fanontaniana kely

1. Bouclette ( 31/08/2011 17:34)
miarahaba antsika rehetra! vaovao ny tenako ary lahatsoratra faharoa zao ty soratako ty. Mba nijery ireny fandaharana vahiny miresaka zavatra insolite sy feno mistery reny aho, dia ny ankabeazany dia resaka OVNI sy extra terrestre ary d maro ny olona milaza fa tena nahita. ka mba te hahafantatra ny hevitry tsika aho hoe ianareo ve mino ny fisin'ny martien, OVNI reny? zaho aloha d tena tsy mino e! tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny..
répondu par pomderenette le 16/03/2012 15:44
2. manampi67 ( 31/08/2011 18:54)
Bonsoir,
A propos de l'OVNI, l'information n'est pas vrai car il y a un mois, un scientifique a analysé l'image avec des appareils plus moderne, c'est une autre chose. Pour moi, je ne crois pas trop et en plus "je ne connais pas grands chose autour de la science".
3. hery ( 01/09/2011 05:07)
Ilay OVNI anie midika hoe Non IdentifiE e, oa maninona no mbola heverina hoe fantatra indray. Non identifiE izany toony hoe tsy fantatra, tsy voaporofo. Izany hoe mety vorona, mety fiaramanidina, mety zavatra hafa. Rehefa identifiE hoe extra-terestre izy dia tsy Ovni intsony

Fa rehefa mahita 'nareo dia mba ilazao ihany
4. hery ( 01/09/2011 05:07)
Ilay OVNI anie midika hoe Non IdentifiE e, oa maninona no mbola heverina hoe fantatra indray. Non identifiE izany toony hoe tsy fantatra, tsy voaporofo. Izany hoe mety vorona, mety fiaramanidina, mety zavatra hafa. Rehefa identifiE hoe extra-terestre izy dia tsy Ovni intsony

Fa rehefa mahita 'nareo dia mba ilazao ihany
5. Hinagasy ( 01/09/2011 05:42)
Izaho indray mino fa eto amin'ity univers ngezabe, eritrereto ange ny habean'ny univers e! tsy ny système solaire antsika irery fa ny système solaire tsy voaiisa. Mino aho fa tsy ny tanintsika ihany no misy mipetraka amin'ito univers ito fa misy any amin'ny système solaire hafa any misy extraterrestre, ny forme sy ny fombany tsy haiko, na ny hoe conditions afaka iainany?? tsy hay, fa misy zavatra hafa manana intelligence mety mitovy, plus sa moins tahaka ny olombelona, fa kosa ny chance hoe hahatongavany aty amin'ny système solaire antsika aotra aotra. Donc ohatra ny hoe tsy misy!!
6. manampi67 ( 01/09/2011 06:39)
En France, il y a un homme qui a dit qu'il a vu un "OVNI" presque dizaine d'années, et il abien photographié ce qu'il a vu , mai il y a un mois les scientifiques a analysé avec des nouvelle technologies, etc..... mais on ne sait pas ce quoi exactement ?
7. pomderenette ( 16/03/2012 15:44)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94

Ry zanako Malalako,

Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5163