Diaspora

gasyjean ( 05/07/2014 11:34)
manahoana daholy! Fa ahoana lotra zalah,fa inona no tena adin'ireo olona ao @ ambassade ao París ireo ? tena tsy misy fomba ahafahana mi-contacter mihintsy na @ mail zany na @ tlf ,zany hoe misy num... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 13:31
saho ( 19/02/2014 18:21)
rehefa mitondra telefona portable miisa dimy ohatra, dia nareo ve nahatsapa fa tsy azo natao anaty valise Bagage shut le ireo fa tsy maintsy entina Bagage a main za efa nahatsapa fa Bagage a main fo... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:37
Lesla ( 23/11/2013 21:12)
Mitady saxophonistes gasy, mipetraka aty atsimon'ny frantsa.te hanangana quintet na quartet na sax, ka afaka milalao hira gasy. ... tohiny
nygasysoafifameno ( 07/10/2013 00:11)
Madagasikara manentana ny kolontsaina ny Haifanabeazana ho olom-pirenena sy ny Haifampandrosoana dia Manao ANTSO AVO ! « ALERTE ROUGE GENERALE Madagascar et le peuple malagasy en DANGER ! » FANA... tohiny
annie123 ( 06/07/2013 16:00)
Bjr daholo, Izaho dia mitady namana gasy (vehivavy surtout) eto aix en provence (na marseille koa) Mba te hifanerasera @ gasy e! Izaho dia vehivavy 30 ans, tia olona sady tsotra.. cool be koa Aza mis... tohiny
bazylou ( 15/05/2013 22:47)
bled. ampianaro an'io ireo zanakareo gasy aty ivelany raha tsy tehavahan'ny olona onga any mada... tohiny
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:53)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
ded.kitty ( 16/02/2013 09:24)
Akademia Malagasy Sokajy I Ny Teny Malagasy : Fanentanana ny Fon'ny Vahoaka amin'ny Fampandrosoana 25 Jona 1994 Tompokolahy sy Tompokovavy, Tantara kely iray no entinay ho fampidirana izao famel... tohiny
novalian'i Nav ny 17/02/2015 16:37
VVSIhany ( 08/02/2013 10:12)
zaho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara). Ny tsy tia... tohiny
wooda ( 05/01/2013 19:43)
Salama daoly ô! Mirary ny soa ho antsika rehetra amin'ity taona 2013 ity, Ho fikarakarana ny dia izay hatao any canada amin'ity taona ity, dia naika hanontany anareo izay mipetraka any sao dia mba ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/10/2015 16:54
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:15)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... tohiny
badboy ( 23/10/2012 17:18)
Tsy vao voalohany andriamatoa Sedinirina Ramaroson no nisy nanendaka sy nilako tao Valence. Hifindra toerana hono ny tenanay raha toa ka mitohy izao filakona sy fanendahana azy izao. Raha misy makopy... tohiny
niryna ( 26/09/2012 23:35)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
perla ( 18/09/2012 10:22)
Miarahaba ry reto a, sao mba misy afaka manome adiresy ao Bari Italie, ireny karazana confession afaka mi hébergé ireny ianareo? Hanatrika festivale any ny groupe nay dé misy 5 tsy mbola nahazo heb... tohiny
novalian'i perla ny 16/05/2013 05:44
sipagasy ( 15/09/2012 19:41)
dia malahelo tokoa aho mizara ity seho iray ity aminareo, fa akory atao, misy nilaza ahy fa namana ato @ ity vohikanatsika ity hono io olona nahavita habibiana io, misy afaka milaza ny solonanarany ve... tohiny
novalian'i sahia ny 23/05/2014 06:52
nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:10)
Maro ireo gazety sy haino aman-jery no milaza izany. Mety hisy ady an-trano "guerre civile"ve eto Madagasikara? Manasa anao anareo hamaky ny fanazavana mitory fanabeazana ho olom-pirenena omen'ny www... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 23:09
andry_gasy ( 19/07/2012 20:21)
Slm daol, So mba misy gasy mipetraka Denver sy New York kay ato am serasera fa handalo kely any ka mba mila namana gasy. Misaotra mialoa. ... tohiny
novalian'i perla ny 18/09/2012 10:39
raozy1 ( 18/07/2012 16:34)
Manaona tompoko. Manana eritreritra hanao vacances any Dago ato ato ka hitondra PC ho any zandriko mipetraka any. Ka ny fanontaniako dia mila mandoa dédouanement ve rehefa eo Ivato? Ary ohatrinona a... tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/09/2013 17:47
nygasysoafifameno ( 04/07/2012 15:08)
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada... tohiny
VVSihany ( 17/06/2012 12:49)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
novalian'i ombelline ny 07/02/2014 09:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1729