Diaspora
niryna
(
19/07/2011 15:20)
Asa lahy fa lasa atao resaka foana ny hoe noho ny fahasarotan'ny fiainana dia lasa mangalatra ,mivarotena,mamono olona ,tia kely sy misoloky.Maro tsy voatanisa;anareo no manohy azy.
Raha manana asa...
suite
répondu par niryna le 31/07/2011 20:22
toky8
(
10/05/2011 00:23)
Salama daholo ô!
Mba hitantara anareo ny olako sao misy afaka mifanampy amiko azafady :
Nianatra aty Marseille aho ary mikasa hody any dago aho amin'ny juillet 2011 izao satria vita ny fianarako.
K...
suite
répondu par Ratoa le 29/05/2011 02:37
rojosalohy
(
26/04/2011 14:07)
Ho an'ny olona rehetra avy ao Manandona-AntsirabeII, izay akaiky na lavitra. Aza adino ny tanàna fa ndao hifandray tanana ny iray fihaviana. Misy groupe @ anaran'ny tananantsika ao @ facebook de midi...
suite
répondu par soanja le 28/04/2011 10:42
cpd8910
(
04/04/2011 16:57)
Maro no nametram-panotaniana raha nadre fa toa tsy manana Ph.D araka ny lazainy eraky ny tanety akory io rangahy lasa Ministre io. Nisy nilaza taminay fa raha miditra ao amin'ny site web Université...
suite
répondu par cpd8910 le 02/08/2011 05:25
soanja
(
13/03/2011 10:06)
Hono hoy aho misy namana eto am serasera ve ao Allemagne? mba andefaso mail aho raha maniry te hihaona amiko ianao. Hiresaka momba an'i Madagasikara sy ny ho aviny. am Avril. Siegen, Hannover, Berlin ...
suite
répondu par soanja le 04/04/2011 01:12
bazylou
(
23/02/2011 19:00)
fa io rns tsy misy farany io ihany no andanian aandro e.
ny pokona ary efa kere 50 taona, ianao rns sy hizity bmw
beuurrrk...
suite
répondu par vahiny2004 le 22/06/2011 12:32
jekanefara
(
11/02/2011 20:44)
Raha mba misy afaka manoro hoe aiza ny lalana tody fiara (taxi-brousse ihany no ady eo) any Mada mba hanomanana vakansy any Mada? Efa 5 taona no tsy tany ka henonay ihany hoe nisy lalana vita talohalo...
suite
répondu par tsintso le 19/02/2011 17:13
jekanefara
(
09/02/2011 16:08)
Article nosoratan'ny mpitady sakafo bizarre eran'izao tontolo izao sy ny reaction'ny olona nahita ilay izy @ ilay fihinanana ny vao avy notapahina. Azafady @ teny Anglais ilay article. Efa namaly aho ...
suite
catalyn
(
09/02/2011 10:44)
Salama tompoko !
Mba mangataka fanampiana ange azafady ho an'izay mahalala amin'ity cas-ko ity . Je suis allocataire ASSEDIC pour encore a peu près 7 mois eo ho eo, et actuellement je suis enceinte d...
suite
répondu par mirananirina le 09/02/2011 11:46
toky8
(
04/02/2011 20:28)
Manaona daholo ô!
Mba te hanontany hevitra mafy aminareo ange aho azafady indrindra.
Nahazo mail 2 aho nilaza fa voaray tamin'ny "[b]green card lotery[/b]" izay ahafahana mipetraka any USA. Toy izao...
suite
répondu par rurik le 04/05/2011 20:48
laza5700
(
02/02/2011 02:14)
Indro ampitsiahiviko farany ny fangatahako teto tamin'ny herinandro lasa. Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona...
suite
3188
(
24/01/2011 15:46)
aiza kay no tokony ho aleha ra hanavao PASPORT.simba lay izy fa tsy very an!eto americ zah no mipetraka .tokony hanantona ny ambassade et ve sa aona ?misaotra anareo miaoha ...
suite
répondu par soanja le 01/02/2011 01:44
Lejoba
(
24/01/2011 14:34)
Tratry ny taona daholo ny namana
Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada?
Ohatrinona ny sarany raha voiture break (7 places), raha miampy zavatra hafa?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par Lejoba le 14/02/2011 11:25
ainamiamina
(
23/11/2010 18:23)
Salama daholo isika,
Izaho de monina eto Madagasikara, manambady, manajanaka roa kely, ka mikasa ny hifindra any Suisse. reko fa toa misy azo atao tsara any, fa saingy tsy dia mazava amiko loatra ny ...
suite
répondu par sjef le 14/01/2011 23:14
Ralay
(
16/11/2010 17:22)
Dieny izao ary dia efa manomboka miomana isika fa fantatra izao fa any MULHOUSE no atao ny RNS 2011 ny week-end paska (23-24-25 avril 2011). Koa raha misy manana sosokevitra isika namana eto @ seraser...
suite
répondu par Tibao le 16/01/2011 16:09
niryna
(
12/11/2010 04:35)
Nahavariana ity fandaharana ity,miresaka fiainana ilay izy.
Rehefa natao hono ny fandinihina dia ny lehilahy tsy manambady no mandany vola be noho ny lehilahy manambady.
Inona tokoa re no anton'iza...
suite
répondu par 5laody le 06/04/2013 19:04
niryna
(
29/10/2010 15:17)
Indraindray aho dia variana ireo olona izay toa manambany ny mahamalagasy( tsy misy resaka politika ity an,resaka fahaizana no tiako tenenina)
Manambanimbany hoy aho satria raha resaka hoe tsy fahampi...
suite
répondu par niryna le 10/11/2010 06:44
soanja
(
20/09/2010 09:44)
Saika mba hanontany azafady izay mba hotely na toerana fandraisam-bahiny tsara sy milamina ny manodidina ao Antsiranana sy Nosy Be ary Sambava. Toerana manana wifi na afaka manao internet aho na tsy l...
suite
répondu par soanja le 13/11/2010 19:30
nani
(
17/09/2010 20:58)
Manahoana daholo !!!!!
Saika mba hanontany kely , ho an izay mahalala anie azafady hoe mety hafiriana ny vita ny passport biometrika ao Paris. Marihako fa ho an zanako ilay izy , zaho efa manana tami...
suite
répondu par rafahafahana le 13/10/2010 12:52
Tokinao
(
11/09/2010 13:04)
Aty Mkara zah manoratra io, ary hanainga any Paris rahampitso alahady alina. Somary malalaka kely ny valise-ko, koa raha misy zavatra tianareo ampitondraina dia afaka entiko.
Tsy andoavam-bola io a!
...
suite
répondu par cutie le 11/09/2010 16:02
