Diaspora

malalason ( 06/07/2004 10:12)
Ahoana ny fietseham-pontsika eo anatrehan'ny gasy sy ny fitiavany (na ara-bola io na ara-panahy na eo @ lahy sy ny vavy sns) Fa amiko mampalahelo fa toa tsy tompon'ny tenany isika Malagasy mila tohi... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 20:59
bichette ( 05/07/2004 13:17)
Ity aAntsoina ireo mpanoratra malagasy monina aty am-pitandranomasina. Hisy hetsika izay kasaina hokarakaraintsika ka miandry ny fiaraha-miasa sy ny hevitra izay avy any aminareo. Izy ity moa dia ... tohiny
jhouhlambout ( 15/06/2004 15:51)
Selon vous, la France, en général, est: - pourri - pas bien - habitable - bof...passable - pas mal - bien - très bien - géniale ... tohiny
novalian'i mihanta ny 18/01/2005 18:46
tsikitsiky ( 02/06/2004 14:01)
Manao ahoana daholo! Mety hipetraka ao Lille aho @ rentrée 2004/2005 ka sao dia mba misy namana afaka manome renseignements? Ny tena tiako ho fantatra dia ny momba ny logement: mora mahita ve raha... tohiny
novalian'i sipagasy ny 23/07/2004 16:52
booboo ( 02/06/2004 11:14)
misy handeha ve ato @ namana ?... tohiny
novalian'i vozongo ny 25/07/2004 10:52
nyna ( 28/05/2004 10:17)
Moa ve mba misy mandeha choralie isika Namana ato @ serasera? za ohatra tany! Lazao raha misy tsy mahalala ny atao hoe Choralie!!... tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/06/2004 15:11
doris ( 11/05/2004 11:50)
" Gengen's na koa be sahafa" Ireo no indice, ka raha mahalala an'ireo ianao dia midika fa mpiara-mianatra taloha isika. Miandry anao!... tohiny
novalian'i ramoul ny 13/05/2004 21:12
oully ( 17/04/2004 09:03)
Manao ahoana daholo, Nisy soso-kevitra naroson'i DS tamin'ny resadresaka nifanaovanay tany VICHY fa mahita toerana ao Lyon-Frantsa izy mahazaka olona 30 eo ho eo, ka miandry ny tohin'io soso-kevitra... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:04
oully ( 12/04/2004 12:44)
Manao ahoana daholo, Tafahaona ihany ny namana taty Frantsa tany amin'ny RNS Vichy. sipagasy, mumu, ds, ralay, samoina, fidjo, bi7, oully, ... Mbola ho avy ny sary sy ny tatitra fa mbola eny an-dà... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2004 00:43
samoina ( 07/04/2004 08:12)
Araky ny nolazain'ny mpiasa ao @ office de tourisme Vichy anio alarobia dia hangatsiaka tokoa @ io week-end io ( manodidina ny 0°c) ary mety hanorana koa. Tsy natao hanakiviana antsika izany fa ko... tohiny
novalian'i ralay ny 08/04/2004 12:38
jhouhlambout ( 05/04/2004 18:37)
zà zany té hody..... Ary nareo?... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:15
maretikely ( 30/03/2004 15:20)
Manao ahoana daholo aloha e! Tsy izany ry reto fa izaho izany te-hody nefa tsy haiko hoe ahoana avy ny fanaonareo rehefa mody miala ao Paris,passeport dia rehefa hiverina ao Paris ve dia mila maka vi... tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 23:38
voninkazokely ( 27/03/2004 12:13)
Mba mangataka valiny raha azo atao fa tena tsy azoko mihintsy ilay tena dikan'ny hoe DIASPORA sy ny ilàna azy marina é!... tohiny
novalian'i ramaso ny 26/06/2004 23:19
xxx ( 20/03/2004 16:24)
Naheno aho fa azo vidiana hono ny fahazoana ny nationalité française na ny carte de résident. Afera ve zany sa mba làlana ara-dalàna? Raha afera dia ahoana? ary raha làlana ara-dalàna dia ahoan... tohiny
novalian'i mirabel ny 08/05/2005 16:50
nananie ( 12/03/2004 15:03)
Ary hono woa, mba nihaona ihany ve isika taty am-pita e?Dia taiza?Mbola misy miheritreritra ny hihaona ?... tohiny
novalian'i ralay ny 02/04/2004 04:23
oully ( 03/03/2004 10:08)
Mba hilazao ny mombamomba an'io hoe zaho ry zareo !!! Iza no efa nanao? sy efa nahazo? Mahaliana ihany ve izy io eh?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 22:12
ralay ( 10/02/2004 17:06)
Efa mandroso ihany ny fotoana satria ny 10/11 avril no fotoanan'ny RNS izay atao any VICHY ka amin'io fotoana io no kendretsika namana aty ivelany hihaonana voalohany ka mba omeo eto ny PS nareo izay ... tohiny
novalian'i oully ny 12/04/2004 20:09
taratra ( 08/02/2004 18:55)
rehefa nandinika ny tenako izay aty ivelany aty dia traroko fa tena tsy misy mirara mitsy,any ka na atram'i passeport-nay zay lany aza ka alefa any dago de ela be zay vao vita.....fa aiza ny fanjakanÃ... tohiny
ralay ( 13/01/2004 18:43)
Araky ny fantatsika izay aty am-pita, indrindray isika eto Frantsa moa dia misy ny antsoina hoe RNS izay fihaonana sportiva fanaon\'ny gasy isan-taona dia ny Week End ny paka izany.Maro maintsika nama... tohiny
novalian'i dd ny 20/03/2004 15:41
hery ( 08/01/2004 20:04)
Hevitra sendra nandalo. Raha tokony handefa vola amin'ny Western union na mandat poste, mety azo atao ve ny mamorona zavatra anakiray miankina amin'ny fifampitokisan'ny namana? Ohatra hoe rehefa te h... tohiny
novalian'i ralay ny 25/02/2004 19:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0822