Mitady fanampiasa sosokevitra serieux

21. endriny ( 28/08/2014 04:26)
Midira fotsiny eo amin'ny namana
dia ampidiro ilay solona'anarana hanil sy ny tenimiafina
Dia midira eo amin'ny hafatra, dia handefa hafatra... dia soraty ilay hoe endriny dia ataovy eo ny e-mail dai aleo amin'ny e-mail no mifampiresaka
Dia mirary soa
22. Noue ( 28/08/2014 07:04)

endriny:

Midira fotsiny eo amin'ny namana
dia ampidiro ilay solona'anarana hanil sy ny tenimiafina
Dia midira eo amin'ny hafatra, dia handefa hafatra...

toa tsy afaka mahita ny hafatra ary toa tsy afaka mandefa hafatra izy satria tsy hita ao @ namana eee
23. endriny ( 28/08/2014 13:08)
Ka sarotra ihany ilay mandefa compte skype sy adresse e-mail eto koa...
24. Noue ( 28/08/2014 15:50)

endriny:

Ka sarotra ihany ilay mandefa compte skype sy adresse e-mail eto koa...

tena marina zany endriny aaa !

tokony mameno ny mombamomba azy hanil zay vao afaka mamaky sy mandefaha hafatra eee

ny vaha-olana ho an'i hanil dia manao reservation ao @ hotel fa mino aho tsy misy olona hanome taratasy momba ny fiainany iray manontolo zao eee ! sarotra zany aaa ! sady olona tsy fantatra ve koo

ny mahagaga ahy fotsiny dia ny vadin'i hanil suédois tena mety tsara ny fandefasany ireo atontan-taratasy ilaina

sady zao koa eee ! ao @ ambasady ao dia tena sarotra be ny fahazahoana visa indrindra indrindra raha vao mahazo taona ny olona (antitra) raha ho aty frantsa io aaa !

sady ay ay ay ! mila olona miasa manana kaonty ao @ banky ary misy tena misy vola tsara ao satria :

-takian'ao @ ambgasady ny taratasin'ny banky hoe ohatrinona ny vola misy ao hanaovana devise
25. vahiny2004 ( 22/09/2014 07:41)
hanil:

Bonjour, Cerfiticat d'hébèregement io ilaiko io e!!! zay entina @ ambasady hangatahana visa.....
fa lasa lavitra le fanazavana satria bdb no manao comment!
Iny ndray aloha mbola tsy henoko mintsy: tsy inona fa ty ambasady Allemagne,,,dia ahoana zany tour zany? aiza no mivantana? Amsterdam zany moa any Hollande?? Dia ahoana le ivantanana?? tsy mahalala nizaninza @ zany toerana rhtr zany anie za e!!! Dia manao ahoana ny coût @ zany??

- ny fahazoako ilay tour dia hoe manao réservation miaraka @ tour opérateur ohatry ny hanao tourisme , hahazoana visa fotsiny, tsy voatery hoe handeha hanao ilay tour izy akory . Fa mety ho visa fohy no azo satria ny tour tsy maharitra . Raha ity solution ity no raisina dia mba miezaka kosa ianao maka azy any Allemagne fa tsy ho hitady olona indray hipetrahany .

- certificat d'hébergement : efa vitsy ny olona mety manao an'io raha olona tsy fantany tsara. Be mantsy ny manao sambo milentika avy eo. Azonao atao koa ny manao réservation d'hotel ho azy eto Frantsa ho solon'ny certificat d'hébergement. Azonao atao par internet io fa mety tsy crédible koa hoe olon-dehibe irery handeha irery haninona aty Frantsa tsy misy zanaka tsy hanao bizna
26. hanil ( 22/09/2014 10:04)

vahiny2004:

