Assurance auto temporaire (export)
1. maresaka
(
08/10/2009 19:02)
Salama,ho an'izay manana trai-kefa mipetraka ivelan'ny kapitaly @ fandefasana fiara any m/kara ka manatitra izany any @ depôt walexport na autotrans iza izao kay no assurance mba azoazo dia ohatrinona eo no hitanareo. Maimaika ihany,misaotra mialoha mamaly ny mpanoratra moa dia aty @ région rhone-alpes.
novalian'i maresaka ny 23/10/2009 07:28
3. Ralay
(
17/10/2009 07:19)
Anontanio ireny assurance par telephone ireny fa ireny no mety ho mora ohatra hoe Direct Assurance.
4. tess
(
17/10/2009 08:13)
ity misy traikefa kely asa raha mety hisy hitovizany ihany satria samy eto erupe, nisy couple gasy namako mieptraka paris nividy fiara taty aminay belgik io, dia tsy maintsy mila assurance temporaire ilay fiara juste ny hitondràna azy mande france fotsiny, naleony nifidy an'io satria ny depanazy lafo loatra ny maka azy aty mandeha any, izany hoe nidina tam fiaranyzareo nande aty dia ni roule tam lay fiara novidiana avec assurance temporaire,
raha niresaka tam assureur hoe possible ve ny maka assurance pour une semaine fotsiny dia tsy mety hono fa tsy maitsy un mois, ny vola nalainy un mois 25euro BMW lay fiara, arakaraka ilay fiara no assurance alainy aminao...
ASA na mety hanome idée anao na tsia .

5. tess
(
17/10/2009 08:16)
PS tsy maintsy ny assureur nao no alainao c pas la peine maka assureur hafa fa laviny avy hatrany, c normal satria tsy client -ny ianao tsy mivaky loha am pitsopitsony izany izy, ny assureur nao resahina tsara dia azavaina aminy ny cas rehetra fa manaiky izy satria client -ny ianao tokony hanao plaisir nao izy.
6. maresaka
(
18/10/2009 09:51)
Misaotra @ famaliana e!
Ralay : efa niantso ny direct assurance koa moa fa tsy manao hono zareo.
Tess : efa niresaka t@ assureur-ko tokoa moa fa tsy manao temporaire hono zareo (AXA),raha izaho mahita 25 euros en plus pour un mois izany tena tsy misalasala mihitsy satria ny hitako mora indrindra izao dia 60 euros pour 3 jours en plus efa sahirana vao nahita.
Mbola manohy mitady moa satria @ 23/ 10 izao vao mandeha ilay fiara sao mba mahita moramora ihany satria raha transporteur any @ 350 euros any mihitsy no angatahiny en plus ny fotoana hakany aza tsy voatery mifanaraka @ tianao handefasana azy.(ilay fiara moa dia allemande de 2000). mankasitraka e!

7. tess
(
18/10/2009 13:30)
OUI RAHA DEPANAZY no alaina lafo be!
anefa dia AXA ihany io assurance nalaina io fa samy manana ny hatsarampanahiny ny birao tsirairay, ny taty alou nazavaina nycas dia un mois maximum no ekeny dia 25 euro
bonne chance zany e!
anefa dia AXA ihany io assurance nalaina io fa samy manana ny hatsarampanahiny ny birao tsirairay, ny taty alou nazavaina nycas dia un mois maximum no ekeny dia 25 euro
bonne chance zany e!
8. maresaka
(
23/10/2009 07:28)
Dia izao izany no niafarany e,naka an'ilay 60 euros ihany fa iny no azoazo. Niverina niantso ny axa moa ny tena ary ni-insiste kely nefa ny hany azony atao hono dia 75 eu pour un mois nefa zavatra 3 à 5 jours dia ampy ahy izany hoe na 1 journée na 1 mois dia mitovy foana.
Dia misaotra anareo rehetra nandray anjara sy nanoro hevitra e,dia @ manaraka indray dia mazotoa daholo ô!
Dia misaotra anareo rehetra nandray anjara sy nanoro hevitra e,dia @ manaraka indray dia mazotoa daholo ô!