Fivavahana, finoana

cristal ( 29/08/2007 12:45)
(l)(l)(l)Efa fantan'ny Malagasy fa tsy azo atao ny manompo tompo roa fa na ny iray ho tianao na ny iray ho halanao,ampiarahana ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny finoanoam-poana!Nalahelo mafy mant... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2007 22:26
ikaretsaka ( 29/08/2007 00:22)
Sendra nanatrika "standup comedy" nataona Mompera jesuite amerikanina (Jim Dolan no anarany)...(ie manao an'izany ny zezoita) aho androany momba io fanetren-tena io. Ilay rangahy io moa malaza ho be ... tohiny
fijo ( 28/08/2007 19:40)
izay liana,jreo io amin'ny ARTE io,fa misy fandaharana momba ny islam sy ny vehivavy.... tohiny
novalian'i ann ny 01/09/2007 12:59
bosista ( 28/08/2007 18:24)
tsy resaka fanaratsiana izy ity sao de avadikan'ny sasany zavatra hafa indray fa zavatra tena misy ary afaka mianiana zaho ny amin'ny fahamarinan'izany ,misy pretra misipa sipakely manja be,zah tsy h... tohiny
niryna ( 28/08/2007 17:29)
Mba fanontaniana manitikitika ahy ity ry ireto,toa heno ombieny ombieny foana raha vao miresaka na mitory teny ny ankizy ato dia io fanontaniana io foana no tonga aloha. Ny fahalalana izany ve mampio... tohiny
ikaretsaka ( 28/08/2007 15:18)
28 Aogositra androany, andro natokan'ny fiangonana ho fahatsiarovana an'i [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Saint_Augustin]Md Augustin[/url] anisan'ny olomasina nitondra influence be tamin'ny kristi... tohiny
niryna ( 28/08/2007 06:39)
Ahoana no fomba hiresahanao ity olona ity? Vao roa taona fotsiny hono izy dia maty ny renininy.Nanontany izy hoe afaka mankany am-pasana ve aho miresaka aminy?Na hoetsy any aza fa fantatro fa mandeha... tohiny
todisoa2 ( 27/08/2007 13:55)
Ahoana ny hevitrao manoloana ilay tenin'Atra hoe: ''izay mino sy atao batisa no hovonjena?''. Misy mntsy ny milaza fa miara-dalana ny mino sy ata batisa. Misy kosa ny manambara fa tsy maintsy mino vao... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 23:04
todisoa2 ( 27/08/2007 11:18)
Toa lasa mirona bebe kokoa any @ fampandrosoana ny karazam-piangonana sasantsasany eto amintsika. Mitombo tsy mijanona mila hihoatra ny isan'ny mpiangona ao aminy ny adidy eritreretina henjehina indra... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2007 21:52
Papoose ( 27/08/2007 08:57)
Nitantara i "A" fa nisy zava-doza nampalahelo nahazo azy dia nivavaka mafy ho i "B."Rehefa tena vita ny fanadihadiana, hay kay lainga be daholo ity nahazo an'i "A." Vavaka very maina v ny an'i "B?" ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2007 15:21
niryna ( 26/08/2007 13:53)
Ny finoana tsy arahan'asa dia namany maty.Mino ny fisian'Atra isika(vakio ny Heb 11)ary mampiasa izany finoana izany amin'ny asa.Mother Theresa no isany nahavita izany teo amin'ny fiainana. Nantsoin'... tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2007 04:01
niryna ( 26/08/2007 06:12)
Hafa ny vavaka nataon'i Rose androany raha tonga ny fotoana fisakafoanan'izy efa-mianaka.Enim-bolana lasa tokoa mantsy izay dia nitamberina tao an-tsain'i Rivo vadiny ny nahazo ity mpiara-miasa aminy.... tohiny
xxx ( 25/08/2007 06:27)
Miaraha antsika rehetra ! Nisy fotoana tena tsapako fa tena mangetaheta mihitsy ny fanahiko , tsapako hoe otrany te-hivavaka izany aho, te-haheno foana tenin'Andriamanitra , hiram-pivavahana, vavak... tohiny
novalian'i niryna ny 31/08/2007 06:30
vavahady ( 24/08/2007 17:34)
mety resy koa ve AN... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2007 12:14
niryna ( 24/08/2007 07:21)
Mitady namana hiaraha-mivavaka ny namana na havana sns izay manana olana eo amin'ny fiainana ka mila vonjy. Ity misy soso-kevitra kely mety mahasoa antsika rehetra. Mifampahery isika rehetra ato... tohiny
novalian'i adidy ny 08/09/2007 09:37
LazaDaddy ( 23/08/2007 23:57)
"[i]Aoka ny fiteninareo ho amin'ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra.[/i]" Kolosiana 4:6 Io fotsiny dia tsapako fa tena mila fandav... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 23:15
fijo ( 23/08/2007 20:31)
sendra nihaino radio RMC aho tamin'ny maraina,ka nahasarika ahy ny vaovao henoko.toa nilaza i papa fa tokony hisaina ny europeanina ary hiatrika ny ezaka ataon'ny silamo mba "islamisena azy" marina t... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2007 22:13
niryna ( 23/08/2007 17:49)
Hoy Kristy"[i]Avelao ny zaza ,ary aza rarana tsy hanatona Ahy :fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra"[/i] Matio 19:14 Asa ianareo raha efa niara niray tanana ireny olona manavakavaka ireny.Misy ... tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2007 05:31
vavahady ( 23/08/2007 12:33)
Hoy i Jeso-kristy ao amin'ny lioka toko faha-19 and27 manao hoe: Fa ireo fahavaloko ka tsy nanaiky ny hanjakako ireo dia,ento aty ka vonoy eto anatrehako" izany ary no tenin'ny tompo!! Ahoana izan... tohiny
novalian'i fijo ny 30/08/2007 23:17
bosista ( 23/08/2007 09:20)
manao ahoana daoly, de mba manontany zah ho an'izay mahalala, indrindra ireo izay mino ny fisian'ny anjely: misy filahiany sy fivaviany ve ny anjely? ary mba manao firaisana ve izy ireny sa ahoana? ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 19:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3567