Diaspora

ariel ( 10/06/2006 11:14)
mitady fandefasana entana mora any dago aho zay mahafantatra teneno aho fa tena mitady aho fa tsy mahita.... suite
répondu par Fiffi le 22/06/2006 04:15
fijo ( 07/06/2006 18:42)
sali daho, mba manorata hoe amiko azafady izay namana mipetraka ao alemana. misaotra... suite
répondu par bao22 le 04/09/2006 08:18
Oully ( 22/05/2006 13:02)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FI... suite
répondu par Fiffi le 23/05/2006 19:10
sipagasy ( 21/05/2006 13:04)
ialako tsiny fa @ teny frantsay izy ity e!, mazotoa mamaky daholo aza e! C'est déjà l'application de "l'immigration choisie". Ce parquage d'êtres humains par d'autres êtres humains à un endr... suite
répondu par Fiffi le 19/06/2006 04:33
hery ( 20/05/2006 16:49)
Fanasana voaray izay hitanareo ao amin'ny [url]http://lisitra.serasera.org/content/view/25/55/[/url] Ny FPMA eto USA dia faly manasa ny be sy ny maro izay te-handray anjara amin' ny lasim-pianakavi... suite
répondu par onjah le 22/05/2006 11:19
adidy ( 20/05/2006 10:47)
Sao dia misy mandeha choralie any Meulun isika namana eto @ serasera @ ity week end ny 25 ity? Zay mantsy mba te-hanao revanche ny tsy nihaona t@ RNS.... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 19:10
tisera ( 17/05/2006 15:43)
Mandritry ny FIMU 2006 Belfort ( Festival International de Musique Universitaire) dia mandray anjara ao SALALA ( lé mihira ny "Lanitra mangamanga ") ,@3-4-5 jona hoavy izao . Fampisehoana ankalamanja... suite
répondu par Fiffi le 24/05/2006 03:32
xxx ( 11/05/2006 19:08)
Mipetraka [b]San Diego[/b] CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly. :-*... suite
répondu par bobby le 15/10/2006 07:24
Oully ( 03/05/2006 08:41)
Sao mba misy ho any mada mba hampitondraina ttasy hanaovana passeportn'ny zanako? ka raisin'ny dadako any an-toerana? départ juin manko izahay ka efa antomotra ihany; dia misaotra mialoha raha misy e... suite
répondu par mamps le 11/06/2006 20:31
misoa ( 27/04/2006 07:58)
faly miarahaba antsika rehetra ny tenako, araka ny lohateny napetrako eo ambony io dia asa raha misy afaka mamaly amin'ny hoe hafiriana eo ho eo ny manatanteraka "regroupement familial". Vehivavy ny t... suite
répondu par Fiffi le 30/04/2006 19:04
xxx ( 25/04/2006 10:09)
Mahagaga ! ary maha lasa saina fa ny ankabeazan'ny malagasy dia tezitra refa tenenina hoe mahantra NEFA dia hita fa marina fa MAHANTRA! niteraka resa-be ilay reportage FR3 indray mandeha iry tezitra h... suite
répondu par Fiffi le 11/06/2006 21:00
ds ( 17/04/2006 12:40)
Tafahaona soa aman-tsara ny namana vitsivitsy nandritra ny RNS tany Vichy. Nitady toko ka sendra vato koa dia velom-pisaorana anareo rehetra nanohina ny antso. Santatra am-bavarano iny ka inoana fa n... suite
répondu par cutie le 05/05/2006 13:59
LazaRandri ( 06/04/2006 01:17)
Azafady, Kristianina kay fa diso famaky aho. hahaha! Ambasadaoron'i Kristy ny Kristianina. Isika diaspora ety an-tany!... suite
répondu par cutie le 03/05/2006 11:24
LazaRandri ( 03/04/2006 00:42)
misy representation diplomatique gasy ve ao Penang? Inona no mety ho tombontsoa azon'ireny consul [b]honoraire[/b] ireny?... suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 04:32
era ( 23/03/2006 14:24)
Salama ! Averina indray ilay karajia an-tsehatra "Zamaria -Sangôjy" nolalaovin'i Tarika Imahavita teto Paris , ary mbola rizareo ihany no hilalao azy. Ny Asabotsy 15 avril alohan'ny Paka no anaovana... suite
répondu par era le 07/04/2006 18:35
rurik ( 21/03/2006 12:08)
Saika mba hanotany aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny . misaotra.... suite
répondu par Fiffi le 14/04/2006 14:59
rurik ( 21/03/2006 12:04)
Saika mba hanotany kely aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny ?? ... suite
répondu par Fiffi le 16/05/2006 14:49
bigup ( 15/03/2006 17:51)
Zao e, Raha misy mahay miteny japonais moa ianareo dia mba ampio aho fa tena te hahay mafy io teny io aho nefa tsy hitako izay hatao e, tena ilaiko amin ny fiaanarako sy ny fiainako ny fahaizako io t... suite
répondu par onjah le 28/03/2006 12:07
maintsokely ( 15/03/2006 07:10)
Hono ho aho ry zareo sao dia mba misy mahalala ianareo mikasika ny fret maritime makany madagasikara ? Mikasa ny handefa milina vitsivitsy any mantsy aho dia tiako ho fantatra hoe inona ny transit m... suite
répondu par jamala le 26/04/2006 12:39
Tiana1 ( 14/03/2006 07:20)
Ho an'ireo nijery FR3 momban'i M/kara : http://www.sobika.com/fich_news/v2/news_721.htm Miandry ny hevitrareo Mazotoa daholo... suite
répondu par johnny le 01/06/2006 08:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1688