Namana vazaha

1. Charoumeni ( 04/03/2015 10:04)
Slt daholo an
Asa re iza amintsika no manana namana vazaha (namana vavy na lahy fa tsy sipa akory an) za reto otran leo b fa t@ za tany an-dafy, mpinamana tsara zao izahay d avy eo nony teto Mcara aho d mandefa mail aminy d tsy valiany nefa tsy nisy ady tsy nisy inona. Efa ankiroa zao no nanao ahy an'izany d anotaniako zareo hoe nisy nahatezitra anao nataoko v d tsy mamaly izy. Ny olombelona mety ho diso anie fa raha tsy nanao ratsy azy mba tokony hicomprendre izy na au moins miteny hoe nisy zvtr otrzao nataonao tsy tiako. Aleoko miteny toy zay au lieu d tsy manambara n'inona2. Sa aona hoy nareo? Asa nareo aty dilambato ngamba mahita hoe manao ahoana ny fomba finamananan @ vazaha fa za leo b, tsy te hinamana @ zareo tsony na avy aiza izy na avy aiza . Aleoko ihany gasy na d be fosa2 aza; lOL
novalian'i mad16 ny 20/05/2015 16:54
2. 5laody ( 07/03/2015 17:04)

FAnazavana hitako:
Lasa aty Mada ny sekreterany dia tsisy mamaly rapide intsony ny mailaka.
Sao mba ampiresahanao fotsiny aza izy hoe ndao ho any amin'ny boite am sabotsy nefa ianao tsy any akory?

désolé de te repondre aussi tard car j'étais au fond du jardin quand ta lettre était arrivée.
3. mad16 ( 20/05/2015 16:54)
manahoana indry ,
za zao ande hody any dago de andao ifampinamana e!!
za koa leo vazaha akia , raikitra ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0685