Tsetsatsetsa tsy aritra
milamm
(
02/04/2014 10:58)
betsaka ireo zvt mety vitany biby tsy eritreretintsika ao ny dolphin mahay manao sary fa ty elefanta avy any Thailand Suda no anarany dia mampiaky fa tokana ny talenta ananany azo antsoina ngamba oe R...
suite
vonynive
(
22/01/2014 10:00)
miarahaba antsika mpamaky
resadresaky ny sendra tafaray lalana no entina eto
namana iray avy any anindran-tany no nitaraina fa voaarom-paosy teto amin'ny faritra 67 ha ka very vola ary tsy nisy namonj...
suite
répondu par matehotia981 le 13/04/2015 06:32
andrywui
(
09/01/2014 22:17)
fa inona no mahasamy hafa azy ??........dia inona koa no itovizany ??....
[img]https://scontent-b-lhr.xx.fbcdn.net/hphotos-ash3/1512678_788221437860284_1305936412_n.jpg[/img]...
suite
vony501
(
13/12/2013 12:35)
Inona no ifandraisan'ilay hoe "Ray ô! Misaotra eh!" sy ilay hoe "De gaga enao!" ???[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/1d42dbdfe80058e79ee35bf9b6c4779f.JPG][img]http://forum.serasera.org/me...
suite
répondu par 5laody le 16/12/2013 11:14
Nehemiah
(
05/12/2013 12:54)
[size=16][color=red][b][i]ARGUMENTUM AD POPULUM[/i][/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : miseho ny tena ho mitovy @ sarambabembahoaka, na milaza ny tena ho miombon'antoka @ vaho...
suite
Nehemiah
(
19/11/2013 08:07)
[size=16][color=red][b]III - NY FAMERIMBERENANA[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Averimberina hatrany ilay hevitra hatr@ firaiketany tapisaka anatin'ny sain'ny vahoaka
[col...
suite
répondu par Nehemiah le 04/12/2013 15:23
Nehemiah
(
16/11/2013 08:09)
[size=16][color=red][b]I - NY DEMI-VÉRITÉ[/b][/color][/size]
[color=teal][b]Famaritana[/b][/color] : Marina ny ampahany ary diso ny ampahany. Karazana poizina mifono tantely ilay izy. Mahomby kokoa...
suite
répondu par Nehemiah le 18/11/2013 07:38
hery
(
14/11/2013 15:48)
Manomboka ny fotoanan'ny ririnina dia efa matetika avy foana koa ny orana ka tsy azo avoaka eo an-tokotany intsony ny lamba (yes, mbola afaka mamoaka lamba eo an-tokotany izahay loll). Dia ahoana ny f...
suite
répondu par 5laody le 16/11/2013 19:15
Nehemiah
(
09/11/2013 15:21)
Inona kay, hoy angamba ianao, izany détecteur de hevi-dravina izany ? Fifehezana ifotony ny lôjika tsotra sy ny fizotra enti-mamantatra ny hamarinan'ny hevitra iray. Efa miha-mahazo vahana mantsy ny...
suite
répondu par Nehemiah le 14/11/2013 14:55
chantrire
(
19/09/2013 12:51)
Azo atao ve ny mitory ireny olona manopa anaty finday ireny? Ahoana ny hevitrareo namana eto amin' ny serasera momba izany?
Misaotra mialoha ho an' izay hamaly ny fanontaniako....
suite
répondu par aleix le 03/10/2013 15:49
vahiny2004
(
20/08/2013 14:41)
Tsy kivy ve Nehemiah ? Toa tsy misy mamaly ilay zavatra soratanao be dia be ? ...
suite
répondu par neiar le 06/03/2014 09:03
sahmina
(
20/08/2013 11:37)
Manahoana daolo! nareo v ba manana problème momba ny mpanampy? :) Ndao ba o resahina e!...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 29/07/2014 10:48
Nehemiah
(
07/08/2013 15:08)
Maro ny milaza fa mivadika ny fipetraky ny fifandraisan'ny rétine @ fitatitra. Izay no entiny antitranterina fa tsy nisy Mpamorona namorona azy satria raha nisy Mpamorona namorona ny rétine dia toko...
suite
Nehemiah
(
03/08/2013 13:01)
Inona ary izany ? Samy ananan'ny solosaina sy ny olona, fa sainga mila atao "mise à jour" matetika @ solosaina ? Ny logiciel. Angamba tsy mahatsiaro ny tenanao ho manana logiciel loatra ianao, kanefa...
suite
Alfantomas
(
27/06/2013 05:22)
Maninona rehefa ny ankizy no manokatra vilany dia hoe mangalampihinana fa rehefa lehibe dia hoe manandran-tsira?...
suite
répondu par jobiely le 01/07/2013 12:48
endriny
(
31/05/2013 05:02)
Mety hovaina ny anaran'ny Radio Feon'ny Vahoaka atao hoe Radio Feon'Andriamanitra...
suite
répondu par Nehemiah le 13/06/2013 08:57
Nehemiah
(
18/05/2013 13:24)
Be ny olona mieritreritra fa ny daty aman-tapitrisa taona omen'ny manam-pahaizana dia azontsika atokisana tahaky ny fahafantarantsika ny firafitry ny atôma sy ny angovo nokleary. Ary satria mirakotra...
suite
répondu par endriny le 28/05/2013 18:08
Nehemiah
(
17/05/2013 13:53)
Misy olona sasany izay mieritreritra fa kristiana, na mpandà an'Andriamanitra nibebaka ka niverina ho kristiana, i Darwin. Kanefa jereo anie ny zavatra nosoratany t@ biôgrafian'ny tenany (ary aoka i...
suite
répondu par Nehemiah le 17/05/2013 13:56
Nehemiah
(
17/05/2013 06:25)
Misy galaksia sasany izay années-lumière aman-tapitrisany miala avy aty no misy azy ireo. Raha 1 année-lumière ny distance vitan'ny hazavàna ao anatin'ny herintaona, ary raha 15 tapitrisa années...
suite
répondu par Nehemiah le 17/05/2013 12:19
Nehemiah
(
14/05/2013 06:11)
Taorian'ny diany tany Galapagos, azon'i Charles Darwin an-tsaina tsara fa vontoatin'ny fotopisainany ny fantina natoraly, fa mbola tsy hitany izay mampahomby ny fantina natoraly tahak'izao.
Kanjo, sen...
suite
répondu par Nehemiah le 17/06/2013 13:03