Bonjour Vahiny 2004,
Misaotra @ tsipy hevitra....
-lay manao tour ngamba toa tsy mety fa tokony ho durée de 1 mois et demi no ilaina..kanefa araka ny lazainao oe veitvety ny tours de tsy mety zany io ngamba-
-Lay manao reservation hotel zany ngamba sisa....fa de ho lafo izy aloha aminy zay!!!
Well,
Marina tokoa ny teninao fa tsisy mety hanao lay oe" hébergement".....ny Mamako aloha dia mazava ho azy fa tsy handeha irery ...ka rahavaviko no hanaraka azy..zay.efa manambady manana zanaka kely 2, manana asa stable tsara... fa izy no mba vehivavy mahay mikarakara any Mama......ka tsy hitako loatra zay antony hilentehiny aty Europe..fa saingy zay moa le oe aza matoky olona......
Na zany aza dia misaotra anao iany aho fa hitako matotra ianao na dia mbola indray mandeha namaly ny antsoko aza....hitako @ fomba famalinao:)
be dia be ny mamaly eto dia tsisy afa tsy fitsikerana sy negatifs fotsiny......tsy izany no ilaiko, fa action- solution!
Zaho koa moa somary mafy loha zay: Tsisy problemes tsisy solutions zany!
------------
Fa manararaotra kely iany aho-----
izy ty moa dia hapetrako hafatra eto @ ty serasera ty @ fotoanany
Tsy zany fa zaho sy ny vadiko dia manao activités momba ny tourisme rehefa été...zay atao aty @ pays Scandinaves..
Zay mahatonga ahy oe " @ fotoanany, satria zao efa hiditra hiver ny aty"
Ka ny ataonay @ zany dia mitondra olona mitety ny Capitals pays Scandinaves...sy mba manao historik kely...( Stockholm : Suède , Helsinki: Finland, Oslo: Norvège, Copenhague: Danemark)...ka sady misy tours en Caravane, en bateau, voiture sns.....
Ary na plein été aza dia entina mijery ny fanaovana ny Hôtel de glace ny olona...
Bref, zahay sy ny Ekipanay no miantoka ny hébergement, sy transport.....ary mitondra ny olona....10j ours eo ho eo ny faharetany.....
Saingy hatrizay dia tsy mbola nisy gasy mintsy mba nahazo privilège mba manao tours kely sahala aminy zany....ka nihevitra zahay oe hi invité gasy.....???!!!
Olona matotra sy "malala-tsaina" anefa no ilaina satria raha etrangers aty Europe zany tokony mba tena visionnaire , loyaux, honnêtes sns.....
Dia efa atsipiko aminao sahady ny filazana....... zay mbola hamafisiko eto aoriana kely, miaraka @ Coordonnées ko ho any olona mazoto....sy sérieux!
Marihiko avy hatrany fa raisonnable ny frais...momba ny hébergement sy transport..sinon dia miantoka ny dépenses- ny ny olona...
See you then...May be? :)
Have a good day anyway!
Hanil.
27. booboo ( 22/09/2014 11:43)
Hanil > ooooh ! tsara be izany. Raha misy site internet afaka jerena dia tena tsara ;-).
28. Noue ( 23/09/2014 07:07)
hanil:

any Dago fa mampifilafila daolo zay mba andrandraina.
Ka sao mba misy afaka manampy na mahita olona tsy dia sarotiny hifampiraharahana ny @ zay....?

eto aloha dia efa tena sérieux satria efa voatsikera sahady ny any Dago

hanil:
Mitady fanampiana sosokevitra sérieux

sosokevitra no hamaliana anao eto nefa fa tsy tsikera zany akory eee , sady sérieux fa ny anao no ohatran'tsy sérieux zany satria @ fomba ahoana no hamaliana anao nefa ny momba anao aza tsy misy ?

toa namana tsy hita ?

hanil:
be dia be ny mamaly eto dia tsisy afa tsy fitsikerana sy negatifs fotsiny......tsy izany no ilaiko, fa action- solution!

tsy resaka hoe fitsikerana sy négatifs no hamaliana anao fa mba jereo koa ny réalité eee

hanil:
Tsy zany fa zaho sy ny vadiko dia manao activités momba ny tourisme

vao mia tsara anié zany eeee ! tena @ io activité nareo mivady io mihitsy no tsy hisian'ny olana @ fanaovanareo taratasy ho an'reninao

ka tsy azoko hoe fa minona no mitady olana etsy sy ero nefa ny vaha-olana eo am-pelatananareo mivady ?????

hanil:
Olona matotra sy "malala-tsaina" anefa no ilaina satria raha etrangers aty Europe zany tokony mba tena visionnaire , loyaux, honnêtes sns.....

@ asanareo ve dia tokony izao no lazaina @ olona ???? nefa hoe ianareo mivady io manao tourisme io no asanareo ????

-------------Ka ny ataonay @ zany dia mitondra olona mitety ny Capitals pays Scandinaves...sy mba manao historik kely...( Stockholm : Suède , Helsinki: Finland, Oslo: Norvège, Copenhague: Danemark)...ka sady misy tours en Caravane, en bateau, voiture sns....

Olona matotra sy "malala-tsaina" anefa no ilaina satria raha etrangers aty Europe zany tokony mba tena visionnaire , loyaux, honnêtes sns....

tonga zany ilay touristes dia manao reservation any @ nareo , fa kosa tsy maintsy dinidinihina sy fakafakaina tsirairay hoe loyaux sy honety aloha ny olona ??????

SERIEUX ???????
29. hanil ( 23/09/2014 08:25)

booboo:

Hanil > ooooh ! tsara be izany. Raha misy site internet afaka jerena dia tena tsara ;-).

