Analyse diagnostic et solutions sur les 52 années (1960-2012) de défaillance de l'Etat et d'd'autodestruction nationale

1. nygasysoafifameno ( 07/01/2012 23:56)
Miarahaba am-panajana antsika rehetra ary ho taona vaovao hitondra soa sy fahasalamana,
Ny Madagascar animation culturelle pour le développement
Ny tambazotra Réseau citoyen des forces vives, d'inllectuels, et d'élites enfants de Madagascar
(à Madagascar et la diaspora à travers le monde).
dia manasa am-panajana anao (anareo) hamangy ny blogue
www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Fanabeazana fanadiadiana no sady mamoitra ireo olana ifotony nahalavo ara-drafitra sy ara-tsaina ny nosy tanindrazantsika anaty lavaka misy ireo firenena mahantra indrindra eto an-tany; ary ny vaha olana matotra sy maharitra tsy maintsy hatao.
Repobilika telo filoha telo samy nandositra, niafara tamin'ny fanapoteana, fandorona, ratra, vono, fampiderana vata-paty ilalaovana hetsi-po kanefa mbola fitondrana lonaka osa ara-drafitra sy ara-tsaina manamaizana ny ho avin'ny taranaka malagasy...
Amin'ny teny frantsay ireo boky roa amidy ireo momba izany. Fa ny amin'ny teny malagasy dia hivoaka tsy ho ela.
Misaotra anareo sahady ampahafantatra amin'ireo malagasy rehetra izany fanentanana fanabeazana maha olom-pirenena sy fampivoarana izany.
Dia manao veloma mbola am-panajana ihany
Ny mpiandraikitra
johnson TAHINA

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2175