sao misy ho any Mada? ttsy maika
1. Oully
(
03/05/2006 08:41)
Sao mba misy ho any mada mba hampitondraina ttasy hanaovana passeportn'ny zanako? ka raisin'ny dadako any an-toerana? départ juin manko izahay ka efa antomotra ihany; dia misaotra mialoha raha misy e!tsy Oully akory ity ho an'izay mahalala azy fa ny cousine-ny!!
novalian'i mamps ny 11/06/2006 20:31
3. rhaingo
(
03/05/2006 09:14)
raha izaho ianao aterina eny @ aéroport Orly na CDG dia eny miangavy olona
4. ds
(
03/05/2006 10:01)
Fiffi:
fa maninona no tsy hatao ao @ ambasady ?
Ela be raha mandalo masoivoho...
Mbola halefany any Dago ihany tsinona.
5. ainaheri
(
03/05/2006 11:16)
Ny ao @ ambasady alou tsy antenaina fa ela ee ary ny @ aeroport ko andramo iany fa ndrai2 sika gasy reto mandreraka satria efa nahita aho,dossier tampoka nalefako tany @ dadanay zay tsy tratra ra alefa DHL fa tsy alefa tanana ka saika nitomany fa nisy nandray havon'avon'ol zany,d eritrereto fa ol 5 no niangaviako fa tsy mety nandray nefa zara ra hisy 50grs d sady mahamenatra no mampalaelo !!
Oully< tsy we akory manakivy fa mba milaza ny zvmisy,ndana mankany fa za ngamba sendra ol tsy izy,d bon courage!!
Oully< tsy we akory manakivy fa mba milaza ny zvmisy,ndana mankany fa za ngamba sendra ol tsy izy,d bon courage!!
6. miantra
(
03/05/2006 11:56)
Mandehana eny amin'ny aéroport fa mbola misy ny tsara fanahy, na miangavy membre équipage air Mad.
NB: Aza hidina ny enveloppe fa ataovy hitan'ilay olona ny hampidiranao ireo zavatra alefanao.
Dia bon courage e!!!
NB: Aza hidina ny enveloppe fa ataovy hitan'ilay olona ny hampidiranao ireo zavatra alefanao.
Dia bon courage e!!!
7. Fiffi
(
03/05/2006 12:32)
NB: Aza hidina ny enveloppe fa ataovy hitan'ilay olona ny hampidiranao ireo zavatra alefanao.an3 ! hampisehoana azy aloha ny ao anatiny alohan'ny hanidiana azy ka! fa ny tena tsara dia ny manantona ny membre ny équipage satria io no tena sur
8. Oully
(
03/05/2006 14:32)
Ny ho any @ aéroport aloha tena tsy tratra angamba fa izahay efa nifindra aty @ Eure et Loir, sao koa ka sendra an'izany olona miavona izany ka loooooza !! fa i Oully en personne efa nanome renseignement ihany ka ho andramana ireo, fa ny enveloppe aloha dia tsy maintsy hidiann'y Ambassade e! satria ry zareo ny manomana ilay enveloppe dia asiany cachet dia tsy maintsy hidiana fa iny no avy hatrany dia haterin'ny fianakaviana any @ intérieur (tahaka ny nanaovana ny ahy renouvellement) fa raha ajanona ao @ ambassade dia 3 mois vao vita!!
Dia misaotra anareo namaly fa enga anie ka hahita hirika @ ilay lalana vao hojereko io, fa dia mandoa 6 euros ny Kg ny azy, efa mpanao mihitsy ry zareo.
Dia misaotra anareo namaly fa enga anie ka hahita hirika @ ilay lalana vao hojereko io, fa dia mandoa 6 euros ny Kg ny azy, efa mpanao mihitsy ry zareo.
9. Fiffi
(
03/05/2006 14:37)
, fa dia mandoa 6 euros ny Kg ny azy, efa mpanao mihitsy ry zareo.:roll: tsy azoko!
10. ainaheri
(
04/05/2006 07:51)
Fiffi>mety lay gasy mpandefa entana iny ngamba zany lazainy zany iRojo
12. rojoniaina
(
08/05/2006 21:56)
Bonjour e,
Efa elaela tsy nandalo teto.
0625514511-0143813126 , io ny telephoneko, misy mandeha isan kerinandro ny entana , ary mandefa ttsy koa. KA miandry ny telephonenao izany.
Efa elaela tsy nandalo teto.
0625514511-0143813126 , io ny telephoneko, misy mandeha isan kerinandro ny entana , ary mandefa ttsy koa. KA miandry ny telephonenao izany.
14. Oully
(
17/05/2006 12:10)
Ié efa niantso anao tokoa aho, ilay nalainao tany Montrouge e! Io ilay izy ry Fiffy izany a! dia vita e!
15. totobalita
(
01/06/2006 11:25)
rojoniaina:
Bonjour e,
Efa elaela tsy nandalo teto.
0625514511-0143813126 , io ny telephoneko, misy mandeha isan kerinandro ny entana , ary mandefa ttsy koa. KA miandry ny telephonenao izany.
16. mamps
(
10/06/2006 20:09)
20euros ny frais ra moins de 10g sinon +5e par gramme. ra atao recommandé avec accusé de reception d +10e,