Diaspora
hana
(
07/09/2010 11:27)
hono ho'aho, fa tsy 700€ net ve ny karaman'ny assistante maternelle 1 volana raha mitaiza zaza tontolo andro, 5j par semaine e? Dia io no alohanao aminy, avy eo mahazo réduction d'impôt ianao ...
suite
répondu par vahiny2004 le 07/01/2011 13:27
3188
(
11/08/2010 22:29)
slt daholo!ho anareo gasy eto usa.mba mangataka email na tel fa manana problme zah dia mba mila hevitra avy aminareo. mba valio @ ity .mba miangavy raha azo atao fa ilaina maika.ty ny numeroako 603 39...
suite
happyfriend
(
10/08/2010 13:39)
asa na misy olona monina any Inde any maharitra - na efa nandalo tany - mitsidika ity dinika ity. mety hifindra monina any afaka volana maro2 vitsy2 ny tena d mba te haheno aminareo efa mahita hoe man...
suite
répondu par soanja le 24/08/2010 13:41
hery
(
22/07/2010 15:49)
Ho an'ny gasy any USA nalaina tao amin'ny
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/36857
Miarahaba,
Hisy filaharana izay andraisan'ny tera-tany malagasy anjara eto Raleigh ny Sabotsy 31 Jo...
suite
répondu par soanja le 09/08/2010 22:06
ni81
(
06/07/2010 10:20)
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay
RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane
Teraka RAKOTOZAFY
Monina ao Val de Reuil – France –
Dia nantsoin’ny Ra...
suite
répondu par niryna le 08/07/2010 18:04
niryna
(
28/05/2010 03:45)
Ho anareo rehetra mipetraka any ivelan'i gasikara ,misy zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana ve indraindray ?
Ohatra hoe ny fanaovana fotoan-gasy na efa aty an-dafy aza
Na hoe koa ilay fanarian...
suite
répondu par niryna le 08/07/2010 18:12
nytaniko
(
21/05/2010 16:06)
Mba mitodika any an-tanindrazana ny saina matetika hoe mba te hividy tany sy hanao trano fa matahotra be ihany @ ity resaka hosoka sy fitaka ity... Mba toroy hevitra ho an'izay efa mba nahavita izany ...
suite
répondu par diamondra27 le 29/05/2010 17:21
chakkakkely
(
19/05/2010 08:37)
ity misy asa ho an ny olona mazoto fa saingy mila manao investissement kely alo am voalohany ah ,
ity ny mail fa ho an zay tena mazoto iany ah
ssipagasy@yahoo.fr...
suite
répondu par herylo le 15/09/2010 20:17
xxx
(
12/05/2010 16:54)
Salama daholo Tompoko,
Mikasa ny hitady vola any Mayotte aho fa tena tsy mahalala ny ambony sy ny ambany mikasika ny fomba rehetra mikasika izany, ka mba maniry ny hisera amin'ireo malagasy efa monin...
suite
répondu par sipagasy le 16/05/2010 20:13
ainamiamina
(
12/05/2010 14:28)
Salama daholo Tompoko,
Mikasa ny hitady vola any Afrika Atsimo aho fa tena tsy mahalala ny ambony sy ny ambany mikasika ny fomba rehetra mikasika izany, ka mba maniry ny hisera amin'ireo malagasy efa...
suite
répondu par bazylou le 19/05/2010 17:52
Ralay
(
09/05/2010 09:18)
Efa ho tonga indray ity ny fialan-tsasatra lehibe taona 2010 ka ho antsika namana izay maniry ny hanao izany aty @ côte d'azur (Nice) dia misy trano azo hofana amin'izany. Raha mila fanazavana fanam...
suite
répondu par sitlo le 09/05/2010 22:24
Tokinao
(
06/05/2010 16:47)
Miarahaba ô!
Sao mba mahafantatra lehilahy atao hoe [b][size=14px]LAURET Julien[/size][/b] ange ianareo e? Izy dia metisy nipetraka tany Madagasikara tamin'ny taona 80. Raha tsy diso aho dia tany ...
suite
sipagasy
(
24/04/2010 17:12)
mba mametraka kely ato aho fa mahasoa e! taizao @ isany ny taranaka fara aman-dimby hisolo antsika ety an-tany e!!
http://vakanala.org/
tsindrio ilay bokotra hoe : vote
...
suite
bazylou
(
20/04/2010 18:35)
antsokosoko hono ny madachange fandefsana vola eto paris dia raikitra ny enquete sy ny fifehezana vaovao. dia nikatona teo ny madachangenao;;;...
suite
répondu par milamm le 22/04/2010 09:51
soanja
(
07/03/2010 16:59)
Raha mba mandalo tanana ianareo ka te hanampy ireo mahantra ao an-tananantsika ao dia mba mivilia ao [b]Tsivatrinikamo[/b] fa misy sekolim-pokotany izay ao tena mila tokoa fanampiana avy amintsika. To...
suite
répondu par soanja le 27/03/2010 22:09
HeryLo
(
02/03/2010 13:35)
Salama tompoko oh!
Mba saika hanontany hoe sao de misy manana tolotr'asa eto @ forum ?
Disponible 7 jour sur 7 24/24...
suite
répondu par HeryLo le 11/03/2010 00:30
niryna
(
17/02/2010 15:58)
Ny firenena rehetra dia samy manana ny fombany avy raha eo amin'ny fanambadiana no asiko teny
Misy tantara iray ity izay mbola kely ny ankizy dia efa alaina vady ,zaza eo amin'ny sivy na folo taona e...
suite
répondu par niryna le 13/03/2010 04:23
niryna
(
01/02/2010 01:55)
Vokatry ny zava-misy eto amin'ny firenentsika dia saika misy famonoan'olona, fangalarana eny na dia andro mazava izao aza dia misitona ny eny an-tanana ireo mpangalatra.Mihamafy ny fiainana mahazo ny ...
suite
répondu par niryna le 13/03/2010 04:26
soanja
(
23/01/2010 16:07)
Hono hoy aho sao efa mba nisy tamintsika aty US nandefa vola mankany CUBA. Ahoana ny fomba atao azafady. Misaotra mialoha. ...
suite
répondu par soanja le 07/03/2010 16:43
mabloo
(
15/01/2010 08:32)
saika mba hanontany ry zareo hoe ahona ny procedure na regroupement familial ah !! hoe hafiriana le izy ho an'zay efa nanao io procedure io !! France no misy ahy dia te ahatonga ny vadiko aty za e!!
...
suite
répondu par fijo le 24/01/2010 20:51
