Diaspora

sergecleo ( 14/03/2012 07:59)
NY ahy manaoka analoha, dia marina fan a hoe amin`ny hatazerana aza no nolazanao an`ilay hevitrao, dia somary sahiko no miteny eto fa misy mahamarina azy ireo hevitra sasantsasany. MIkasika an`ny fomb... suite
répondu par ded.kitty le 13/05/2012 23:26
laza5700 ( 13/03/2012 15:56)
Mba tsara hainoinareo diaspora manana double nationalité ka mety liana hiditra amin'ny fitondrana ny voalazan ity razoky ity amin'ny faraparan ity emission ity. http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-a... suite
cpd8910 ( 12/03/2012 01:02)
RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY Magistrat, enseignant cherchers, politologue. Invité du zoma 02 mars 2012 http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs ... suite
nary923 ( 28/01/2012 15:42)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... suite
répondu par VVSihany le 17/06/2012 12:33
nygasysoafifameno ( 23/01/2012 23:39)
Ny Madagasikara Manentana ny kolontsaina ho fampivoarana (Madagascar animation culturelle pour le développement) Ny tambazotran'ny olom-pirenena tia tanindrazana, ny Hery velona, ny hay ambony, ny ha... suite
saho ( 20/01/2012 17:31)
Faly b fa ho avy ra8, hitondra rivotra vaovao, enga anie ka ho tafavoaka amin ny lavaka maizina ny firenena. Mivavaka isika ho an ny tanindrazana Fandrosoana, Fahafahana, Fiadanana Mety ho voky vary s... suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 00:54
niryna ( 14/01/2012 21:04)
Misy vaovao izay sendra nandalo teo ambanin'ny masoko ka asa na mitombona io na tsia.Navadibadiko fotsiny koa moa ilay izy ary amin'ny teny anglisy.Misy olona iray colonel izy io raha tsy diso aho (a... suite
nygasysoafifameno ( 07/01/2012 23:56)
Miarahaba am-panajana antsika rehetra ary ho taona vaovao hitondra soa sy fahasalamana, Ny Madagascar animation culturelle pour le développement Ny tambazotra Réseau citoyen des forces vives, d'inll... suite
Gasy101 ( 14/12/2011 14:59)
mora be maro isa ny aty anaovako prix masaka be isika fa za ande ody an tanana nefa bola mis 20 aty ... suite
répondu par cardy le 24/02/2012 12:39
Gasy101 ( 13/12/2011 13:37)
Mivarotra CARTE TELEPHONIQUE (Carte aafana miantso ireo havana any dago) amin vidiny ambany dia ambany !!!!raha liana f.ramafaby-at-gmail.com... suite
3188 ( 01/12/2011 23:54)
Slt dool!!!aona kay r reto no tokony ho ataoko fa very ny passportko..me6 mialou.... suite
nary923 ( 22/11/2011 14:43)
Ireo Frantsay ireo miseo strict ery eto fa mba ndao jerena anie ity ataon`ny service de presse ao @ presidence francaise. Pays developpe, mon cul !! firenena ratsy saina tay no sady firenena tsy maha... suite
nary923 ( 22/11/2011 09:11)
Salamana daholo isika rehetra. Izy taminareo ireto no efa nanadalo tao @io zone internationale ao Ivato io, ny tiako ho lazaina hoe eo @ilay toerana fisavana pasipaoro vao tonga io? betsaka amintsika... suite
VVSihany ( 20/11/2011 13:30)
Tena misy mahamarina azy ihany ireo zavatra lazainao eto momba an`ireo vahiny, indrindra indrindra moa ireo frantsay eto amintsika. Misy tokoa izy ireo tena miseo manambony-tena mihitsy ary misy aza t... suite
Blackeagle ( 19/11/2011 14:59)
Salama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mb... suite
répondu par nomeja le 19/11/2011 15:32
cpd8910 ( 16/11/2011 23:40)
Mba asio controle sy fanamarinana hentitra izay diplôme tanisain ny candidat ministre tsirairay ao anaty CV-ny mba tsy hiverina intsony ny fisolokiana toa ny nataon-dry Riana Randriamandavy VII (mis... suite
Blackeagle ( 02/11/2011 15:41)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur. Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh... suite
répondu par rastafarai le 19/11/2011 00:23
nani ( 14/10/2011 19:33)
Bsoir daholo ! izaho dia mitady olona ho any dago alohany 1 Novembre ,ampitondraina document . Mba ilazao ry reto raha mahafantatra ianareo an . Misaotra mialoha ... suite
répondu par bazylou le 20/10/2011 10:16
ni81 ( 30/09/2011 20:20)
Fantatsika ny fodiamandrin'ny namana RATONGA omaly Alakamisy 29 septambra 2011, koa ireo afaka hamangy dia any @ chambre mortuaire ny Asabotsy sy ny Alahady amin'ny 14h -18h. Ny incinération dia ny T... suite
répondu par Ralay le 12/10/2011 15:13
rurik ( 29/07/2011 10:22)
Manahoana daholo ! hono hoa aiza angaha no ahitana billet avion mora amizao ? Misaotra betsaka.... suite
répondu par rurik le 31/07/2011 12:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477