Bonjour Booboo:)
Merci pour l'intêret:)
Eny tokoa misy ny site azo jerena.
Zaho moa dia vao sambany mintsy ny niditra ty serasera ty ka tsy de mbola havanana tsara.
Hitako tsara tokoa ny manao zavatra @ teny gasy daholo tahaka ny ato. sainga tsorina par humilité fa ngamba efa zatra teny vahiny ka lasa sarota sy tsy azo ny indication sy guide ndraindray.
Zaho zao ohatra nanao contact "namana" dia asa na tsy mamaly le olona na tsy mety le izy fa de nihodikodina teto aho efa adiny 1...hihihi
Sinon tena encourager-na ny tahaka tony.
Araka ny lazaiko omaly aloha dia @ fotoany no hametrahako ny details eto....:
Anakiroa manko ny activités:
-hiver : zay sasany @ ekipanay ihany no manao azy....ka satria tsy de lava ny vacances d'hiver dia voafetra koa ny aleha.....Exemple ohatra zao ny manakany nord be de la Suède...dia manao ski ,na snowmobile....matory ao @ hotel de glace...sns
Amin'io fotoana io dia Suède sy Norvège iany no vita fa noho ny glace sy neige dia tsy vita ny mandeha bateau any Finland ohatra....
Amin'ny hiver dia tsy mi participer zaho sy ny vadiko satria miasa!
Marihiko aloha fa tsy anaty secteur touristique velively ny asanay.....
Zaho dia Médecin de profession ,
Ny vadiko koa hafa ny asany
fa ny été zahay no mi participer.
Donc ho any olona te hi experimenter ny hatsiaka de -35 -40 degrés any no liana aminy hiver.
Ny Japonais, Chinois, Autraliens, Amerikana..sns ohatra de be tonga.
Izaho iany anefa no mahay miteny frantsay aminay , fa raha mahay miteny anglisy ianao dia welcome!
-été:
Dia efa nambarako omaly.
Ny tena marina dia tsy zahay no namorona io activités io fa ny famille sy namany vadiko zay mba te hisokatra , serasera sy mba tahaka reny mitady namana rehetra reny e... dans le but de promouvoir ny fiainana sy traditiion Scandinave....Zay iany!
Donc tsisy zavatra sarotra be touristiques zany lay izy fa tsotra, mi relax sy mi decontracté tanteraka...
Zay no antony nilazako oe olona misokatra saina, loyaux, sérieux mahamora zavatra...!
Satria mba misy Règles de conduite ihany lay izy.
Satria mi élargir ny cercle d'amitié ny but ny... diaTsotra be!
Bref,
mbola hiverina eto @ serasera tokoa zaho, arak ny lazaiko omaly,fa nasiako ty famelabelarana kely ty mialoha eto, HO ANAO, noho ny fahitako fa mba positif( ve) ianao, ka ny zavatra tahaka zany dia mba mila respect .
Misy manko hono ny kabary tsy valiana , satria zay ny fahendrena.
Bonne Journée ary.
Hanil.
30. cbd ( 23/09/2014 14:30)
resake b le izy, miovaova foana ny zvt lazainy hanin (l) ts kozy matotr f na ny momba azy aza ts matotr akory mdrrrrr, omeo aloh l'site ho jerena kely
31. m.i.s.a ( 27/09/2014 17:00)

aleo marina tsy valiana fa kabary lave be eto zany :)
32. Njavah ( 01/10/2014 05:59)

m.i.s.a:

