Tsetsatsetsa tsy aritra
sahia
(
11/12/2017 13:32)
Mba ahoan n fomba fandraisanareo ireo olona milaza ho voyant sy voyante eto madagascar ireo? Misy tena miseho ao anaty fahita-lavitra mihitsy manambara ny zavatra tiany avoitra. Misy tena azo raisina ...
suite
répondu par booboo le 08/01/2018 10:33
slenjah
(
14/09/2017 18:25)
asa ra tsikaritrao fa dia mia mtotongana andro amanalin ny fiainan-dRamalagasy
iza nefa no tena antonizani e???
efa voahozona v tsik mb ts ivoatr sy androso sa awn
mampalaelo b fa toa isik efa sami ts...
suite
alexandra32
(
11/08/2017 06:49)
Manahoana daholo,
Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.
Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si...
suite
répondu par shafira le 06/01/2018 10:59
alexandra32
(
22/07/2017 19:58)
Ry namana Malagasy rehetra,
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ...
suite
angouz
(
12/10/2016 14:52)
Salama daholo !
Hono oa azo atao ve ny manoratra fanjonohana olona mba ho solokina eto amin'ity serasera ity eto, misy olona milaza fa afaka mampindrana vola hatramin'ny 900 000€ dia avy eo alain'n...
suite
répondu par hery le 05/04/2017 18:44
Ditrakely
(
22/08/2016 13:57)
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ia...
suite
répondu par hery le 05/04/2017 18:45
tiaviniainagasy
(
16/06/2016 14:04)
Mitady mpitaiza vavy. Taona 15-18. Kilasy mody. contra tsy voafetra. Zaza tezaina 2taona lahy kely. Num: 0350835025 na 0322499399...
suite
tiaviniainagasy
(
16/06/2016 14:04)
Mitady mpitaiza vavy. Taona 15-18. Kilasy mody. contra tsy voafetra. Zaza tezaina 2taona lahy kely. Num: 0350835025 na 0322499399...
suite
tiaviniainagasy
(
16/06/2016 14:03)
Mitady mpitaiza vavy. Taona 15-18. Kilasy mody. contra tsy voafetra. Zaza tezaina 2taona lahy kely. Num: 0350835025 na 0322499399...
suite
ericruj
(
04/05/2016 11:45)
Manahoana daholo,
Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.
Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme s...
suite
répondu par rhaj0 le 04/05/2016 14:51
sahia
(
07/03/2016 10:51)
Sao mba misy mahalala hoe AIZA HO AIZA eto Tanà moa no misy izany LA MAREE izany, tena tsy fantatro tsara ilay izy na ESPACE na RESTAURANT aloha fa dia izany no hiangaviana anareo izay afaka mba man...
suite
répondu par sahia le 14/03/2016 08:05
RUZ9
(
29/02/2016 09:05)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay.
Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk...
suite
ericruj
(
15/02/2016 07:59)
Miarahaba daholo,
Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina.
...
suite
répondu par rhaj0 le 18/02/2016 14:22
sakaiz
(
10/05/2015 11:07)
lasa ny saiko ry zareo!mba nanontany olona(lehibe a)ny tenako teo fa hadinoko tampoka ny prenom-an'i ravelonarivo hoe jack sa jean!dia hoy aho hoe iza moa ny anaran PM iny?
ny valiny azo???
--->KOLO R...
suite
répondu par vahiny2004 le 05/01/2016 13:50
krik
(
04/05/2015 18:28)
Miarahaba anareo. Mpanao fitaterana no asako. Tena lasa ny saiko hoe, tsy misy vahaolana mihintsy ny mba hampiharana ny lalana mifehy ny fitaterana eto amintsika. Toa manjaka tenterait ny tsy fanajana...
suite
répondu par razafyaina2o15 le 25/04/2016 11:26
shala
(
25/03/2015 12:29)
Tena mba gaga aho ry namana isany,mba efa elaela iany aho no mpikambana tato nefa dia Tena gaga aho anjoany fa naita anaran' olona mitovy le olo-tiako(prénom-any anakiroa mitsy fa ts mb hoe ray iany)...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 22/06/2015 15:59
sahia
(
05/03/2015 12:05)
Efa nentiko teto ihany lay fampidirana jiro efa t@ 2010, dia FALY aloha ry zareo ny tena fa na ela aza ilay izy dia mba NIVALY IHANY afaka DIMY TAONA TATY AORIANA e, tonga nanao ny installation ry zal...
suite
répondu par Maningana le 11/03/2015 06:55
endriny
(
05/03/2015 04:48)
Tokony mba hoe izay lohahevitra mbola misy mamaly dia miverina ety amin'ny pejy voalohany
Misaotra Tompoko...
suite
répondu par 5laody le 09/03/2015 16:22
