Fanatanjahantena

totty ( 15/12/2004 00:38)
moa ve misy fivoarana ny rygby malagasy sambolaao foana ilay resaka kitrnoan-trano, tena tsy azoko mihitsyny tian ireo selectionneur ireo atao... suite
répondu par fijo le 02/02/2005 05:33
ratiavao ( 30/11/2004 17:47)
Raha ny fahitako azy dia tsy ho lasa lavitra mihitsy ra-Malagasy raha tsy miova famindra. Efa hita fa tsy mandeha ny baolina dia mbola handaniana vola foana, maninona ohatra raha ny kanetibe izay efa... suite
répondu par ramaso le 13/12/2004 20:11
xxx ( 20/11/2004 05:05)
Mbola miady varotra be @ fandraisana ny lalao olympika @ 2012 ny tananan\'i New York.. (mbola tsy tena raikitra akory hoe handray na tsy handray an) izao sahady nefa de efa vita ny plan ny complex... suite
répondu par fijo le 30/11/2004 20:54
xxx ( 19/11/2004 15:34)
nareo ve mba misy tia an\'paolo maldini(footballeur an\'italie) za mantsy tena mba mirevy an\'lery sy ny équipany(milan ac),fa toa efa tsy capitaine tsony izy zao,sa diso ve za?mba omeo vaovao momba... suite
répondu par fijo le 22/11/2004 21:00
ravatorano ( 16/11/2004 08:34)
Teo amin ny taranja baolina kitra na ny foot ball dia vita tamin ny alahady teo ny fiadiana ny amboaran i Madagasikara na ny coupe de Mada 2004.Ny nifanena tamin izany dia ny USCAFOOT izay ekipan ny c... suite
répondu par Rojoukel le 23/05/2005 08:40
wawawa ( 03/11/2004 21:22)
NBA
Hono oa: Iza ny ekipanareo @ ity taona ity?... suite
répondu par donemaskit le 14/04/2005 11:56
ralay ( 25/10/2004 16:00)
Mahatsapa ve isika fa tokony hanao fanatanjahantena vao mahataiza vatana sa dia vitan\'ny asa andavanandro ny fitaizana vatana? Misokatra ny ady hevitra.... suite
répondu par deghany le 08/09/2005 10:03
ralay ( 24/09/2004 16:42)
Fantasika fa @zao fotoana izao no atao ao Grenoble France ny fifaninanana faratampony @ kanetibe. Manana solotena isika malagasy @ zany ka araky ny hevitrao ho tonga hatraiza ny ekipatsika amin'ity in... suite
répondu par fijo le 29/09/2004 21:14
amesoeur ( 03/09/2004 12:14)
Mba manontany aho hoe misy tia Volley ihany ve ny ato amin'ity Site ity sa dia tena tsy misy mihintsy?... suite
répondu par namanao le 05/09/2004 13:59
kally ( 19/08/2004 07:44)
Dia mandeha ho'a ny lalao olympika, dia tsy gaga intsony aho mijery ny hagegen'ny frantsay, anatin'ny iray andro in-3 manao fitarainana fa tsy rariny hono ny tsy fahazoany medaly volamena ka ny an'ny ... suite
répondu par fijo le 02/09/2004 23:07
ludo ( 06/08/2004 06:42)
Azafady tsy we mitsikera ny mpakafy ny sy ny tariny fa resaka no atao eto MARINA VE FA NY MPANAO ARTS MARTIAUX SASANY MIVAVAKA @ SAMPY???... suite
répondu par ZAPRO le 14/01/2017 14:09
dotmg ( 03/07/2004 13:35)
Iza eto amin' ny namana no tia ny kitra malagasy, ohatra hoe ny championnat de Toamasina, ary maharaka ny valin' ny lalao rehetra miseho momba ny baolina kitra eto madagasikara ary afaka manampy anay ... suite
répondu par ronaldo09 le 13/08/2004 19:36
fatsoraly ( 03/07/2004 06:22)
Ary maninona raha asiana taranja cricket eto an-toerana? Toa mba mahay mitoratoraka sy mindainday ihany mantsy ny tanorantsika!... suite
répondu par fatsoraly le 05/08/2004 23:14
zollyii ( 27/06/2004 22:33)
firy taona kay no tsara ianarana tennis (ny ankamaroan'ny professionnels miatomboka 6 ans ary tafiditra eo amin'ny circuit professionnel à partir ny 16 ans)? raha hatomboka à 16 ans ve izany mbola h... suite
répondu par kitoza le 15/07/2004 14:16
fijo ( 24/06/2004 23:48)
za manokana dia tia manaraka io lalao io fa tsy mahay.koa izay hafaka manome dia mba lazao avy ny toerana misy rehefa milalao ary inona no tokony hatao ao amin'io toerana io. olona manao ahoana no ts... suite
répondu par donemaskit le 22/08/2004 19:15
kitjo ( 07/06/2004 09:50)
iza ny anareo? za oh misy fanantenana kely @ Espagne ....(group A misy an'i Portugal koa, sady hidemissionne hono SColari ra raraka i Portugal @ 1st round) Fa ny anah aloha France fts no tsy tia... suite
répondu par kitjo le 08/07/2004 12:37
xxx ( 03/06/2004 01:06)
Mba fanalana azy anie ilay kitra atao amin'ny 3 sy 4 eh. Tsy maninona na vehivavy aza no betsaka amin'ny ekipanareo. Raha tsy mahavoa ianareo dia andao fanorona no atao eh... suite
répondu par fijo le 13/08/2004 04:21
monixstar ( 31/05/2004 12:56)
mitenena raha mitady fanaka mampatanjatanjaka... suite
répondu par samoina le 02/06/2004 07:48
donemaskit ( 30/05/2004 09:07)
H@ fahazazako ah no nanaraka an'ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, nefa za tsy mba mpilalao tennis ! Aôna raha mba miresaka kely an'izy ity e ? Efa nanomboka moa ilay izy, betsaka ny favoris ni... suite
répondu par fijo le 09/06/2004 00:04
fatou ( 28/05/2004 21:09)
mba sport tsy mila vatana be atao ry gasy à oh: boule,haiady,course de fond,cyclisme,... mandany vola fotsiny mankany andafy nefa tsy ao mihitsy. éla ve de mieritreritra handresy vazaha @ basket n... suite
répondu par totty le 26/12/2004 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0399