Diaspora

aminahcorre3 ( 08/03/2016 23:49)
Tanora gasy mpetraka étoile Bordeaux, 27 Taona, mitady namana ifaneraerana na koa iresahana , atsoy am 07 53 98 11 05 ... tohiny
novalian'i bubba ny 13/03/2016 05:17
erbly27 ( 29/02/2016 16:28)
Arak'io lohateny io dia mitady namana ,vehivavy 32taona hatramin'ny 45taona kristianina ar-piainana . Raha mety mihoatra ny namana ,plus si affinités.Lhl 51 taona ,libre . Na resaka serasera fotsiny... tohiny
novalian'i erbly27 ny 19/02/2017 06:26
pat1106 ( 19/01/2016 15:25)
Salama daolo, raha ohatra ve ka visa touristique no nalaina dia mety ho tafajanonana ao Frantsa raha toa ka maita asa atao. Inona ny zavatra tokony atao, mba toroy hevitra ry namana isany. Misaotra mi... tohiny
novalian'i erbly27 ny 10/05/2016 20:08
mad16 ( 08/11/2015 21:38)
andeha hanao vacance any Dago ny tenako ,hiala eto martinique ny 24nov de ho tonga ao Orly am 8 maraina ( escale) ka hiainga ho any dago ndray ny alinio am 7 ora hariva , izany hoe mitady namana m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2015 20:16
saho ( 10/10/2015 17:51)
fa maninona ireo miasa ambassady malagasy mikarama ambony be inona no antony raha tena nahasoa, mety betsaka ny zavabitany azo nampifandraisana ny toejavatra tsy mety mampandroso any mada ny malagasy... tohiny
mad16 ( 20/05/2015 16:38)
mba ohatrinona eo kay ny mora indrindra ny sarampiara-manidina mankany Dago raha eto Paris ( charles de Gaulle ) ho any dago ny volana oktobra raha mandeha air madagasikara ? misaotra ... tohiny
novalian'i nomeja ny 02/08/2016 15:09
hery ( 10/05/2015 21:17)
Mba misy fanontaniana kely. Inona kay no atao raha réfusé ny visa? Efa nisy nanana expérience ve ianareo? Nahazo an'ilay taratasy hoe "Refus de visa" misy ny antony, dia ery ambany ery misy an'ila... tohiny
gasyjean ( 05/05/2015 17:58)
Ie tsy lainga izany ,fa tena nisokatra marina ihany ilay [url=http://http://www.ambassade-madagascar.com/]Ambassade malagasy[/url] ao Paris.De ho andramana amin'izay aloha zany zao raha mandeha ny a... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:46
mbolatianany ( 29/04/2015 04:47)
Faly miarahaba antsika rehetra, Mba mangataka torohevitra aho. Manana olon-tiana monina any Suède aho. Efa volana maromaro izay no nifankahalalanay, ny namako izay manambady Allemand no nahalalany ah... tohiny
ambohijanaka ( 20/04/2015 10:24)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!! A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha miasa hitanao normal hoe olona... tohiny
Charoumeni ( 04/03/2015 10:04)
Slt daholo an Asa re iza amintsika no manana namana vazaha (namana vavy na lahy fa tsy sipa akory an) za reto otran leo b fa t@ za tany an-dafy, mpinamana tsara zao izahay d avy eo nony teto Mcara ah... tohiny
novalian'i mad16 ny 20/05/2015 16:54
harintsoa15 ( 02/03/2015 22:18)
Naika hangataka torohevitra @ fangatahana visa ankizy tsy ampy taona makany france... tohiny
bazylou ( 09/01/2015 11:56)
mandefa 1eur hoan'ilay mpitsindroka fako sy mihinana zoridira ary milona anaty rano maloto ve ato ???... tohiny
vikina ( 02/01/2015 19:50)
Za vevavy gasy mbola tsy ela no tonga taty andafy. Misy vevavy Frantsay izay miara-miofana amiko ao, tonga vô tsy ela avy any Dago koa le ramatoa fa nisara-bady: nisy vevav gasy naka ny vadiny, eny ... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:30)
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... tohiny
chakakely ( 21/11/2014 19:22)
Manaona daholo ooo saika mba hanotany raha misy eto namana mipetrakaany portugal azafady mba hametrahana fanontanina ny momba momba ny fiainana any sy ny demarche administratif rehetra any raha mikasa... tohiny
tahianamalagasy ( 21/11/2014 07:51)
Mba mila fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaotra indrindra mialoa, ary mirary soa e!... tohiny
hanil ( 22/08/2014 09:46)
Bonjour, Aujourd’hui à 5h31 AM Bonjour, Mba mila fanampiana kely. Zaho dia mipetraka aty Eoropa, ka mba manana fikasana hanafatra ny reniko mba hitsidika kely aty. Ny olana anefa dia tsy mahalala ... tohiny
novalian'i hanil ny 11/11/2015 15:23
turping ( 30/07/2014 06:51)
Lehilahy ,nisaram-panambadiana efa ho dimy taoana ,50taona ,mitady namana na sipa voire plus si affinité ,fiarahana matotra manorina tokan-trano en France .Tsy blème ny resaka taratasy satria doub... tohiny
irdna ( 25/07/2014 09:13)
Miarahaba Tompoko , Misy societe vonona ny hanome asa ahy any '' Fance'' , ka ny tiako mba ho fantatra dia ny hoe: inona avy ny taratasy tokony ho hilaiko mba ho aradalana tsara ny visa ahazoako mial... tohiny
novalian'i irdna ny 19/09/2014 07:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3553