Fivavahana, finoana

niryna ( 15/09/2007 03:59)
[b]Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan'izao tontolo izao, nefa tsy man... tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/09/2007 15:35
tsaramaso ( 15/09/2007 03:39)
Andriamanitra i Kristy !!!! mipitsiha tany @ silamo tany de ento daoly ze zaka e !!!!!!!!... tohiny
novalian'i pissoa ny 15/09/2007 16:57
ikaretsaka ( 15/09/2007 00:27)
Mba nanao Jery todika aho izany e Rehefa dinihina ilay hevitra vaovao novoizin'i Hery mikasika fisokafana @ fivavahana hafa ankoatran'ilay an'ny tena. (kristianisme no betsaka) dia tsapa sy tsy a... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:27
fijo ( 14/09/2007 22:45)
hoanareo mpino "kristianina ,na silamo ,na jiosy na sekta ino akoa tsy haiko" _moa ve tsy hafaka hanao sy ahalala ny marin aiaareo raha tsy nisy ny baiboly na coran na asa izay boky hafa any. _maha... tohiny
novalian'i tywa68 ny 25/09/2007 16:50
ikaretsaka ( 14/09/2007 16:22)
(efa resaka atsy ihany moa ity fa aleo hataoko sujet hafa ato) mankalaza ny taona 2000 ny Fiangonana Orthodoksa Ethopien izao: Fa asa raha fantatrareo [quote]ny Kristianina any Etiopia (karaza... tohiny
LazaDaddy ( 14/09/2007 14:50)
Marina sa diso? 1) Bin Laden = Silamo. Marina! 2) Bin Laden = Terrorista. Marina! 3) Bin Laden dia tehafana sy indraindrain'ny silamo be dia be maneran-tany. Marina!... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 22:08
kalina80 ( 14/09/2007 11:57)
Mino ve ianao fa hisy récompence na satro-boninahitra homen'Atra ho anireo izay tena nanompo azy sy nanao ny asany rehefa any @ fiainana mandrakizay? MATIO 19:29 "Ary izay rehetra efa nahafoy trano... tohiny
tofic ( 14/09/2007 09:51)
fantaro tsara ny atao hoe: islam, musilman izay vao miteny, fantaro fa ny fandavanao ny handalina zavatra anakiray dia fanekenao sahady ny atao hoe:fihemorana! ny fandalinana dia tsy hanenenana s... tohiny
novalian'i tofic ny 22/09/2007 19:29
tezitra ( 13/09/2007 18:36)
As-Salamou 'Alaykoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou Miarahaba ny namana muslim nohon’ny çaoum ny mois ramadan, inona no azo lazaina : [b]1) jeün du ramadan:[/b] fifadiankanina pou1 mois ma... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 20:46
niryna ( 13/09/2007 17:18)
Ny jaona 3:16 no mampiseho antsika ny fitiavan'Atra izao tontolo izao. Tsinjaro hoe ny tiany ho tenenina ary inona no dikany? Fa toy izao no nitiavan'Atra izao tontolo izao Nomeny ny zanany la... tohiny
novalian'i niryna ny 22/09/2007 02:39
tsaramaso ( 13/09/2007 14:44)
Antikrista io !!!!! mbo kozy e !!!! ialao fa ratsy !!! fa hotiavina ve ny [b]olombelona[/b] silamo ?!! hohajaina ?? hatao ho olona mitovy amin'ny rehetra ?? OK !!!!! izy aza mba mahonena lasa silam... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:06
hery ( 13/09/2007 13:30)
Mamintina ny zavatra tiako holazaina ilay lohateny. Nahita resaka momba ny silamo nalefan'i ann aho ato. Dia toa sakana sns no nanjo azy. Koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Kristianina irer... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:14
salmo1 ( 13/09/2007 12:16)
Indray andro izay, tany ampovoany Espane, avaratriny Capital. Indro ilay namako tovolahy tsy mpino nanantona ahy sady nanontany oe: Raha misy izany Jesosy asaivo miarahaba ahy fa tiako tolorana tanàn... tohiny
kalina80 ( 13/09/2007 10:16)
hahatsiarovako ny any aminay ity hira ity ry ireto an.Sambatra ny mangetaheta an'atra http://fr.youtube.com/results?search_query=ny+fanahiko&search=Rechercher ... tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 16:03
ann ( 13/09/2007 10:03)
assalam alaikom . faly miarahaba antsika mpino silamo rehetra honon'ny fahantongavan'ny volana ramadan , enganie ilay Atra tsy toha ,ilay be fiantra hamaly ny fangatahantsika rehetra,ary hanaiky ny f... tohiny
novalian'i tofic ny 17/09/2007 08:58
bosista ( 13/09/2007 09:30)
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity,ary ataovy lalodalovana ny sofiny ary ataovy mikimpy ny masony,fandrao hahita ny masony ,sy handre ny sofiny,ary hahalala ny fony,dia hibebaka izy ka ho sitrana ... tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2007 12:20
kalina80 ( 13/09/2007 08:52)
Atra dia Raintsika.Tia antsika Izy ary mila mamaly fitiavana Azy isan'andro koa isika.Mba hanehoantsika izany fitiavana azy izany dia mila manao izay tratry ny herintsika isika mba hitandremana ny di... tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 11:32
niryna ( 13/09/2007 07:43)
Hitan'ity rangahy tao anaty nofy;Vehivavy telo mivavaka sy Jesosy. Nandohalika teo [u]amin'ilay voalohany[/u] Izy ary fo feno fitiavana sy malefaka no hita teny amin'ny hendrin'i Kristy rehefa nan... tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2007 06:01
bozy3006 ( 13/09/2007 07:07)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny... tohiny
novalian'i bozy3006 ny 19/09/2007 12:11
soanja ( 13/09/2007 06:52)
Rehefa natao ny fandinihina dia tsy nisy loatra ny "lalana moraly" na nisy ve sa tsy noraharahaina indraindray rehefa hanatontosa ny fikasan'Atra tamin'ny Testamenta taloha aloha no jereko eto. Oh... tohiny
novalian'i soanja ny 30/09/2007 02:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6587