Miarahaba anao hanil,
tsy aritro dia nanoratra aho, mba hamaly.
Novakiako hatrany amboalohany lay annonce nao , sy ny valiny natolotry reo " namana".
Dia nanapakevitra aho mba hanohana anao satria mi comprendre anao za!
mi kaopy anao tsara aho satria sosokevitra tsy ilana kabary na resa-be andatabatra boribory no ilainao fa sosokevitra ahitana solution ....zany hoe misy zavatra mivaingana.
Action sy solution hoy ianao! Ary eo indrindra no mba hidirako kely.
Asa aloha na efa nahita vahaolana amin'ny annonce napetrakao ianao na tsia, fa zaho aloha dia mirary anao mialoha hahita ny rariny.
Fa ny mba mahavariana sy mampalahelo dia ny fihetsiky ny "compatriotes" sasany manoloana ny fangatahana fanampiana eo aminy samy Malagasy.
Tena ohatry ny tsy Malagasy intsony ny racine- ny sasany!
Ary , voahitsakitsaka mihitsy lay fototra ijoroany ty sehatra serasera ity oe: * Noforonina mba hisiany Contacts. fifanampiana, serasera, FIFANAJANA, mifototra amin'ny fahendrena Malagasy....FIHAVANANA!!!"
Ka mba namaky sy ni comprendre ny dikany zany ve ny namana sasany tahaka an-dry "Noue",?? zay tonga dia hita hoe sakay kely rano ,masiaka sady manaikitra ery??
Matoa anie hanil mba manipy ny problème eto dia mila soutien e!
Mba efa saika nitongilana tany amin'i Noue ihany ny balance ko hoe:" mba miady hevitra sy mamisavisa zay zavatra pour na contre, positif na negatif."..ihany za tany amboalohany......fa tahaka ny nisy fanjaitra nanindrona azy tampokai Noue, dia toa lasa fahasiahana no betsaka???
I Noue no anisany namaly betsaka teto ary TSY HITA ZAY MBA SOLUTION nentiny fa critiques sy tahaka ny mandrangitra ny sasany tsy hanampy any hanil ndray aza no nataony!!
Dia inona zao no mampangidihidy an'i Noue raha " manambady Suédois hanil?" Toa tsy levony ny vavoninao ve zzany sa???
Fanampiana no notadiaviny nefa tsikerainao hatraminy vie privée -ny?
I Noue milaza fa " namana tsy fantatra, MIAFINA i hanil"...fa mba iza marina moa i Noue? Aiza ny porofo fa zay lazainy Noue momba azy eto dia MARINA daholo??? Samy " miafina daholo ihany anie isika eto ka na ny adresse email aza tsy azo avoaka eto ka nahoana i Noue no mi exigé mangarahara momba any hanil? i Noue aza milaza fa 84 ans....dia mba marina ve zany?
I Noue zay " curieux(se) ny momba any hanil tahaka dia reny HANAMPY AZY RENY ERY??? raha fantatrao ny momba azy dia mitondra inona ho anao zany? inona no mba solution omenao azy? sa te hahalala bebe ny momba azy ianao hahabe critique sy jugement sy hanasa vangy momba azy eto fotsiny????
hitako manko fa raisinao par phrase mintsy zay lazainy...juste pour critiquer !!!
Sao dia mba tokony hiova amin'izay ny toetsika Mlalagasy sasany?
Ary sao dia mba tokony bloquer na eto ny olona HIADY FOTSINY no idirany eto?
Satria tsy nijanona teo amin'ny lafiny resaka momba ny hankanesany maman'ny hanil any Suède fotsiny lay tsikera fa hatramin'ny activités ataony hanil koa?
tena hita mintsy olona JALOUX i Noue!!Lollll ! tsssss! mba menatra!
Sady amin'izay TSY MAMAKY TSARA akory fa tonga dia mivantambatana à la légère fotsiny?
Afaka zay ny hadalany Noue rehefa nanazava hanil fa tsy ao amin'nyy secteur touristiques velively izy no miasa....Dikany: resaka privée sy familiale , amis zany no ataony amin'ny été.....raisons de plus hameperany hoe olona sérieux ,loyaux, mazava saina no INVITÉS!!! tsisy agences touristiques mi inviter anao zany !!
Mba tiako ampiana kely eto koa fa mba efa nanao vacances d'été tany Suède ihany ny tenako in 2 miantaona zay!
Ary marina ny fanehoany hanil momba ny activités ataon'ny Suédois mandritry ny vacances.
Olona mahay miaina tokoa ry zareo, ary mahay mi profiter zany hoe vacances!
Suède dia firenena tena fanaovana vacances tokoa,,pays de vacances!
Norvège sns no tsy fantatro .
Dommage fa efa tsy any tsony lay cousin ko fivantananay.....fa tena mbola te-hiverina hitsidika any za!
Dia mihevitra tokoa ve i Noue fa raha olona tsy mipetraka any, na tsy manana traikefa any i hanil dia hitanisa reny zavtra be de be reny? Ngah izy ty vitany inernet ihany?
Ka hoy aho hoe rehefa tsy manana fahalalana dia ny mangina no tsara fa manalabaraka tena eto fotsiny!
Manginy fotsiny moa lay remarque nataon'i "bdc sa "bcd" izy iny??? Lolll na ny pseudo aza mampihomehy...saika hatao hoe i Alphabet ngah ny anaran'i ise?? Ahhhahaha!
Raha zany dia miverena aloha mianatra abcd....sady MAMAKY TSARA ny zavatra soratan'ny olona vao mamaly.....!!
Mi- exiger be hoe apetraho eto ny lien /site internet......hono hoa: raha apetrany eto io ka sûrement en langue Suédoise na Anglais ny fanazavana ao...dia sür ve i ra bdc-bcd (Mdrrrr) fa hikaopy zay lazainy ao???
Mbà sérieux ihany hoa fa mahamenatra!!
Lava zay fa zao no mba hafatro ho anao hanil:
Hitako fa anisany olona misokatra sy mivelatra toe-tsaina sy fomba fijery tokoa ianao, ka dia mampahery anao aho ! Fanohanana sy fankaherezana ny Gasy tahaka ny tena handroso bebe kokoa no tokony hatao eto , fa tsy zay rehetra mba lasa lavitra akory dia finganina sy hialonana FOANA!!!! MIOVÁ!!!....
Avis ayx Amateurs!
Mirary tontolo andro tsara ho atsika rehetra.

