Sendra mba niditra Ministera

1. rabaradaka ( 16/04/2007 14:13)
Gaga aho leiretsy fa mba nanontany zavatra tao amin'ny Ministeran'ny Fambolena dia izao : tsy misy zavatra mandeha ao fa mbola tsy misy voatendry ireo direktera. Dia hoy aho hoe miandry an-dRavalo hatramin'ny hampanasa WC ve ? Rehefa tsy mamely kosa dadatoa dia esory a, na zanaka an-tranon-dRavalo aza. Aleo ataon-dRabaradaka ny asa !
novalian'i hertix ny 12/07/2007 19:23
2. Fiffi ( 16/04/2007 14:40)
inona hiany aza ity be taraina tsy misy farany ity ? Inona no idiran'ny fanasana zay wc @ Ravalo ? :roll::roll::roll::roll:
3. pissoa ( 17/04/2007 06:58)
rabaradaka :-D:-D:-D
4. melody ( 17/04/2007 12:21)
mitomany seza anga rabaradaka?:°)
5. tynah ( 17/04/2007 18:10)
mampi baradaka izy zany an!!!
6. jigs ( 12/07/2007 14:21)

Mahagaga ahy mihitsy ity Rabaradaka ity! normal be mihitsy ilay anaranao; toa karazan'olona mpimenomenona foana, tsy mba mahay mankasitraka mihitsy, tsy mahita afa-tsy ny lafiratsin-javatra ihany. Asa izay mba ho vadinao io any ahoriana any, sa... efa manana??? Tsy mba mipetraka izany ianao io raha tsy lelafina mihitsy ny seza na ny pô??? Mampalahelo ahy ianao; mba hatraiza re ny fari-pahaizanao e??? toa olona tsy mba nandalo classe de 1ère akory angamba. Tsy te-hiteny betsaka aho fa raha toa izao daholo ny ataon'ny olona dia asa fotsiny no hiafarantsika ity. Mba mandiniha ihany vao miteny e!
7. hertix ( 12/07/2007 19:23)
Sa... mafy izany very seza?!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875