Diaspora

booboo ( 16/06/2005 11:05)
Re-s'lama aby ndray. Ity averiko ity ilay raha fa lasan'ny tsunami ilay efa teo. -[u]Toerana[/u] :[b] Sens-89100[/b] (Yonne-Bourgogne) -[u]Daty[/u] : [b]9 juillet[/b] na [b]30 Juillet[/b] (m... suite
répondu par Veloo le 05/08/2005 16:47
hokie ( 16/06/2005 10:58)
Vao nifindra teto aho izao ka mba misy gasy ve eto londres? Na ny consualt aza toa tsy hitako?... suite
répondu par boubounezy le 26/09/2005 21:23
Maretikely ( 19/05/2005 15:52)
Mba ahoana avy ny fety sy ny sisa @ ity 26 juin efa akaiky ity e?Tsy dia andrenesam-baovao loatra fa mangingina isika eto Belgique, ahoana raha mba asiana fihaonana?... suite
répondu par fijo le 28/06/2005 21:59
cheboman ( 30/04/2005 10:33)
ho an'izay tsy mbola mahalala: http://www.telerabais.com/tarifs.php... suite
répondu par mumu le 05/10/2005 08:10
aly ( 28/04/2005 18:48)
Manasa ny namana rehetra eto La Réunion hiaraka aminay hilanonana ny asabotsy 25 juin 2005 ao Tampon. Mpilalao mozika malagasy no manafana ny sehatra ary ny romazava tsy hadino.Mitady sovaly telo mar... suite
répondu par aly le 20/05/2005 19:10
booboo ( 26/04/2005 20:08)
Ahoana ny hevitrareo ? Ho an'izay hifidy na juste liana fotsiny. Namaky ny ampahany @ raha ao zà fa misimisy ihany ny points hitako tsy dia mazava loatra fa tellement vague beeeeeeeee. ... suite
répondu par fijo le 31/05/2005 22:45
michelraza ( 09/04/2005 10:46)
"Deux billets Air Mad pour le prix d'un". Misy namana iray mitady olona mety hiaraka aminy amin'ny 13 avril (3 na 5 mai ny fiverenana). Sao dia misy "intéressé" ?... suite
répondu par rurik le 14/04/2005 11:26
hery ( 29/03/2005 10:37)
Dia miandry ny tatitra avy aminareo izay nanatrika ny RNS tany vichy indray ary izahay e.... suite
répondu par fijo le 26/04/2005 21:36
hery ( 14/03/2005 18:48)
Amin'ilay fampisehoana ataon'ny tarika Rossy any @ Espace Monzière - Bellerive sur Allier (5min miala ny fanaovana RNS any Vichy) dia mahazo fihenambidy 5euros izay mpikambana namana ato amin'ny se... suite
répondu par ds le 26/03/2005 00:05
sipagasy ( 13/03/2005 10:05)
Miarahaba indray, Lava loatra iray io dia naleoko nanokatra ity indray, Ka ahoana tsara moa izany ny ho fihaonantsika any Vichy??? ilay ttsy fotsy t@ herintaona mantsy tsy dia nandaitra firy ako... suite
répondu par fijo le 23/03/2005 22:37
hokie ( 10/03/2005 05:50)
Allo ry namana a Mba manasa ny namana izay afaka mandalo ao Blacksburg, Virginia (9 avril 2005) fa hisy stand malagasy ao. Vao voalohany mihintsy ka manararaotra fa hovoaka ilay film "Madagascar" ata... suite
répondu par sonwin le 08/04/2005 15:40
hery ( 28/02/2005 07:27)
Hafatra nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org ----- Entrée en vigueur du nouveau Code de l'entrée et du séjour des étrangers et du droit d'asile ce mardi 1er mars 2005. Ce nouveau Code ... suite
répondu par bozimanga le 29/09/2005 13:55
bichette ( 15/02/2005 08:39)
hitantsika fa manao promo ny AIRMAD amin'izao fotoana izao ary maro isika gasy no manararaotra azy io. Maninona moa ny namana afaka manararaotra amin'io raha mba samy milaza hoe rahoviana no mikasa ... suite
répondu par Ralay le 28/02/2005 18:22
mabloo ( 14/02/2005 14:24)
Tonga aty aminay ry zareo Mahaleo a! Mba ndao rangaha hiaraka a! sa aona ny hevitrareo! @ [b]19 Mars [/b]io andro io! ... suite
répondu par fijo le 28/02/2005 22:22
fijo ( 10/02/2005 05:46)
ho antsika aty lavitra aty,raha toa ka manembona ianao,mitsidia kely ao amin'ny namana "madanight"fa hisy ny tsiahy ny any an tanana.ary dia anembona tokoa mahita ny fiovana any. aza adino ny mosara ... suite
répondu par fijo le 15/02/2005 20:59
mandrikana ( 01/02/2005 23:17)
Ny tanjona : "DIASPORA MIFIDY @ 2007" Ny antony : Efa manantona ihany ity ny fotoana ny fifidianana 2007.Maniry dia maniry tokoa isika diaspora rehetra ivelan’i Gasikara ny mba handray anjar... suite
répondu par fijo le 10/02/2005 22:31
xxx ( 01/02/2005 17:29)
Ry Namana! mahita amin'ny site aho dia manontany anareo izay monina aty canada oe ahoana ny tena fandehan'izy io, ny tenako izay manoratra dia aty mada ka mety tafiditra ihany v ny tenanay raha mampi... suite
répondu par xxx le 22/05/2005 15:09
hery ( 25/01/2005 14:12)
COMMUNIQUÉ URGENT Fampiarahabana tratran\'ny taom-baovao miaraka amin\'ny Filoham-pirenena / Présentation des voeux par le Président à la diaspora - 26 janvier 2005 Amin\'ny fandalova... suite
répondu par fijo le 07/02/2005 22:19
mandrikana ( 05/01/2005 04:24)
Par: RASETA Date: 5 janvier 2005 - 02:33 VOTEZ UTILE ! votez pour le projet des étudiants de la fac de TANA afin de gagner des ordinateurs pour pouvoir étudier On compte sur vous les am... suite
répondu par mandrikana le 22/01/2005 12:50
xxx ( 09/12/2004 11:47)
hono ho aho ry zareo eto france,t@nareo nanao visite médicale lé vao naka titre de séjour voalohany ve dé tsy maintsy mitondra carnet de vaccination :?: de ahoana raha tsy manana? :( ... suite
répondu par fijo le 23/03/2005 22:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.6351