33. Noue ( 01/10/2014 10:37)
Njavah:
Mbà sérieux ihany hoa fa mahamenatra!!

mahamenatra marina ilay mitsikera ranoray an'olona ry "njavah" aaa ! jereo anié ity fitsikeranao ahy ity eee !! ahahahaha

manomé lesona fa tsy mijery fitaratra ???
34. Noue ( 01/10/2014 15:45)
Njavah:
tena hita mintsy olona JALOUX i Noue!!Lollll ! tsssss! mba menatra!

aza mampihomehy eo eeee ! zany mba fombanareo mialona an'olona tsy fantatra ??????

tsy hanil irery akory no manambady suédois eeee

Njavah:
Mbà sérieux ihany hoa fa mahamenatra!!

ny zavatra lazainao eto no tena mahamenatra !!

raha manana sosokevitra matotra ho an'i hanil ianao dia ampio izy eee fa kosa raha hitsikera ny zavatra lazain'ny sasany atao inona ???

ho an'i hanil : amiko dia tsy misy zavatra azo atao afats'io maka certif d'hegergement any @ hotel io !

nefa mbola haveriko eto ihany fa raha mijery ny situationareo mivady aho dia hoy aho hoe tokony tsy misy olana ny fanaovanareo fangatahana visa ho an'ny mamanao !

inona no maha ratsy io hevitr'io ?????

ny fahitako ao @ ambasady ao tana manko dia plus ny olona manao fangatahana manana situation tsara , plus toa tena mora ny fanaovana fangatahana sady misy chance bebe kokoa ny ahazahoana io visa io.
35. mirananirina ( 02/10/2014 09:04)
Ohatra mifanalavitra ihany France sy Suède an. Izay olona maka visa Français aloha dia mimenomenona daholo e, nefa complet ny ttasy fa toa mampifilafila be ry zareo dia mandoha vola nefa avy eo tsy mahazo visa akory. Za aloha tsy mahita solution akoatra ny hoe misy olona matanjaka afaka manome certificat d’hébergement e.
36. Njavah ( 06/10/2014 10:04)

Noue:

Njavah:
tena hita mintsy olona JALOUX i Noue!!Lollll ! tsssss! mba menatra!

aza mampihomehy eo eeee ! zany mba fombanareo mialona an'olona tsy fantatra ??????

tsy hanil irery akory no manambady suédois eeee

Njavah:
Mbà sérieux ihany hoa fa mahamenatra!!

ny zavatra lazainao eto no tena mahamenatra !!

raha manana sosokevitra matotra ho an'i hanil ianao dia ampio izy eee fa kosa raha hitsikera ny zavatra lazain'ny sasany atao inona ???

ho an'i hanil : amiko dia tsy misy zavatra azo atao afats'io maka certif d'hegergement any @ hotel io !

nefa mbola haveriko eto ihany fa raha mijery ny situationareo mivady aho dia hoy aho hoe tokony tsy misy olana ny fanaovanareo fangatahana visa ho an'ny mamanao !

inona no maha ratsy io hevitr'io ?????

ny fahitako ao @ ambasady ao tana manko dia plus ny olona manao fangatahana manana situation tsara , plus toa tena mora ny fanaovana fangatahana sady misy chance bebe kokoa ny ahazahoana io visa io.

Raha toa ka ni jugé anao ho" mahamenatra" aho dia. satria misy raison -ny zany, zay hitako araka ny fomba fanoratrao.....Sinon dia ho tsy nanoratra reo ritiques reo za....ary mety nifona taminao mintsy aza noho ny fitsaratsarana tsy mitombina...tsisy fototra....!!!
Fa ianao kosa tsy mahalala ninoninona momba any hanil, fa zay soratany tonga dia idiranao hanaovana gueguerre daholo...ary io no mahamenatra fa tahaka ny olona mpiady antsena no fijery anao....sady tsisy solution!!!
Tsy hanil irery marina no manambady suédois, nefa dia naha hendratrendratra anao ery zany situation -ny zany!!!
Vakio tsara ny zavatra nosoratanao hatrany amboalohany fa na olona adala aza dia mahita taratra avy hatrany ny profil nao fa olona jaloux ianao!!
Farany, na ny manaja aza tsy vitanao intsony......
Taiza teto aho no nanoratra ty anarano oe"noue"?? fa na tsy tena anaranao aza io dia fomba tompoko ny manaja ka mba manao majuscule :"Noue"!
ary ty ianao???"njavah"!!!

Ho any hanil: Raha mba mety aminao dia mba midira ange ao amin'ny " namana", mba ahafahatsika miresaka bebe......fa mety manana hevitra ho anao za.....sady solution fa tsy mijanona hevitra fotsiny, zany oe te hanampy anao za! Fa ngamba fahendrena ny mba mifankahalala bebe kokoa satria izy ty moa mahakasika Privée!! sa ahoana hoy ianao?
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho an'ny rehetra.
37. hanil ( 12/10/2014 09:04)

Njavah:

m.i.s.a:

hanil:

