Fanatanjahantena

ravatorano ( 24/10/2005 07:52)
Manomanana ny fahazato taonan'ny fisian'ny baolina lavalava na ny rugby idsika eto Madagasikara. Tany amin'ny taona 50-60 tany no tena nalaza ny rugby malagasy satria nanao fihaoana hatrany frantsa a... tohiny
Herimiafina ( 12/10/2005 04:39)
Ny tiako lazaina eto dia endurance. Tsara ny kotrana, tsara be mihintsy. Saingy tsy atao trop izany satria: -Rehefa ho faty dia elabe vao afaka tanteraka ny aina (désengagement cerebral uni et bi... tohiny
zefalah ( 22/09/2005 16:22)
ny antony mahatonga any madagascara tsy mandroso aminy resaka fanatanjahatena dia ,zao erahamalala fa ny mpanao sport any tanana dia tsisy mpanampy. de le fantanina hoe? inona no atony mahatonga ny ... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 20/10/2005 21:24
Bocassa ( 30/08/2005 14:23)
Afaka roa taona dia handray ny lalaon' ny nosy(jeux des îles)i Madagasikara. Efa malaza be mihintsy zany amin'izao fotoana. Ny kianja sy ny toerana handraisana ny lalao moa dia tsy misy vaovao fa ny ... tohiny
novalian'i Liltax ny 09/09/2005 06:03
bryant ( 20/08/2005 11:20)
Ho an'ireo namana tia manao baskety ka mipetraka eto @ région parisienne na eto paris dia tongava ao Gentilly isaky ny asabotsy hariva manomboka @ efatra ora tolakandro eo ho eo fa maro ny gasy manao... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2005 19:56
zama91 ( 18/08/2005 14:36)
Tao aorian'ny nihitsananan'ny gasy fifanitsanana mondial 2006 toa tsy henoheno intsony ny foot nefa efa nalaza re tany fa nivoatra be ny foot gasy entre 1999 a 2003.Ny classement fifa aza dia efa nis... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 10:18
xxx ( 12/08/2005 00:22)
[img]http://www.melbourne2006.com.au/_template/headerleft.gif[/img] [url]http://www.melbourne2006.com.au/?s=home[/url]... tohiny
novalian'i RHTP ny 02/11/2005 06:19
zefalah ( 05/08/2005 16:52)
sika gasy dia manao tsino-sinona ny rugby. zany hoe efa taty aorina vao voakarakara ty taranja ty..ka hoy aho hoe: aona mo raha avoazina daholo reo Ecole de Rugby ao madagascar reo? ary reo iany no o... tohiny
novalian'i bainakely ny 12/09/2005 09:29
joda ( 03/08/2005 16:23)
mieritreritra aho hoe firifiry na mpanao fanatanjahantena sy mpanazatra nahay mpiray tanindrazana amintsika tsy mba voatambitamby toy andry i Zidane itony...ny antsika zara aza lasa vaovao marina az... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 21:00
Bocassa ( 25/07/2005 13:36)
TOURNOI DE FOOTBALL Ity mba misy soso-kevitra kely atsipy ho antsika mpakafy FOOT ato @ namana - serasera : Maninona moa raha mba mivory daholo isika lehilahy mpakafy FOOT ê !!! De mb... tohiny
novalian'i dakoma ny 26/08/2005 21:21
ainaheri ( 11/07/2005 19:58)
Tsy manaiky ny Maire ny Paris fa tsy nanaja ny lalànan'ny CIO hono ry Blaire(Londres)... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 20:51
mandrindra ( 08/07/2005 14:41)
nanao fanambarana ny ben'ny tanan' i Annecy, Bernard Bosson, fa hilatsaka ho fidiana ho tanana andray ny JO hiver 2O14 i Annecy. Any indray ry zalahy no miala vokona angaha?... tohiny
novalian'i banga ny 15/07/2005 18:02
booboo ( 06/07/2005 12:29)
JO
Londres wéééééééééééééééééééééééééééé. ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:05
hps ( 25/06/2005 19:25)
Tsy dia fantatro loatra na isika namana no tsy mankafy ity taranja 1 ity, na varimbariana @ zavatra hafa.Anisan'ny zavambaovao teo @ champ.teto dago zao ilay mpitari-posy avy aty Bira iny izay nanamon... tohiny
novalian'i hps ny 17/07/2005 16:20
xxx ( 21/06/2005 00:42)
Miarahaba antsika rehetra, Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika... tohiny
novalian'i Nelly ny 22/06/2005 14:56
xxx ( 21/06/2005 00:41)
Miarahaba antsika rehetra, Mampahatsiahy fa ny RSM (Rencontre Sportive Malagasy dia ho tontonsaina eto Montreal ny faha-2 sy 3 Jolay ho avy izao ka manasa izay eto an-toerana sy manerany ny amerika... tohiny
zefalah ( 26/05/2005 21:31)
ty le hoe samy mande samy mitady. fa ra ny gasy any apitandranomasina ano no mody any dago a!! ngamba mba hivotra iany ny sport malagasy. nefa indrisy ozy lay fitenenan'le tsy afamanotra. Ze mahay ... tohiny
novalian'i lydie ny 25/07/2005 12:37
xxx ( 24/05/2005 17:40)
naika kidaranan'bisikileta i Dally tany Roland Garros (6-1,6-0) sahalan'ny t@ herintaono (éliminée au 1er tour) [url]http://www.rolandgarros.com/fr_FR/scores/stats/day8/2035ms.html[/url]... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 22:54
zefalah ( 23/05/2005 00:09)
hiresaka fanatandrahatena sika. ny tena mo mpanao rugby. ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa. ka apetrako ny fantanin... tohiny
novalian'i booboo ny 24/05/2005 19:42
zefalah ( 23/05/2005 00:07)
hiresaka fanatandrahatena sika. ny tena mo mpanao rugby. ka mba lasa iany ny saiko satria maro reo olona fa mievitra fa ny mpanao rugby dia mpngalatra sy jiolamboto avo koa. ka apetrako ny fantanin... tohiny
novalian'i rpk ny 23/05/2005 06:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723