Rafozandahy

1. miarina ( 10/09/2007 13:24)
Tsy hitako izay lohahevitra ametrahana ity resaka ity koa dia eto no voatery napetrako.

Efa manambady aho izany herintaona sy tapany izay. Nisy fotoana nipetraka tany @ io rafozako io izahay mivady(mbola tsy niasa aho tamin'io). Mba manotany ny hevitrareo aho (raha sendra hamaly ahy fotsiny dia tsy tiako asiana resaka hoe mpivavaka ianao koa dia mamela na toy izao satria izany no ao anaty baiboly).
- Herintaona lasa mahery kely izay dia nanao avance tamiko io rafozandahiko io ary saika norohany aho(@ vava io). (Je suis beau, il a envie de rester avec moi mais pas aller au boulot, je suis doux ....). Manana profo aho satria no filmé t@ Cam ireo nataony rehetra2 ireo ary nafeniko hatramizao.
- Volana vitsivitsy taty aoriana dia nisy mariage neuveu-ny rafozandahiko(amiko dia tsy invité izahay satria tsy nisy antso na inona na inona tonga taty aminay mivady). Naheno anefa io rafozako io dia natsoiny aho ny andron'ilay mariage(soratra no marina). Novelomimpotsiny aho tany @ ndry zareo, no profiter ko ny zanany ahazoako taratasy sy ny asa (izy no niteny ahy hoe raha solution mipetraha aty aminay ... raha solution ataovy ny mariage nareo).
- Ny tena mahatsiravina ahy dia olondehibe efa ho dimapolo taona ilay rangahy nefa dia mitondra tena toy ireny zazakely ireny foana.
Nanapakevitra aho fa tsy hamela azy t@ zavatra nataony rehetra mandrampahafatiko (raha izaho no maty aloha). Tsy mila mihaona aminy intsony aho na miresaka aminy raha tena tsy efa azo ialana. Ampy izay satria na dia efa tsy miteny na inona na inona aza aho dia mbola izy foana no basivava.
novalian'i mpindrana ny 11/09/2007 11:45
2. diamondra27 ( 10/09/2007 16:53)
e e e, je respecte ton choix fa en plus n'izay an ny zavatra toa izao dia manontania ou miresaha ange ianao olona manodidina anareo fa efa nisy nataony an'zao koa fa saingy tsy sahy miteny ny olona na koa matahotra na menatra.
Dia raha izaho no eo @ plasinareo de regler-ko ny compte satria efa tapakevitra @ ze acte ataoko aminy rehetra aho.
Tsy ny olona no victime fa ianao (indirect io ndraindray)

tsy @film ihany no ahitana toe-javatra toa izao fa @ fianana réelle
3. Ccilia ( 11/09/2007 08:00)
Rehefa ela ny ela dia ianao indray no homen'ny fianakaviana tsiny hoe miavonavona na hoe ratsy toetra noho ianao mihatakataka lava io, satria tsy fantany ny antony.

Délicat ihany ilay situation satria lasa tsy hifandray intsony izy mianaka (vadinao sy rafozandahy) raha vakianao ny marina.

Nefa hoy aho, aleo lazaina ny vadinao am-pahendrena, très calemement, raha tsy mino izy vao asehoy ny preuves. Anehoana fa olon-kendry manan-kasina ianao fa tsy jiolahimbavy entim-po sy be ambo fotsiny.
4. miarina ( 11/09/2007 08:54)
Diamondra--> misaotra betsaka namaly. Ny marina aloha dia efa noresahiny tamiko fa efa notoriany zanany t@ resaka atouchement sexuel t@ zanany izy taloha fa notsoahiny vadiny ilay izy avy eo.
Ccilia--> efa izay no mitranga izao. Ny famille dia efa itantarany daholo hoe izaho no miavonavona. NY vadiko dia efa mahalala. Ny tena maharikoriko @ le resaka dia lahy aho fa tsy vavy
5. mpindrana ( 11/09/2007 11:45)
anisan'ny fisedrana ny tokatranonareo ny zavatra toy izao ry miarina a!.hoe zakanao tsara ve ny fiainan'ny fianakaviam-badinao sa misy zavatra tadiavinao fotsiny ao .
Lalanan'ny fiainana eo @ rafozana sy vinanto io baina a!.Ny fahaizanao miresaka sy mihetsiketsika ihany no mahatampina ny mason'ny rafozanao .
Dominao tapany izy handoa erany de zay .
Aza asiana quoi zay vavan'ny fianakaviany any fa asehoy fotsiny hoe mahavita ny tokatranonao ianao de izay .
Zay anie no tena tadiavin'ny rafozana e! ,hoe : mahavelona ny zanany ianao ,fa tsy velomim-pôtsiny e!ary mba mijoroa @ maha lehilahy baina fa aza bonaika be sy manao an-dolom-po toy io a!.tonga de tairo zay masaka ao an-dohanao de ataovy . OK!
Ao tsara baina fa de mazotoa e!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1975