Fivavahana, finoana

zoubelou ( 12/09/2007 17:01)
Izaho mino fa misy fiainana aorian'ny fahafatesana fa ny fisehony no mistery. Ireny matoatoa ireny ve ohatra, fanahin'olona efa nodimandry? Endrika iray isehoan'ny fiainana aorian'ny fahafatesana?... tohiny
novalian'i idah15 ny 02/07/2015 13:31
gasynamana ( 12/09/2007 12:53)
Ny athée ve olona: Tsy mino ny fisian'Andriamanitra sa Tsy mahalala ny fisian'Andriamanitra sa Tsy te hahalala ny fisian'Andriamanitra, na tsy miraharaha an'Andriamanitra Misokatra ho... tohiny
bosista ( 12/09/2007 09:05)
natao raharaha izy roa de efa mpivady ary efa niray trano,ary efa nitokatrano koa,eny e rehefa hitan'i md Josefa aloha fa bevohoka i M.Maria dia niady saina izy ary tonga taminy ny anjely nanazava ne ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/09/2007 07:57
niryna ( 12/09/2007 06:57)
Inona no tena dikan'ny hoe batisa? Raha atao batisa amin'ny rano ny olona inona no heviny? Iza no atao batisa ny fanahy masina?Isika rehetra ve? [u]Mess[/u] dia azo hitarina ka lasa hoe [u]messa... tohiny
novalian'i Looli ny 17/05/2018 13:16
montanabe ( 11/09/2007 13:08)
fahotana ve ny miasa alahady? ohatran ny nahita an izay tao am baiboly hajao ny andro sabata!!! tsy resaka hoe alahady ve ny andro sabata na inona fa ny tiako anontaniana fotsiny dia hoe : "fahotan... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/09/2007 13:51
majesty ( 11/09/2007 05:36)
Manana olana lehibe ny Kristiana voalohany tamin'ny fandikana ny baiboly avy tamin'ny teny grika na hebreo ka nampisy ny fahadisoana sasantsasany,anisan'izany ny anaran'Andriamanitra. Nafenin-ndry za... tohiny
novalian'i majesty ny 20/09/2007 05:35
salmo1 ( 10/09/2007 23:25)
Andriamanitra dia iray ihany, nanao izao rehetra izao. Fa ny probleme amin'ny sasany dia izao aretina izao: - Ny sasany milaza fa vato no andriamanitrany. - Ny sasany milaza fa masoandro. - Ny s... tohiny
novalian'i majesty ny 13/09/2007 05:17
Fiffi ( 10/09/2007 19:14)
[img]http://img235.imageshack.us/img235/4752/bergersed5.jpg[/img] iza no mahafantatra an'io ? tena zay zah vao mba naheno an'io an ! http://www.lefigaro.fr/magazine/20070720.MAG000000622_les_berg... tohiny
niryna ( 09/09/2007 06:38)
Ahoana no nahavitan'i Mosesy tsy nihinan-kanina 40 andro sy 40 alina? Ny "fifadian-kanina" na "fasting" [b] Ary izao no ho lalàna mandrakizay ho anareo: amin'ny andro fahafolo amin'ny volana f... tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2007 17:02
vavolombel ( 08/09/2007 12:07)
zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako f... tohiny
novalian'i xxx ny 15/09/2007 16:20
salmo1 ( 08/09/2007 09:29)
- Ny sasany milaza oe: ho any fasana, ny sasany kosa mievitra fa dorana @ afo de lasa lavenona... dia tsy misy fiainana intsony rehefa maty hono izy. Tsy misy porofo fa ny azo hatao dia mino an'Andria... tohiny
diamondra27 ( 08/09/2007 07:23)
Misy afaka manazava bebe kokoa ve hoe:inona no tena antony ampiasaina an'io? Ahoana ny fipetrany sy azo hanaovana azy? merci^:^... tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/09/2007 10:35
niryna ( 08/09/2007 04:46)
Izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly dia saika mitranga daholo. 1- [b]Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana... tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2007 06:56
zamanoro ( 08/09/2007 03:47)
Hono ho'a Tsy vitsy ny niala nianatra fa hoe hanao mpiandry hono Tsy vitsy ny nijanona tsy nanambady fa hoe hanao masera na mopera koa ohatra Ary maro ny olona raha vao miresaka ianao dia maka andi... tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:49
kalina80 ( 07/09/2007 13:39)
Romana 14:23 "Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin'ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana." IKorintiana 16:13 "Miambena hianareo, tomoera tsara ami... tohiny
nirinkosoa ( 07/09/2007 07:16)
:!: ahoana no hevitrareo @ hoe finoana nihemotra? Izany hoe nazoto be izy talohan'ny fanambadiany nefa refa tafiditra tao izy dia toa nahatsapa tena fa nihemotra izany hoe tsy nazoto firy intsony hiv... tohiny
niryna ( 07/09/2007 07:06)
Maninona no manontany ny fiangonana foana ny olona rehefa misy zavatra tsy hitovizana? Ny fiangonana na Religion : dia namboarin'ny olona hanatonana an'Atra ( Religion: what man made to reach out G... tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/09/2007 19:38
niryna ( 06/09/2007 07:59)
Ny mason'ny Tompo amin'izao rehetra izao.Mijery ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy. Ny teny malemy dia hazoan'aina ;fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy Oh 15:3-4 Izao enina izao no halan'ny Tompo... tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2007 23:08
LazaDaddy ( 06/09/2007 07:50)
Nanokafako lohahevitra manokana fa lasa mivoaka ny adihevitra atsy ambadika atsy :) Izaho aloha tsy mahazo ny tena dikan'io hoe "purgatory" io fa raha ny adihevitra mandeha ao dia manambara hoe: ... tohiny
LazaDaddy ( 06/09/2007 01:05)
Inona ny hevitr'ito tenin'i Jesosy ito momba ny fanetre-tena sy tsy fitiavam-boninahitra? "[i]Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra[... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 07:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3577