Merci pour l'intêret:)
Eny tokoa misy ny site azo jerena.
Zaho moa dia vao sambany mintsy ny niditra ty serasera ty ka tsy de mbola havanana tsara.
Hitako tsara tokoa ny manao zavatra @ teny gasy daholo tahaka ny ato. sainga tsorina par humilité fa ngamba efa zatra teny vahiny ka lasa sarota sy tsy azo ny indication sy guide ndraindray.
Zaho zao ohatra nanao contact "namana" dia asa na tsy mamaly le olona na tsy mety le izy fa de nihodikodina teto aho efa adiny 1...hihihi
Sinon tena encourager-na ny tahaka tony.
Araka ny lazaiko omaly aloha dia @ fotoany no hametrahako ny details eto....:
Anakiroa manko ny activités:
-hiver : zay sasany @ ekipanay ihany no manao azy....ka satria tsy de lava ny vacances d'hiver dia voafetra koa ny aleha.....Exemple ohatra zao ny manakany nord be de la Suède...dia manao ski ,na snowmobile....matory ao @ hotel de glace...sns
Amin'io fotoana io dia Suède sy Norvège iany no vita fa noho ny glace sy neige dia tsy vita ny mandeha bateau any Finland ohatra....
Amin'ny hiver dia tsy mi participer zaho sy ny vadiko satria miasa!
Marihiko aloha fa tsy anaty secteur touristique velively ny asanay.....
Zaho dia Médecin de profession ,
Ny vadiko koa hafa ny asany
fa ny été zahay no mi participer.
Donc ho any olona te hi experimenter ny hatsiaka de -35 -40 degrés any no liana aminy hiver.
Ny Japonais, Chinois, Autraliens, Amerikana..sns ohatra de be tonga.
Izaho iany anefa no mahay miteny frantsay aminay , fa raha mahay miteny anglisy ianao dia welcome!
-été:
Dia efa nambarako omaly.
Ny tena marina dia tsy zahay no namorona io activités io fa ny famille sy namany vadiko zay mba te hisokatra , serasera sy mba tahaka reny mitady namana rehetra reny e... dans le but de promouvoir ny fiainana sy traditiion Scandinave....Zay iany!
Donc tsisy zavatra sarotra be touristiques zany lay izy fa tsotra, mi relax sy mi decontracté tanteraka...
Zay no antony nilazako oe olona misokatra saina, loyaux, sérieux mahamora zavatra...!
Satria mba misy Règles de conduite ihany lay izy.
Satria mi élargir ny cercle d'amitié ny but ny... diaTsotra be!
Bref,
mbola hiverina eto @ serasera tokoa zaho, arak ny lazaiko omaly,fa nasiako ty famelabelarana kely ty mialoha eto, HO ANAO, noho ny fahitako fa mba positif( ve) ianao, ka ny zavatra tahaka zany dia mba mila respect .
Misy manko hono ny kabary tsy valiana , satria zay ny fahendrena.
Bonne Journée ary.
Hanil.

hanil:
Misy manko hono ny kabary tsy valiana , satria zay ny fahendrena.

aleo marina tsy valiana fa kabary lave be eto zany :)

