Diaspora

xxx ( 09/12/2004 11:47)
hono ho aho ry zareo eto france,t@nareo nanao visite médicale lé vao naka titre de séjour voalohany ve dé tsy maintsy mitondra carnet de vaccination :?: de ahoana raha tsy manana? :( ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:38
xxx ( 08/12/2004 13:42)
Fin Mars 2005. Horaiketintsika hatao masamasaka ve io vanim-potoana io hanaovana fihaonan-dehibe e ? Samoina... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:29
roomy ( 23/11/2004 01:54)
Misy malagasy ve mipetraka eto Atlanta eto. Hifindra eto aho ato ato ka mitady namana eto Atlanta. Misaotra e.... tohiny
ngola3 ( 22/11/2004 17:59)
mora ve ny mamadika titre de séjour étudiant, ho travailleur, ? mba tiako ho fantatra mantsy.... tohiny
novalian'i viboule ny 08/08/2005 18:52
rivorandria ( 19/11/2004 16:22)
Mba aiza no tena misy billet makany dago mora kokoa ry zareo a! sa de mitovy daholo ireo agence be dia be ireo ?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2004 22:17
ids ( 09/11/2004 15:32)
Manao ahoana daholo e! Misy tovovavy iray atao hoe \"VAHATRINIAINA\" tadiaviko fatratra.Mipetraka teny @ 67 Ha teny izy io. Amin\'izao anefa dia lasa nanohy ny fianarany any Nantes izy. Tsy mba nahar... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:03
ralay ( 25/10/2004 16:03)
Mba mieritreritra ny hody any an-tanindrazana ve isika malagasy aty ampitan-dranomasina sa dia efa aty dia aty ny fiainana sisa rehetra... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:32
johanr ( 17/10/2004 08:36)
Fa nahoana ny gasy samy tsy misy \"papier\" no mifanambady nefa te ijanona aty an-dafy. Betsaka koa mantsy ny vazah mitady vady...... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2004 21:18
dada1fr ( 07/10/2004 15:42)
Manao ahoana daholo, Mikasa hanorona tokatrano izaho @ herintaona raha sitrapon\'Andriamanitra. Izaho sy lay namako moa mpivahiny ihany eto frantsa (miasa fa mbola anisan\'ireo manova carte de séj... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2005 22:20
ralay ( 24/09/2004 16:44)
Raha mba afaka ianao dia mba mandehana manohana ny ekipa malagasy kanetibe any Grenoble fa mahafinaritra ny ambiansy amin'izany. Isika gasy koa malaza fa tena mahay manohana rehefa tena tafavory maro.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 20:54
fanja1 ( 09/09/2004 09:44)
BIEN SE LOGER GRACE A SON PATRON On l'ignore souvent mais n'importe quel salarié peut obtenir un prêt de la part de son employeur pour acheter une résidence principale ou pour y réa... tohiny
novalian'i Ralay ny 31/01/2005 16:14
gogota ( 07/09/2004 13:47)
Mitomany MAFY ho parizianina noho ny Parisien izy ireo, ka sady mahasosotra no mahatsikaiky. :°) ... tohiny
novalian'i boalimena ny 27/09/2005 15:19
xxx ( 07/09/2004 06:52)
Manasa antsika hiaona aminy eny @ consulat hono ny praiminisitra ny Alakamisy 09 Septambra izao @ 5 ora sy sasany hariva. Omaly izahay vao nandre izany koa dia ialàna tsiny aminareo liana nefa tsy a... tohiny
novalian'i xxx ny 08/09/2004 16:53
hoanao ( 30/08/2004 11:32)
T@ RNS farany te wa, nisy namako izay nanontany ahy hoe "angaha elà tsy ho any @ RNS ?", nandà aho fa tsy afaka mantsy. Dia nanontaniako izy hoe inona koa no hataony any dia hoy izy hoe "Hifampider... tohiny
lema ( 25/08/2004 17:23)
misy mahafantatra ve ny sazy azon'ireo efa ni-cland ka tratra?... tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 22:14
hery ( 24/08/2004 17:35)
Betsaka ny nandeha tany Dago tamin'ity vakansy ity... mba azonareo lazalazaina eto ve ny fiovana hitanareo raha efa ela ianareo no tsy tany? Ny tsara sy ny ratsy? Ny olona, ny zavatra, ny tany, sns. ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 20:49
zakabe ( 12/08/2004 17:33)
[center][b]LES STATISTIQUES[/b][/center] Il n'existe pas de statistique fiable. Personne ne sait exactement combien de Malgaches résident en France. Au Consulat, les fichiers ne font apparaître q... tohiny
novalian'i sipagasy ny 11/05/2005 23:45
sipagasy ( 23/07/2004 14:59)
Salanitra é! Hitsikitsika hono tsy mandihidihy foana fa ao raha!!!!!! Ny tiako hambara dia izao, hanainga haka sy hanao ny fialantsasatra tahaka ny mahazatra any @ ranomasim-be indiana ny filoh... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 22:01
ramoul ( 15/07/2004 20:44)
Miarahaba anareo tompoka. Faly ny tenakomisaotra anareo rehetra nohon' ny fiarahana miasa tamin' ilay fitadiavana an' i Nicole2. Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i ramoul ny 18/07/2004 12:54
ramoul ( 12/07/2004 20:56)
Miarahaba anareo ny tenako! Zah dia mitady an' Nicole2 zay mpikambana ato ihany, koa iangaviko mafy ianareo raha sendra mahita azy mba teneno izy hoe manorata hoe any am' Ram'oul fa misy ilainy anao ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221