Tsetsatsetsa tsy aritra

Nehemiah ( 13/05/2013 06:40)
Eo izany isika dia handinika ny momba ny vokatra ratsy sy mitondra faisana indrindra @ darwinisme ara-piaraha-monina : ny génocide. @'izao fotoana politiquement correct izao, lazaina fa "les personn... suite
répondu par Nehemiah le 14/05/2013 06:13
Nehemiah ( 11/05/2013 06:04)
Efa noresahana lalindalina ihany ny fifandraisan'ny fotopisainan'i Darwin sy ny eozenisma. Ka mety miteny ny sasany hoe: "Tsy mba nampianatra na niteny na nieritreritra momba an'izay anie i Darwin e !... suite
répondu par Nehemiah le 13/05/2013 06:42
Nehemiah ( 10/05/2013 08:52)
Raha marina ny haiolombelon'i Charles Darwin sy ny darwinisme ara-piaraha-monina, inona moa no mahasakana ny olombelona tsy hifehy ny fiterahany mba hanatsara ny rafi-batana sy ny halalin-tsain'ny olo... suite
répondu par Nehemiah le 11/05/2013 06:05
Nehemiah ( 10/05/2013 07:12)
Andeha isika hijerijery akaikikaiky ny "The Origin of Species" nosoratan'i Charles Darwin. Raha ezahana fintinana io boky io dia milaza fa avy @ sela tsotra ny zavamananaina ankehitriny ary ny fiangon... suite
répondu par Nehemiah le 10/05/2013 08:53
Nehemiah ( 08/05/2013 08:44)
Andeha isika hijerijery akaikikaiky ny "The Origin of Species" nosoratan'i Charles Darwin. Raha ezahana fintinana io boky io dia milaza fa avy @ sela tsotra ny zavamananaina ankehitriny ary ny fiangon... suite
répondu par Nehemiah le 10/05/2013 07:13
Nehemiah ( 07/05/2013 08:43)
I Erasmus Darwin dia niara-nanorina ny Fikambanan'ny Volana. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/7cd05ec92da2297e3658ec895b53bc3a.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7cd05ec92... suite
répondu par Nehemiah le 08/05/2013 08:46
Nehemiah ( 06/05/2013 08:26)
Vitsy dia vitsy ny olona nanana lanja nohon'i Charles Darwin t@ tantaran'izao tontolo izao. Nisy olona nilaza mihitsy fa ny hevitr'i Darwin no hevitra mavesa-danja indrindra noforonin'ny ati-dohan'olo... suite
répondu par Nehemiah le 07/05/2013 08:47
Nehemiah ( 10/04/2013 05:43)
Tsy mba fideràna ny fiantsoana olona 1 hoe "[i]sampona[/i]" satria ny sampona, izay "diso kôpia" ao anatin'ny ADN, dia matetika dia matetika fahavoazana. Raha ny marina dia betsaka ny sampona izay f... suite
Nehemiah ( 06/04/2013 08:42)
Nametraka fanontaniana rariny maromaro ny namana Hery momba ny fitantaran'ny [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%206-9]Gen. 6-9[/url] ny namana Hery, ka ho valiana eto tsirairay izy ireo.... suite
Nehemiah ( 05/04/2013 06:46)
Efa mba nanontany tena ve ianao @ fomba ahoana no nahafahan'i Noa mampiditra dinôzôra anatin'ny Sambofiarany ? Ohatra : mba omby ny varavarana ihany ve ny [i]Brachiosaurus[/i] ? [url=http://forum.s... suite
répondu par Nehemiah le 08/06/2013 15:17
Nehemiah ( 04/04/2013 06:49)
Raha afaka misafidy ny planety tianao onenana, ny aiza no safidianao ? Raha izaho aloha dia maka ny Tany ihany, satria tena hoatran'ny natao indrindra mba hipetrahan'ny zavaboary ilay izy. Na ny halav... suite
Nehemiah ( 02/04/2013 15:03)
Mino aho fa efa mba naheno na namaky ny mombamomba ny dinôzôra misy volomborona ianareo, raha tsy hoe nivelona tao anaty zohy ny sasany tato ho ato. Hoatran'ny henohenontsika foana fa nivoatra avy t... suite
Nehemiah ( 25/03/2013 06:10)
Efa mba nahita olona nanapoaka trozona ve ianao ? Nisy trozona maty anankiray nitsingevaheva akaikin'ny morontsiraka any Australie Atsimo izay napoakan'olona mantsy. Nisalasala ny mpitandro filaminana... suite
Nehemiah ( 22/03/2013 12:59)
Inona no itovizan'ny totozy sy ny lali-boankazo ? Tsy misy, raha tsy mijery akaiky, nefa misy mpahay zenetika nahita fa misy fototarazony (gènes) sasany izay tena mitovy. Matetika dia antitranterina... suite
saho ( 19/03/2013 13:14)
Salut hery, ary toa tsy mitombona taona 2013 le fampilazana amin io takelaka io sa takelaka efa tsy mitombona intsony io Mahagaga, efa maro be ny filazana manjo etsy sy eroa fa eto toa tsy misy filaza... suite
répondu par hery le 21/03/2013 07:45
Nehemiah ( 19/03/2013 12:50)
Tsy manirikiry ve rehefa manjary mangatsiaka alohan'ny afahanao misotro azy ny kafenao ? Kanefa tsy tokony himenomenona ianao @ manaraka fa mifaly, satria nahavita fanandramana @ taranja termôdinamik... suite
Nehemiah ( 15/03/2013 07:28)
Nisy, hono, meteôrita namely ny Yucatan 65 tapitrisa taona, ka nahatonga ny fandringanan'ny dinôzôra rehetra (nefa mba afa-bela ihany ny voay sy ny sokatra, asa angaha nahoana), nefa nisy nanadino ... suite
ral_ ( 10/03/2013 19:23)
Salama daholo isika rehetra Inona avy ny zavatra na fitaovana efa nampiasainao tsy tamin'ny tanjona namoronana azy? ohatra: efa nampiasa antsy mofo aho nataoko tournevis; efa nampiasa finday aho ... suite
répondu par ral_ le 20/04/2013 12:21
ral_ ( 09/03/2013 16:49)
Salama daholo Nangalarin-dry zalahy ve ilay haisoratra.org fatoa tena tsy misy azoko intsony ny ao anatiny sa ny solosaina mpiasaiko no mamadika tarehintsoratra? nefa misy sarina sinoa maromaro ilay s... suite
répondu par Miharena le 12/03/2013 00:32
Nehemiah ( 05/03/2013 07:03)
Hita matetika mipetraka @ pôzy hafahafa ny fôsilina dinôzôra : mitràka mafy mankany aoriana ny lohany, miforitra ny tongony ary mitsotra mankany ambony ny rambony. [url=http://forum.serasera.org... suite
répondu par Miharena le 13/03/2013 15:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.035