Ho antsika avy any Bira
1. soanja
(
07/03/2010 16:59)
Raha mba mandalo tanana ianareo ka te hanampy ireo mahantra ao an-tananantsika ao dia mba mivilia ao Tsivatrinikamo fa misy sekolim-pokotany izay ao tena mila tokoa fanampiana avy amintsika. Tolory tanana manampy ireo zanatsika mila fanabeazana sy fivoarana. Na kahie na stylo na boky ilainy izay misy dia horaisindry zareo antanandroa tokoa. Mila mpampianatra koa izireo fa tsy ampy ny ao. Lazao aho raha tsy hitanareo no misy izany na tianareo ny hihaona amin'ny tomponandraikitra. Misaotra indrindra antsika rehetra. Soanja.
novalian'i soanja ny 27/03/2010 22:09
2. sipagasy
(
09/03/2010 20:35)
mmhh mahafinaritra izy izany ry Soanja fa tena mihitatra tokoa ann, mahazotoa @ asa atao e!
3. ikaretsaka
(
09/03/2010 21:36)
ataoko fa tsy Izay avy any na maintimolalin'i Bira ihany no afaka manampy an.. fa na gasy na vazaha na tsy bira dia afaka manampy aby!
Misaotra
Misaotra
4. soanja
(
11/03/2010 05:32)
sipagasy:
mmhh mahafinaritra izy izany ry Soanja fa tena mihitatra tokoa ann, mahazotoa @ asa atao e!
Misaotra indrindra.
5. soanja
(
11/03/2010 05:34)
Ary toa tsy nipetaka ilay mifamihana sy fo tiako zaraina amindry! Indro indray ary.
hugs and kisses!
hugs and kisses!
6. soanja
(
11/03/2010 05:38)
ikaretsaka:
ataoko fa tsy Izay avy any na maintimolalin'i Bira ihany no afaka manampy an.. fa na gasy na vazaha na tsy bira dia afaka manampy aby!
Misaotra
Ika koa mahavariana. Mila atomboka avy amin'ny tompon-tany aloha ny finiavana dia mitatra amin'ny havam-bady sns sns amzay rehefa avy eo. Misy fomba fiteny mihitsy izay hoe hoe ampio aloha ny tenanao/ ny momba anao dia hanampy anao ....
Misaotra e!
7. bazylou
(
25/03/2010 21:20)
Mba omeo adresy na num telefona an ilay sekoly e. Aza manome tsifoifoy moa le info e.
Misaotra
8. soanja
(
27/03/2010 22:09)
Azafady Bazil fa izao vao hitako ny hafatrao. Tonga dia manontania fotsiny ao amin'ny fonkontany ao fa ry zareo ao no mikarakara ny sekoly satria tsy manam-bola nampidirana mianatra ny ankizy ireo Ray amndreny tao dia ny fokontany no nandray andraikitra.
Ny tsara indrindra ho antsika rehetra eto anie raha te hanampy ny firenentsika dia izay e. Manantona moramora fotsiny ny fokontany izay misy anao anny Mada dia manontany hoe aiza no toerana azo ampiana ato amin'ny fokontany na sekoly, fanabeazana tanora na fiarahamonina (resaka rano, fahasalamana) sns sns , tsy maintsy misy foana io ao Mada. Dia izay vita dia raisin-dry zareo antanandroa. Fadio anefa ny mampiditra resaka Politika fa tonga dia manda ny ankamaroany raha ny fahaizako azy.
Misaotra indrindra namaly hafatra.