Fahatongavan i ra8

1. saho ( 20/01/2012 17:31)
Faly b fa ho avy ra8, hitondra rivotra vaovao, enga anie ka ho tafavoaka amin ny lavaka maizina ny firenena. Mivavaka isika ho an ny tanindrazana
Fandrosoana, Fahafahana, Fiadanana
Mety ho voky vary sy laoka amin izay ny Gasy manerana ny Nosy
Ho tany sambatra tokoa, ilay Madagasikaranay!!!!
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 00:54
2. jesuisla ( 22/01/2012 12:18)
koa iza àry no diso fa tsy tonga i ra8? tena malahelo manko aho mijery sy mandinika zay voalazanao. ho fona zany ny vary sy laoka.

sao d hadinony àry ny nitondra vary sy laoka d niverina izy. s diso adiresy?

B lotra ny mpitsena azy d natahotra izy. d naleony niverina, sao maty.
3. ded.kitty ( 14/05/2012 00:54)
Ny rivo-baovao ho azon'ise amin'izany dia ilay ataon'i Nanahary hoe "rivo-politika, toa ny rivotra izay avoakantsika".
Ny gasy no mila mihova toe tsaina. Diso voazanaky ny fitondrana loatra ka tsy mety mahaleo tena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5017