Diaspora
rojoniaina
(
11/11/2005 23:05)
Manao ahoana daholo Tompoko
Amin'ny hafaliana lehibe no hilazako aminareo rehetra fa misokatra etoana ny site vaovao " iemessagerie.com" .Io ilay site fandefasana entana.
Ekena fa misy ny zavatra...
tohiny
novalian'i rojoniaina ny 17/11/2005 01:14
mumu
(
10/11/2005 09:49)
CAP MADAGASCAR
39, rue Servan - 75011 PARIS
Tel: 01 42 86 99 88
PARIS/TANA/PARIS
Billet aller-retour: 500 Euros HT
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i Ralay ny 31/12/2005 06:29
antso2005
(
24/10/2005 20:46)
Manaona daholo indray nareo e!
Fanotaniana tsotra kely.
Misy afaka mampiatrano ve za 2 na 3 andro mandrapahita trano milay aty NY? Tsy vazivazy io an....
tohiny
novalian'i rabejo ny 15/11/2005 17:08
maintsokely
(
18/10/2005 12:46)
Hono ho aho ry zareo sao dia mba mahalala ianareo.
Lany amin'ny 30 oct ny passeport-ko. inona no tokony hatao hanalavana azy?
Tsy maintsy makany amin'ny ambassade gasy paris ve? Izaho aty amin'ny ...
tohiny
novalian'i maintsokely ny 21/10/2005 10:55
xxx
(
12/10/2005 04:48)
Hi hi hi hoy izah eto ambony
Marina izany fa tsy vazivazy
Fa misy le olona tena mpanala azy
Ka ato amin'ny namana miserasera
De maro rey olona ireny mon-Pères
Raha izaho aloha de tsy nahala...
tohiny
novalian'i cutie ny 31/12/2005 20:17
estine
(
07/10/2005 08:43)
karakory nareo aty italia ,io aloha fantro hoe misy fa ny any grika no tsy fantatro ra misy mbô teneno aho fa za te hoany .mbôla eto dago zà zao fa mbo te hoany hanoy bosy S O S GRIKA RY RETO A:...
tohiny
novalian'i angelastela ny 10/10/2005 14:41
vegas
(
07/10/2005 03:36)
Dia ho raiketina tokotrany izany ilay karazana kilalao miendrika fifaninana, sady fitsangatsanganana ihany koa, zay ho atao eto Lausanne (Suisse) amin\'ny Alahady 30 oktobra 2005.
Ireto avy ny lalao...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 04/12/2005 18:17
hery
(
29/09/2005 07:20)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :
Rtoa BAKOLY ANDRIANANTOANDRO
dia nodimandry ny Alarobia 28 Septembra 2005 tao amin'ny Mon...
tohiny
novalian'i estine ny 10/10/2005 08:34
antso2005
(
20/09/2005 03:49)
Manaona daholo ny Gasy rehetra.
Mitady Gasy aty USA hifaneraserana. Manjary manirery aty tany lavitra aty.
Mba manorata e!!! antso2005@yahoo.com.
Misaotra anareo....
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:52
hery
(
13/09/2005 13:37)
Misy korontana angaha ao amin'ny Consulat Général de Madagascar à Marseille ao? Lonilonin'ny very seza sa adiadin-n'ny mpirahalahy sa dia fanakorotanam-panjakana mihitsy? Naharay hafatra ny teto am...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:36
hery
(
07/09/2005 17:47)
Ho an'ny Malagasy rehetra eto Italia,
Mandalo eto Roma Andriamatoa Jacques Sylla, Praiminisitra lehiben'ny gouvernemanta malagasy ka maniry ny hihaona amin'ny Malagasy monina eto roma ny ny alakami...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 22:12
LazaRandri
(
25/08/2005 01:06)
[img]http://msnbcmedia.msn.com/j/msnbc/Components/Photos/050823/ss_050823_europeflood_tease.vsmall.jpg[/img]inona ny vaovaonareo any Bayern sy Luzern sy Oesterreich any amin'ny tondra-drano?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/09/2005 00:39
xxx
(
19/08/2005 10:51)
Miarahaba anareo rehetra tompoko
Handalo any aminareo ny tenanay ny week end izao ary miangavy anareo rehetra izay tia handefa entana mba hiantso anay ( 0625514511, rrichara@yahoo.fr )mba hahafahana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 17:25
rojoniaina
(
09/08/2005 00:11)
0625514511, rrichara@yahoo.fr
6e ny kg andefasany ny entana ary alainay any aminao izanyentana izany. Ao Antananarivo sy Antsirabe ihany aloha no fandefasany eto am-boalohany.Tsy misy vola aloa intso...
tohiny
novalian'i angelastela ny 10/10/2005 15:02
gasym1
(
02/08/2005 04:53)
nY GASY M'1 dia manolotra anao ny [b]Fihaonan’ny fianakaviana aty Amerika aVaratra (FAV)
ny 03-04 SEPTEMBRA ho avy izao aty Québec city.[/b]
Fiarahan’ny mpianakavy no tanjona ka toa izao ny ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 16/09/2005 03:21
cielbleu
(
25/07/2005 17:48)
Zaho mba te ahafantatra raha mba misy gasy mipetraka aty @département le Mans saingy aty La Ferté Bernrd aho no mipetraka mba valio re e! fa tena tsy mba mahita olona gasy mihintsy aho...
tohiny
novalian'i sygasyga ny 22/11/2005 11:05
cosabuena
(
14/07/2005 18:00)
Zá te hahafantatra raha ohatra ka mba misy gasy mipetraka aty Amérique Centrale (Guatemala, Honduras, El Salvador, Nicaragua ary Panama).
Manoarata e.
Omega Dera avy aty Nicaragua....
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/08/2005 13:51
zefalah
(
11/07/2005 02:17)
mba inona kay ny fomba amahana an'ty vaha-olona ty?
maro reo mpianatra ain'zefalah..efa navita izy reo..
nefa mataotra mody any madagascar?
inona ozy enao ny antony? mataotra sao tsy ahazo asa
ka ...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:01
xxx
(
19/06/2005 19:51)
toa maheno zà hoe maro ihany ny gasy tratra ireny tsy manana papier ireny ao france amzao fotoana izao ka nohazaina izy ireny ary tsy maintsy haverina mody, misy tena mahalala ny resaka marina ve nar...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:01
suesse
(
18/06/2005 17:56)
Miheritreritra ve ireo Malagasy maro be fa tena mety be ny fihainana aty an-dafy ,Moa ve andafy ilay Paradisa nampanantenana.Raha toa ka manana ny valin ny fanotaniako ianao dia tena faly aho....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2005 23:59