Miarahaba anao hanil,
tsy aritro dia nanoratra aho, mba hamaly.
Novakiako hatrany amboalohany lay annonce nao , sy ny valiny natolotry reo " namana".
Dia nanapakevitra aho mba hanohana anao satria mi comprendre anao za!
mi kaopy anao tsara aho satria sosokevitra tsy ilana kabary na resa-be andatabatra boribory no ilainao fa sosokevitra ahitana solution ....zany hoe misy zavatra mivaingana.
Action sy solution hoy ianao! Ary eo indrindra no mba hidirako kely.
Asa aloha na efa nahita vahaolana amin'ny annonce napetrakao ianao na tsia, fa zaho aloha dia mirary anao mialoha hahita ny rariny.
Fa ny mba mahavariana sy mampalahelo dia ny fihetsiky ny "compatriotes" sasany manoloana ny fangatahana fanampiana eo aminy samy Malagasy.
Tena ohatry ny tsy Malagasy intsony ny racine- ny sasany!
Ary , voahitsakitsaka mihitsy lay fototra ijoroany ty sehatra serasera ity oe: * Noforonina mba hisiany Contacts. fifanampiana, serasera, FIFANAJANA, mifototra amin'ny fahendrena Malagasy....FIHAVANANA!!!"
Ka mba namaky sy ni comprendre ny dikany zany ve ny namana sasany tahaka an-dry "Noue",?? zay tonga dia hita hoe sakay kely rano ,masiaka sady manaikitra ery??
Matoa anie hanil mba manipy ny problème eto dia mila soutien e!
Mba efa saika nitongilana tany amin'i Noue ihany ny balance ko hoe:" mba miady hevitra sy mamisavisa zay zavatra pour na contre, positif na negatif."..ihany za tany amboalohany......fa tahaka ny nisy fanjaitra nanindrona azy tampokai Noue, dia toa lasa fahasiahana no betsaka???
I Noue no anisany namaly betsaka teto ary TSY HITA ZAY MBA SOLUTION nentiny fa critiques sy tahaka ny mandrangitra ny sasany tsy hanampy any hanil ndray aza no nataony!!
Dia inona zao no mampangidihidy an'i Noue raha " manambady Suédois hanil?" Toa tsy levony ny vavoninao ve zzany sa???
Fanampiana no notadiaviny nefa tsikerainao hatraminy vie privée -ny?
I Noue milaza fa " namana tsy fantatra, MIAFINA i hanil"...fa mba iza marina moa i Noue? Aiza ny porofo fa zay lazainy Noue momba azy eto dia MARINA daholo??? Samy " miafina daholo ihany anie isika eto ka na ny adresse email aza tsy azo avoaka eto ka nahoana i Noue no mi exigé mangarahara momba any hanil? i Noue aza milaza fa 84 ans....dia mba marina ve zany?
I Noue zay " curieux(se) ny momba any hanil tahaka dia reny HANAMPY AZY RENY ERY??? raha fantatrao ny momba azy dia mitondra inona ho anao zany? inona no mba solution omenao azy? sa te hahalala bebe ny momba azy ianao hahabe critique sy jugement sy hanasa vangy momba azy eto fotsiny????
hitako manko fa raisinao par phrase mintsy zay lazainy...juste pour critiquer !!!
Sao dia mba tokony hiova amin'izay ny toetsika Mlalagasy sasany?
Ary sao dia mba tokony bloquer na eto ny olona HIADY FOTSINY no idirany eto?
Satria tsy nijanona teo amin'ny lafiny resaka momba ny hankanesany maman'ny hanil any Suède fotsiny lay tsikera fa hatramin'ny activités ataony hanil koa?
tena hita mintsy olona JALOUX i Noue!!Lollll ! tsssss! mba menatra!
Sady amin'izay TSY MAMAKY TSARA akory fa tonga dia mivantambatana à la légère fotsiny?
Afaka zay ny hadalany Noue rehefa nanazava hanil fa tsy ao amin'nyy secteur touristiques velively izy no miasa....Dikany: resaka privée sy familiale , amis zany no ataony amin'ny été.....raisons de plus hameperany hoe olona sérieux ,loyaux, mazava saina no INVITÉS!!! tsisy agences touristiques mi inviter anao zany !!
Mba tiako ampiana kely eto koa fa mba efa nanao vacances d'été tany Suède ihany ny tenako in 2 miantaona zay!
Ary marina ny fanehoany hanil momba ny activités ataon'ny Suédois mandritry ny vacances.
Olona mahay miaina tokoa ry zareo, ary mahay mi profiter zany hoe vacances!
Suède dia firenena tena fanaovana vacances tokoa,,pays de vacances!
Norvège sns no tsy fantatro .
Dommage fa efa tsy any tsony lay cousin ko fivantananay.....fa tena mbola te-hiverina hitsidika any za!
Dia mihevitra tokoa ve i Noue fa raha olona tsy mipetraka any, na tsy manana traikefa any i hanil dia hitanisa reny zavtra be de be reny? Ngah izy ty vitany inernet ihany?
Ka hoy aho hoe rehefa tsy manana fahalalana dia ny mangina no tsara fa manalabaraka tena eto fotsiny!
Manginy fotsiny moa lay remarque nataon'i "bdc sa "bcd" izy iny??? Lolll na ny pseudo aza mampihomehy...saika hatao hoe i Alphabet ngah ny anaran'i ise?? Ahhhahaha!
Raha zany dia miverena aloha mianatra abcd....sady MAMAKY TSARA ny zavatra soratan'ny olona vao mamaly.....!!
Mi- exiger be hoe apetraho eto ny lien /site internet......hono hoa: raha apetrany eto io ka sûrement en langue Suédoise na Anglais ny fanazavana ao...dia sür ve i ra bdc-bcd (Mdrrrr) fa hikaopy zay lazainy ao???
Mbà sérieux ihany hoa fa mahamenatra!!
Lava zay fa zao no mba hafatro ho anao hanil:
Hitako fa anisany olona misokatra sy mivelatra toe-tsaina sy fomba fijery tokoa ianao, ka dia mampahery anao aho ! Fanohanana sy fankaherezana ny Gasy tahaka ny tena handroso bebe kokoa no tokony hatao eto , fa tsy zay rehetra mba lasa lavitra akory dia finganina sy hialonana FOANA!!!! MIOVÁ!!!....
Avis ayx Amateurs!
Mirary tontolo andro tsara ho atsika rehetra.

Manahoana ianao,
Misaotra betsaka @ fanohanana, fa tena lay voalazanao no izy.
Efa andalan'ny solution zaho io
kanefa mahaliana ahy foana ny hevitr'olona positif tahaka zao
ka handefa ny adress email ko any aminao zaho io
ao @ namana
dia marina ny teninao fa tsara raha mifankahalala bebe kokoa
marina fa tsy ifankahalalana à 100% ny zavatra viruel , fa kosa efa ahitana taratra ny "profile" ny olona araka ny voalazanao.
À + ary.
38. Njavah ( 12/10/2014 18:12)

Manahoana hanil
Voaray ny adiresy email
misaotra amin'ny fitokisana
any zany isika miresaka bebe kokoa
Bon Dimanche.
39. hanil ( 22/12/2014 10:04)
Salama daholo,
Nanoratra teto aho nitady hevitra sy fanampiana teo alohaloha teo, hoe sao mba misy afaka hanampy @ resaka hebergement ho any mamako sy ny rahavaviko, zay te hamangy ahy aty Europe....
Ankehitriny dia manoratra eto aho mba ho fifanajana fa efa niravona ny olana ka tsy valide tsony zany io fangatahakao fanampiana sy sosokevitra io, satria efa tonga aty Suède efa ho 10j zao zareo....HAFALIANA NY ANAY.........:)
Tsisy olana tsisy vahaolana tokoa!
Ka Misaotra an'Andriamanitra lehibe aho noho izany , ary misaotra anareo zay nanampy sy nanohana koa( ni supporter ahy).

