa @ tany . Tsy ho isan... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:45
AndriambyII ( 20/11/2011 21:59)
Na ny zavatra nomen’ ny natiora azy aza dia somparana hatramin’ ny fisiany , dorana tsy hisy tamingana sy ho lasa lavenona mba tsy hisian’ ny tandindona hanaloka ny fahefany @ ity fiaina-mandalo... suite
AndriambyII ( 20/11/2011 21:59)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
AndriambyII ( 20/11/2011 21:58)
Tsy voalaza @ boky masina misy eto an-tany rehetra mihintsy fa , ireo mpanivaiva no ho avotra sy ho vonjena , ka inona no hivakian’ atidoha @ hadalan’ ny tsy mety handray ny làla- mahitsy ? aza... suite
Blackeagle ( 19/11/2011 15:02)
Salama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mb... suite
AdvocacyMada ( 11/11/2011 07:27)
Ahona ity sixtuple "1" ity? Mety samy hanana famoaboasana samihafa mahakasika anio indray izao ny antokon'olona samihafa a!... suite
répondu par AdvocacyMada le 11/11/2011 07:36
Blackeagle ( 02/11/2011 15:52)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... suite
répondu par nomeja le 13/11/2011 22:45
trondrogasy ( 21/09/2011 18:45)
grave fa tsy mandeha site moov forum politique ,namboarin ry lerony hono... suite
répondu par finaritra le 20/10/2011 08:57
Bouclette ( 31/08/2011 17:34)
miarahaba antsika rehetra! vaovao ny tenako ary lahatsoratra faharoa zao ty soratako ty. Mba nijery ireny fandaharana vahiny miresaka zavatra insolite sy feno mistery reny aho, dia ny ankabeazany dia ... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
fejere ( 12/06/2011 03:34)
SAIKA MBA HANONTANY ARY MILA FANAZAVANA AHO AZAFADY fa misy namana mpiaramiasa akaiky , miasa saina izy ra- nahazo mail avy any amin' ny BILLGATES LOTTERY FONDATION. Voasoratra ao am le mail fa anisan... suite
répondu par mauricette le 04/07/2011 14:18
ledala ( 21/05/2011 22:29)
tstsatsetsa tsy aritra ny momba ny vaovao ao amin'ny l 'Expresse de madagascar tamin'ny Sabotsy 21 may 2011.voalaza ao fa notokanana ny tobim-piantsonana ao Mahajanga, nisy aza no nilaza fa volan'ny J... suite
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
m.i.s.a ( 12/05/2011 15:52)
Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratan’i Raozigasy. Ary ho fampahalalana izany boky izany dia nomanina ilay hetsika INDRAM-PEO Fa iza moa i Raozigasy Raozigasy : no solon’anarana n... suite
répondu par raozigasy le 15/05/2011 10:48
ledala ( 03/05/2011 00:16)
Dia maty tokoa ve? ary tena izy sa hafa? tsy aritra ihany mantsy ny momba ny resaka mandeha... suite
répondu par raherigna le 27/05/2011 13:18
milamm ( 26/04/2011 11:18)
hisintona ny sainy fahampalalambaovao erantany indray io zoma 29 aprily zao ny mariaziny ilay ho mpanjaka britanika indray andro any, (efa ho voafatotra lery tsy ho ela ka mionona sisa no azony vhv sa... suite
répondu par VALIZO le 28/05/2011 06:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0353