Diaspora

aly ( 02/01/2004 15:48)
Inona no mety hatao mba hanaovana vakansa tsara ao Tana miaraka @vadiama-janaka no sady hafaka mandray iero namana nefa tsy manelingelina ireo fianakaviana eo antoerana satria ao @ dada sy mama dia ef... tohiny
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 18:37
ankoay ( 16/12/2003 13:20)
Mba efa betsak ihany zay excuse sy raison henoko izay momba io resaka hoe "maninona no tsy mody rehefa mahavita fianarana io?" fa hatramin'izao aloha dia tena mbola tsy voafaritro mazava ireo antony ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 20:32
dd ( 10/12/2003 16:56)
http://www.solar.ifa.hawaii.edu/Tropical/Gif/sin.latest.gif Cela no anarany!... tohiny
tendro ( 07/12/2003 20:18)
Miarahaba, Toa mba betsaka ihany ny malagasy aty USA, fa tsy fantatro hoe mba iza avy no mpikambana mipetraka aty. Mety hafinaritra na dia ny hifampiatso amin'ny phone fotsiny aza ry zareo a! mana... tohiny
novalian'i Babata ny 18/04/2005 02:50
xxx ( 03/12/2003 09:29)
Gaga iany aho ry zareo! manina kay isika refa tonga aty am tany pandrosona aty de adinotsika 'lay malala manina tsikazay? misy mantsy oue tsy ody tsony ony izy fa tsy misy filaminanan,tsy misy fandros... tohiny
novalian'i ralay ny 24/01/2004 20:15
oully ( 07/11/2003 09:20)
Tahakan'ny nataon'ireo namana tany Dago dia nisy eriteritra koa mba hanisy fihaonana ho antsika aty am-pita, eto Frantsa, amin'ny faran'ny taona, raha mazoto ianareo. Miankina amin'ny fahazotoantsika... tohiny
novalian'i booboo ny 29/11/2004 13:35
xxx ( 26/09/2003 11:38)
Aiza daholo tsika ry gasy aty alavitra hasio resaka fa mangina loatra sa variana miady amin'ny fiainana v ?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 23:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.684