Ny momba ny activités touristiques zay sahaninay durant été 2015 aty @ pays Scandinaves ,kosa dia marina ny tenin'i Njavah fa aleo mifankafatatra ihany aloha...na dia tsy tena mahasoroka zay mety ho pbm rehetra aza zany.....Ka ho anareo zay intérréssés dia midira namana dia ao no hifanakalozatsika ,sy hanomezako anareo ny coordonnées- ko sy liens internet rehetra...
Isaorako koa ianareo zay efa nanomboka niserasera , fa mahafinaritra satria feno fifanajana...
mba ho fankaherezana anareo dia asiako lien youtube eto ambany eto hahitanareo sary antsaina sahady @ ankapobeny hoe manao ahoana ny vacances aty.....:)

https://www.youtube.com/watch?v=1TMXA8SIdcM

Dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra sy taona vaovao 2015 feno fandresena.
40. Njavah ( 22/12/2014 10:50)

Salama hanil!
Tena faly dia faly tokoa aho noho ny vaovao tsara nozarainao, ka tsy nahatsindry fa dia zao mamaly eto zao.
Dia mirary Krismasy sy fety taombaovao sambatra ho anareo mianakavy kely tafahaona soa amantsara aty antany lavitra aty e!!!
Dia manatena koa fa mba hihaona aminao any aminareo any @ vakansy été ho avy e....hihihi:)
Tena mahafibaritra tokoa ny clip napetrakao....

Etsy andaniny kosa dia mba manentana atsika Malagay mpiray tanindrazana aho mba hifanampy!
Ny olana nozarainy hanil teto dia nataony tamimpahatsorana tokoa satria nino izy fa mbola ao tokoa ny fifankatiavana sy ilay fihavanana @ samy Malagasy...ndrindra ny resaka olana taratasy sy fivahiniana aty an-tany lavitra aty....
Tsapa manko fa tahaka ny Naif(ve) i hanil , mangataka zavatra impossible, .....Nefa raha zohina ny activités touristiques ataony dia hita fa manana fo sy saina mivelatra izy ka raha zay fifanampiana hébèrgement zany dia tsy olana akory aminy raha any aminy ianao no mba hivahiny!!!
Isika zay eto France mintsy no hivantanan'ny resako...
Satria efa tsy toetsaina gasy tsony ny ananantsika eto...surtout zareo ao Paris ao!!
Miavona, tia tena , maivandoha aza fa miebo tsy gasy tsony....
Maro ihany zay firenena nalehako zay, fa ny ankabezany olona Etrangers aty Europe dia mifanampy daolo, mifanafatra...eny fa na tsy nifankahalala akory aza...
Eny fa na reo "refugiés" avy @ pays de guerre aza....dia mifanampy....mifampizara ny secrets hifanohanana mba hahazoana taratasy.....
Isika kosa dia ny CONTRAIRE!!! Nefa mba jereo anie ny hanaovan'ny vazaha ny tanitsika e!!!
Tafiditra sy tafapetraka any Dago daolo ty vozongo antitra sy vizaka sy tsy mahaloha taxes any @ taniny any rehetra ty!!!
Sady isolelhana ery fa oe VAZAHA.....FOTSY...eny fa na dia criminels sy homo....ect....ny sasany aza tsy Europeana akory fa vao fotsifotsy fotsiny dia andolehana mintsy!!!!
Tahaka ny inona anefa ny fandroahana sy rejet mahazo ny Ankamaroany amintsika zay mba mitady ravin'ahitra, hianatra any @ taniny ry zareo????
Isika mahala fa tena vitsy ny gasy privilegiés ka tsy mandalo olana ara-taratasy zany raha te ho aty Europe....
fa ny ankabezatsika dia tena mandady vao tafajanona aty...ka Aiza ny patriotisme e????!!!!
Tsy efa mba fotoana ve izao hiovan'ny toetsaina ka hifanampy???
Zaho aloha dia VONONA hijoro hanampy samy gasy momba ny resaka papiers....ary tsy matahotra hinaferasera sy hifanakalo hevitra.....Ka raha hitako tokoa fa mba hahatafita sy hahavonjy ny ray ra amiko ny hanampiana azy @ hébèrgement dia vonona aho ny hanome ny taratasy ilaina hahazoany visa.!!.....Iza ary no mba ho namako??? Sao mba tonga ny fotoana hivondronana hanampiana ny gasy tahaka ny tena?

Tady atsipy @ vozon'omby hono e.....Samia mandinika...ary manao action!

Mirary Krisimasy sambatra ary taona vaoavo feno fiovana toetsaina ho @ fandrosoana sy fifankatiavana @ samy Malagasy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23