Diaspora

ketak ( 16/08/2018 09:06)
Bonjour Mitady olona mitondra camion hafaka mi débarrasser entana (gorodona....etc) haterina mankany @ dépôt pour une 1/2 journée. Merci 06 77 19 34 63... suite
répondu par hery le 19/08/2018 08:10
ketak ( 16/08/2018 09:03)
Bonjour, mitady maçon hanao tamboho eto ile-de-france 06 77 19 34 63 Merci... suite
ketak ( 12/08/2018 14:55)
Mitady fille au pair. Début: septembre 2018 20h /semaine Chambre contre services Argent de poche + ticket transport fourni Tél: 06 51 19 34 63... suite
répondu par vazivazo le 18/07/2019 14:09
ketak ( 12/08/2018 14:53)
Mitady aide ménagère sérieuse du 15/08/2018 au 31/08/2018 Toerana: RER A Conflans fin d'Oise Tél: 06 51 17 39 12... suite
louloutte ( 13/06/2018 14:26)
Miarahaba antsika rehetra, Mba mila torohevitra avy amin'ireo izay any Singapour azafady. Mba te hila ravinahitra ny tena dia any no mba hita fa tsara. Ny ilàna torohevitra dia hoe ahoana no atao? M... suite
aldien ( 13/05/2018 19:01)
Voici ce je pense marche mal là-bas à Mada et voici quelques idées de suggestions… Pour moi, Madagascar est une vraie terre bénie, une terre riche en ressources naturelles et en terres arables. ... suite
répondu par louloutte le 13/06/2018 14:22
aldien ( 20/04/2018 12:56)
Vitres fumées, Police et corruption, jusqu’à quand ? ?? La?gendarmerie?pointe?du?doigt?la?police?pour?corruption,?annonce?la?Une?des?journaux,?il?y?a?quelques?jours.?Mais?même?sans?ces?grands?dÃ... suite
lantoratsida ( 13/02/2018 12:46)
Miarahaba ny Diaspora rehetra, Naheno vaovao ratsy t@ hainoaman-jery aho herinandro vitsivitsy izay hoe toa misy misandoka ka maka vola any aminareo anefa dia tsy araka ny tokony ho izy akory ny fampi... suite
répondu par mirananirina le 23/02/2018 18:34
alexandra32 ( 06/11/2017 12:08)
Ampasika : Kapohina ny fiara dia endahina ny mpandeha (06-11-2017) - Zary mitovy hatrany ny fanendahana olona izay tratry ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Tetsy amin’ny tetezan’Ampasika, toerana ... suite
tianabeloo ( 25/10/2017 05:49)
Aody o! Miala tsiny ety am-boalohany manonona anarana fianakaviana tsy an'ny tena fa omen-kaja omem-boninahitra re tompoko raha misy mahita izao hafatra izao ianareo. Ny anton'izato topic dia izao :... suite
alexandra32 ( 11/08/2017 06:47)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... suite
répondu par xtah-2018 le 23/05/2018 10:59
alexandra32 ( 11/08/2017 06:46)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... suite
Charoumeni ( 26/07/2017 14:21)
Salama daholo e! Taona vitsivitsy lasa izay nianatra tany ivelany aho. Naniry ny hipetraka tany aho saingy tsy nahita lalana ary anisan'ny fepetra notakiana ny fiverenana aty an-tanindrazana raha vao... suite
répondu par hery le 29/07/2017 07:11
alexandra32 ( 20/07/2017 19:46)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha ... suite
Besisika_Photography ( 07/04/2017 07:11)
Mpifindra monina eto Canada aho ary nandalo vacances kely tany Madagasikara. Ho an'ireo liana, indro misy sary vitsivitsy nalaiko tamin'ny fandalovako. Hampiako sarim-biby (tanalahy, lemurs ary fanihy... suite
répondu par endriny le 08/04/2017 13:28
andrianson ( 27/11/2016 18:47)
Miarahaba Antsika ato. Efa nisy tamintsika diaspora ve Nanao Prêt bancaire(Immobilier) t@banque tao mada. Misy fikasana mantsy anao investissement locatif any an'tanàna ka mba te ahalala ny démarc... suite
répondu par sipagasy le 02/12/2016 15:05
angouz ( 17/09/2016 18:57)
Miarahaba antsika rehetra ! Misy soso-kevitra indray ity ka asa na misy liana na tsia, mahita tany ideal izaho afaka ambolena safran ka sao misy manam-paniriana ny te hifaninana @varotra iraisam-pire... suite
répondu par angouz le 30/09/2016 17:18
maers01 ( 23/06/2016 09:51)
Iea avy ny Gasy eto Nice eh? mba te ifanerasera... suite
répondu par thyna le 04/07/2016 22:19
ericruj ( 09/05/2016 14:02)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... suite
angouz ( 07/05/2016 17:16)
Mba te hifampiresaka @ olona zay efa ela nimpetrahana ao france, fa mba manampaniriana ny te hipretraka any. misaotra !... suite
répondu par angouz le 09/05/2016 13:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1133