Fa nga tsy misy olona manao Volley mihintsy ny ato?

1. amesoeur ( 03/09/2004 12:14)
Mba manontany aho hoe misy tia Volley ihany ve ny ato amin'ity Site ity sa dia tena tsy misy mihintsy?
novalian'i namanao ny 05/09/2004 13:59
2. ralay ( 04/09/2004 16:46)
Merci ramaso fa zao vao nahita ilay resaky ny namana aho.
Fa misy tian'i amesoeur ho fantatra angaha ny momban'ny volley sa te hanao volley ise.
3. namanao ( 05/09/2004 13:59)
misy mpanao volley ato ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2515