Tsetsatsetsa tsy aritra

hafahafa ( 20/02/2015 06:47)
Miarahaba antsika rehetra ndray e! Iza no afaka mba mitantara kely ireo toerana fiarahana taminy olon-tiany taloha? Aiza no tena mba tinareo na mahavantana anareo rehefa mandeha? Inona no mety mba nah... tohiny
novalian'i Maningana ny 11/03/2015 06:56
hafahafa ( 02/02/2015 11:05)
Miarahaba antsika rehetra ndray e! Mahafinaritra b lay tsiaro talo fony mbola tany ampianarana e! Ndao ndray hifampizara ireo tsara sy ratsy nolalovana talo tany ampenarana e! Manasa antsika rehetra h... tohiny
novalian'i Hasnfan ny 10/09/2015 09:59
endriny ( 22/01/2015 09:05)
Vao tamin'ny herinandro ry zareo Eraopeanina no nanao fanambarana lehibe fa nahazo tombony 20.000 tapitrisa dolara dia izao anefa hoe mila vonjy maika ny toekarany... ... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/02/2015 22:34
hery ( 19/01/2015 10:36)
Ny endriky ny rantsan-tanana telo (Fanondro, ankihikely, ankihibe) misokatra ary ny rantsan-tanana roa mikombona (fanondroadala sy mpanarampoana) ho an'ny fitenin'ny moana sy marenina dia midika hoe ... tohiny
novalian'i booboo ny 19/01/2015 14:51
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:31)
Lasa aiza tokoa lehiretsy ilay vongam-bolamena be am kilao iny a !? Ary ilay vola tamin'ny gony tratra teny Amboanjobe nankaiza daholo ? ... tohiny
novalian'i Maningana ny 11/03/2015 06:58
hafahafa ( 14/11/2014 10:12)
Miarahaba daolo! Nisy fotoana tany aminy taona 2009 tany sendra nanao vacance tany Fianarantsoa zahay ka sendra nihaino radio no naheno tampoka t@ fandaharana fa ny silak'ilay vato nanoratana ny didy ... tohiny
pixxs ( 09/11/2014 04:58)
Slt daholo tena mba azo antoka ve izy io sa fitaka indray (650000ar lot 200m2) izay manambaovao mba milaza fa na izy ii hahasoa na very vola ... tohiny
novalian'i ttl ny 10/01/2015 13:34
hafahafa ( 27/10/2014 10:06)
Misokatra ndray izao ty ny Concours aminy fanjakana. Efa misy resaka mandeha sahady fa mila mandoa vola sy mahafatatra olona vao afaka. Mbola azo heverina ve fa misy fanantenana ho anireo mpianatra ni... tohiny
hafahafa ( 27/10/2014 09:50)
Tena mahagaga mihintsy fa to lasa misarizoro aminy bandy efa manambady daolo ny sipa kely,ry zala ve efa ela nietezana de lavavolo de mora aminy ny mikoty sipa kely sa mampiasa vola? Le sipa kely ko t... tohiny
novalian'i hery ny 14/11/2014 10:51
rabaradaka ( 06/10/2014 05:20)
na inona tsy fahaizana na inona hadondronana, rehefa ministre izany ianao dia tokony hiezaka hahay na hifehy teny frantsay sy ny tenin-draznao. I Tabera Randriamanantsoa tsy sahy niteny frantsay mihit... tohiny
novalian'i Maningana ny 08/10/2014 04:58
hafahafa ( 01/10/2014 08:04)
Miarahaba daolo o! Za ry zareo tena efa atraminy mbola kely no naheno an'ty Atodin'Omby ity ka mba liana za ny hafatatra ny tena marina aminy le izy. Zavatra tena misy ve izy io sa anarana entina ilaz... tohiny
sitlo ( 24/09/2014 06:22)
. . . [center][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7e3a9048e68134031552f2897cb617b3.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i 5laody ny 26/09/2014 12:05
sylmada ( 10/09/2014 12:06)
Vakio de jereo fa maimaim-poana nefa ahazoana vola ny fijerenao pub. Tena mahafinaritra, sady sika malagasy mbola tsy mifanerasera firy @ireto banques virtuelles toy ny Paypal, Nettler, Perfect Money,... tohiny
ora ( 09/07/2014 10:54)
io zany lay tonga amin'ny fitenenana hoe ALEO LO TOA IZAY AN-KAVANA e, henjehina ery ny olona amin'io resaka Andramena io nefa izao dia ho DORANA, tsy aleo ve amidy hivadika ho vola mba hanarenana ny ... tohiny
vazivazo ( 23/06/2014 09:55)
Sendra niserana tato an-dohako ity hevitra ity e, ary sao mba mety koa raha asiana lohahevitra manokana mikasika ny FIVAROTANA ZAVATRA na entana tiana amidy, mety mba maro no liana amin'ilay te hividy... tohiny
novalian'i hery ny 23/06/2014 10:18
endriny ( 12/06/2014 09:11)
Io no tenin'ilay Hery Rajaonarimampianina raha andeha ho any israely izy hitady olona hampiasa ny tany eto hono. Kanefa ny Malagasy aza tsy omena tany... tohiny
novalian'i endriny ny 13/06/2014 09:18
sahia ( 19/05/2014 11:41)
Tena tsy azoko mihitsy ny fomba fiasan'ireto Jirama ireto e, izahay efa tamin'ny JUIN 2010 no nahaloa ny devis amin'ny fampidirana herin'aratra, hatramin'izao dia mbola tsy mivaly , KANEFA NY OLONA NA... tohiny
sahia ( 12/05/2014 07:29)
Mba mitady ireny olona MPANAMBOATRA PAOMPY VITA MALAGASY ireny zah raha mba afaka manolo-tanana ahy ianareo. asa raha azonareo ny tiako lazaina, tsy robinet an'ny jirama akory fa ilay ahafahana mampia... tohiny
novalian'i sahia ny 22/05/2014 04:50
shala ( 18/04/2014 05:44)
miarahaba ny namana ato@serasera! mba mila fanampiana&toro-hevitr ra mba misy mahalala.mba tovovavy ihany ny tena fa dia toa mandreraka mahita ny vehivavy be volo tongotra,faniriko ny mba ts apaniry b... tohiny
novalian'i shala ny 12/06/2014 19:49
borishaja ( 16/04/2014 10:15)
Mba saika hanontany raha misy afaka hamaly fa tsy hitako izay hijerrevana ny valina antay tranokala: Ahoana kay ny fomba famelomana indray (réactivation) ny "puce" Taratra Mobile raha mbola azo atao... tohiny
novalian'i yohanan ny 25/08/2014 12:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244