Mitady fanampiasa sosokevitra serieux

41. bandyhendry ( 11/11/2015 15:01)

hanil:
afaka manampy anao tsara aho fa mba mila miresaka tsara aloha inty ny face book : malagasy tia tanindrazana matita : 033 41 508 06 ao no matotra kokoa ny resaka satria mifankahita tava: aza kivy fa ny solution misy foana , Aina MADAGASCAR
Bonjour,
Aujourd’hui à 5h31 AM
Bonjour,
Mba mila fanampiana kely.
Zaho dia mipetraka aty Eoropa, ka mba manana fikasana hanafatra ny reniko mba hitsidika kely aty.
Ny olana anefa dia tsy mahalala olona mintsy za mba afaka hanampy hanome reo antontan taratasy fangatahana visa ao @ ambassade France any Dago fa mampifilafila daolo zay mba andrandraina.
Ka sao mba misy afaka manampy na mahita olona tsy dia sarotiny hifampiraharahana ny @ zay....?
Misaotra betsaka.
42. hanil ( 11/11/2015 15:23)

bandyhendry:

Bonjour ary misaotra @ interet.
Ty ny fb ko : Hanitra Vaovao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486