Diaspora

mabloo ( 15/01/2010 08:32)
saika mba hanontany ry zareo hoe ahona ny procedure na regroupement familial ah !! hoe hafiriana le izy ho an'zay efa nanao io procedure io !! France no misy ahy dia te ahatonga ny vadiko aty za e!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 20:51
hana ( 14/01/2010 15:55)
salama daholo ô Iza no efa nampiasa? Atao @ internet aloha dia avy eo ny portable-nao no ampiasaina. 17ct ny 1mn, fa ny manalasala ahy avy eo ilay rechargement. Nanandrana ilay offre promo aho fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2010 22:56
dera82 ( 14/01/2010 11:09)
Ho antsika rehetra contecté mandritra ny fotoana fiasana na fotoana libre ka te-hihaino Radio en direct avy any Mada: ity misy toolbar à caractère "gasigasy" hahafahana mihaino mivantana RDB (Radio... tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2010 12:59
itaramasoandro ( 11/01/2010 13:13)
hevitra noentiko teo @ tontolo iainana saingy arosoko eto fa mafy ny manjo. tsy nisy nanohy ity hevitra momban'ny fandripahana ny alan'ny nosy ity ny namana teto @ serasera. sady mahatezitra no mam... tohiny
xxx ( 05/01/2010 11:57)
Maniry mafy ary tena mba te ho tafiditra eny @ légion étrangère aho ka sao dia mba misy afaka manome torohevitra sy manampy ahy. Tena fan an'io hatrin'ny ela ao. Merci bcp... tohiny
novalian'i franck101 ny 27/07/2010 14:10
3188 ( 04/01/2010 15:29)
salut!sao dia mba manana adress e mail anieo gasy eto boston nareo fa tena tsy mahita gasy mihintsy zah aty.eto new hampshire zah no mipetraka... tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/01/2010 11:52
fahombiazana ( 02/01/2010 06:24)
Mba afaka mifanerasera @ ny gasy eto Nice kay ve? Aiza no misy fiangonana gasy.... Olona vaovao eto nice aho mantsy. Misaotra ô!... tohiny
toky8 ( 22/12/2009 23:40)
Manaona o! Mila fanampiana aminareo ange azafady : nifarana tamin`ny novembre teo ny formation-ko eto france. Te hiasa eto france aho, ary efa mitady. Mandrapahitako asa anefa dia te hanao formation... tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2010 11:44
Tana101 ( 01/12/2009 10:32)
Salama daholo e, Mitady Malagasy mipetraka any USA afaka monoro-hevitra momba ny fiainana amin'ny ankapobeny, ny fitadiavana asa, ny resaka trano ho an'ny olona vao hifindra monina any. Misaotra tom... tohiny
novalian'i Mbola185 ny 20/12/2009 22:27
ni81 ( 28/11/2009 08:00)
[i]Nampitain'ny namana iray ho ahy dia mba ampitaiko aminareo eto koa. 8O[/i]Une jeune fille exploitée jusqu'à la mort jeudi 26 NOVEMBRE 2009, 07:36 France "Lila, étre esclave en France, et e... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:36
bazylou ( 25/11/2009 17:08)
http ://www.madagascarnet.net/madagascar/sante/41-culture-de-marijuana-a-madagascar-un-dossier-scandaleux-contre-ravalomanana-s-timide.html Marc Ravalomanana a révélé qu’il a déjà sa planta... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:32
khoto ( 16/11/2009 16:40)
Salama aby tompoko! Handalo herinandro (tonga 25/11)ao la réunion aho ka mba mitady hôtely mora manodidina ny 20euros /andro tsy lavitry ny aéroport gillot azfd! Hanao réservation aho rampitso... tohiny
ni81 ( 08/11/2009 15:19)
http://plus7.arte.tv/fr/detailPage/1697660,Grid=1640332.html... tohiny
maresaka ( 08/10/2009 19:02)
Salama,ho an'izay manana trai-kefa mipetraka ivelan'ny kapitaly @ fandefasana fiara any m/kara ka manatitra izany any @ depôt walexport na autotrans iza izao kay no assurance mba azoazo dia ohatrin... tohiny
novalian'i maresaka ny 23/10/2009 07:28
bazylou ( 30/09/2009 12:15)
tao arago le aza, lool, 8 be izao no nigadra, 7 lahy, vavy 1. dia manaova ihany e, vive tgv :-P :-P ... tohiny
niryna ( 28/09/2009 17:12)
Raha mipetraka aty ivelany isika dia mba manana faniriana hoe aleo misy trano any amin'ny tanana mba hivantanina,na hoe aleo manana trano kely na dia ampanofana kely fotsiny ihany aza mba sitrany. Ts... tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2009 23:15
francky501 ( 14/09/2009 11:26)
Manao ahoana daholo e! Ianareo ve efa nisy sendra ny situation-ko? Manana carte de séjour "étudiant" avy ao Frantsa ary hanambady aty Belzika. Lay carte de séjour ho lany daty @ 31 Oktobra. Efa hat... tohiny
maholisoa ( 08/09/2009 10:34)
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... tohiny
xxx ( 08/09/2009 08:41)
NAreo ve tena afapo @anaranareo ,za tena sahirana mihitsy fa tsy tiako ny anarako nefa grave be ny manoova anarana any amintsika ny sasany moa de Tainy no anarany,ny sasany Rabiby,ilay Ray amandreny h... tohiny
novalian'i Ratoa ny 28/09/2009 20:35
madazikart ( 02/09/2009 19:50)
Dia mba faly izany ny tenanay nahazo ny toerany voalohany, na dia fifaninanana tsotsotra ihany aza ilay izy! :D I am proud and honoured to announce that the winner of the dotGALLERY Reflection the... tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/10/2009 03:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2676