Tsetsatsetsa tsy aritra

Nehemiah ( 02/03/2013 13:24)
Raha ataontsika hoe misy olona manapa-kevitra ny hanamboatra "gâteau d'anniversaire" ho an'ny Tany, mila labozia firy izy ? Betsaka ny olona izay hamaly hoe mila labozia 4 500 tapitrisa satria 4 500 ... suite
répondu par Miharena le 12/03/2013 00:39
Nehemiah ( 13/02/2013 14:51)
Ahoana kay no andikàna ny teny "information" @ teny gasy @'ity fehezanteny ity ? "Le vivant est bâti sur l'information, l'ADN est une bibliothèque de la taille de plusieurs millers de dictionnaire... suite
répondu par Miharena le 09/03/2013 17:45
akamatiana ( 04/02/2013 15:57)
Miarahaba antsika rehetra , mba saika anontany an'ireo namana izay mipetraka any mahajanga ny tenanay , mikasa ny mba hanao vakansy any manko , ka raha mba misy mahafantatra toerana ( villa sns....) a... suite
répondu par miarilala le 18/03/2013 20:41
rabefou ( 23/01/2013 17:37)
misy tournant kely izay eo akaikin'ny tranonay, zahay mantsy aty ambanivohitra, farafahakeliny 1 isa-tapabolana ny accident eo, na io fifampikasohana, na io fifandonana mihitsy. isaorana an'Andriamani... suite
répondu par ral_ le 09/03/2013 16:59
faazavana ( 21/01/2013 08:06)
tam faraparan'ny taona iny dia ny resaka faraandro no tena nanamarika azy. ary ny mahavariana dia ireo mpitondra fivavahana no milaza fa mahalala ny datin'ny faraandro. Fa moa ve tena mivavaka tokoa i... suite
répondu par MIANTSATIA le 14/03/2013 12:35
Nehemiah ( 15/01/2013 15:16)
Efa tonga tao an-tsainao ve izany hoe inona no karazana porofo haharesy lahatra ny mpandà an'Andriamanitra fa nohariana izao tontolo izao. Nanome valiny mahavaky vava i Scott Todd, miasa @ Canada Sta... suite
répondu par Nehemiah le 14/03/2013 06:24
Nehemiah ( 09/01/2013 08:53)
Ny ankabetsahan'ny sarambabem-bahoaka dia tsy mahazo an-tsaina loatra fa ny zavatra heverin'ny daholobe ho "porofo tsy azo toherin'ny evolision'ny olombelona" dia matetika loatra porofo fragmentaire m... suite
milamm ( 20/12/2012 13:17)
Anglisy tanora 30 taona i Steven Frayne avy ao Bradford(avy ao atsinanany Yorkshire U.K) ary anisany fampisehoana mahazendana iray nataony ity mahavariana http://www.youtube.com/watch?v=qEc_jeGBVxs... suite
répondu par milamm le 20/12/2012 17:55
heirzo ( 20/09/2012 10:04)
Salama daholo! Mety ho possible iany ve ny hahafantarana azy ireny (Numéro chaché). Dia ahoana no atao hahafantarana azy ireny... suite
répondu par Lars le 26/09/2012 13:28
ledala ( 14/09/2012 19:34)
mba tsy aritra Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana e... suite
heirzo ( 12/09/2012 14:12)
Salama daholo tsika mpikambana ato amin'ny serasera! Hono ho aho, sao dia mba misy mahay mi-activer facebook amin'ny puce airtel kay ato azafady. Miala tsiny fa tsy mahay e! Mazotoa daholo tompoko ô... suite
ledala ( 15/08/2012 20:31)
sendra mba itako de tsy aritro eh, hay ve isika ka laharana faha-130 (PIB=9 359 millions de Dollars amer)amin'ny tany mpanan-karena eto an-tany e, Etats Unis(PIB=15 064 816 millions de dollards americ... suite
mrija ( 11/08/2012 13:34)
Mba tongava aty aminay manao vacance eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee.... suite
répondu par hadji le 06/09/2012 05:34
gasyjean ( 24/07/2012 16:35)
Manahoana daholo!! Mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy ity, Mba manao ahoana re ny mety ho fiovan'ny tantarantsika raha ohatra ka misy tolotra avy amin'ny firenena frantsay hampiditra antsika ho "dépa... suite
répondu par gasyjean le 30/09/2012 17:26
VVSihany ( 17/06/2012 12:48)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... suite
ledala ( 15/06/2012 20:27)
[b]Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava[/b] - kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io -lasan'ny vahiny any atramin'ny vits... suite
répondu par ded.kitty le 16/07/2012 22:58
ledala ( 15/06/2012 20:27)
[b]Miala tsiny fa tsy manana porofo na antotan'isa mazava[/b] - kely dia kely hono ny vola miditra amin'ny kitapom-mbola ny fanjakana Malagasy amin'io tetik'asa io -lasan'ny vahiny any atramin'ny vits... suite
Blackeagle ( 04/03/2012 13:07)
FAMORANA = FOMBA AN`ALIKA, TSY ILAINA NO SADY MANDANY JALA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO NO SADY GASY TERISAINA MAIVAN-DOHA MPILELA-BODY, COLONISE DANS LA TETE PAR LES VAZAHA ET LES KA... suite
répondu par tsehiromy le 09/03/2017 03:35
nary923 ( 28/01/2012 15:47)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... suite
répondu par niryna le 12/04/2012 15:49
andrywui ( 03/01/2012 22:10)
I pikatti le bandy tato amn serasera iny ve no ratonga sa hafa mitsy e misy ankizy ato manko miresaka amiko oe olona iray iany reo ....marina ve zay. Misaotra ..... suite
répondu par andrywui le 21/04/2012 10:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.042