Fivavahana, finoana

gasynamana ( 15/08/2007 00:05)
Ny teny no naharian'Andriamanitra ny zava-boaary rehetra. Ny teny dia mahatsangana amin'ny maty Ny teny dia mampitony ny onjan-dranomasina sy ny rivo-mahery .... Ahoana ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:02
Papoose ( 14/08/2007 22:47)
Tsy haiko na efa resaka nandeha tato ity na tsia fa tsy azoko mihitsy dia anontaniako, dia tsy haiko koa na ato na tsia no tokony hametrahana azy! T@ herinandro zah nahita documetaire mikasika an'i... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:03
ari.malala ( 14/08/2007 13:36)
hono hoa, inona no mahasamy hafa ny Katolika Romana sy ny Katolika Ortodoksa? Mitovy ve ny conception ny Eokaristia @ ireo? Ary ny Anglikana ve Katolika iany koa? misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:33
piste ( 13/08/2007 23:34)
Tsy haiko na eto no tokony hametrahana an`ity fa alefako ihany. Efa azontsika atao ny mamaky ny gazety Lakroan`i Madagascar on-line. Ity ny site : (www.lakroa.org). Izay fa dia mazotoa.... tohiny
salmo1 ( 13/08/2007 13:43)
Tato ato dia mahatsapa aho fa Jesosy Kristy dia; mahafinaritra, enjana, mahery, mahay minamana, satria rehefa niaraka tamin'ny aho dia mahatsiaro fa vao maika izaho sambatra kokoa... Ny masoko tsy... tohiny
todisoa2 ( 13/08/2007 09:55)
Ty ndray ny laza adina. Nisy nanotany ahy. Na aho koa aza mba kenda @ famaliana azy. Ny angatahiko, toy ny an'i niryna, dia ny mba hiorina @ tenin'Atra ny valiny atolotrao.:wink: [b]Mpiandry sa Pas... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 05:32
niryna ( 13/08/2007 05:51)
Indraindray isika dia mitady ny ho tonga lafatra hatrany,saingy tsy misy izany fa miezaka ny hanao ny tsara hatrany no azontsika atao..Matahotra ny ahazo latsa sy habokain'ny hafa ilay ezaka tiana ata... tohiny
novalian'i niryna ny 18/08/2007 00:29
ikaretsaka ( 13/08/2007 05:46)
Sendra voamariko fotsiny ato @ ity resaka fivavahana sy finoana ity: Maro amintsika no mahita fa misy namana manontany fanontaniana momban'ny finoana na fiheverana 1 momban'ny fombam-pinoana ananki... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 22:26
todisoa2 ( 11/08/2007 14:33)
tantara fohifohy... Ny bokin'i Genesisy dia,araky ny lovan-tsofina, nosoratana rehefa babo tany Babylona ny Zanak'Israely (ZI). Nihaniala t@ Atra marina ny ZI dia lasa nivavaka t@ andriamanitra babylo... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:07
niryna ( 11/08/2007 06:15)
Efa niatrika na nikarakara ny fanaovam-beloma farany ny olon-tianao ve ianao?Tsy mba tao an-tsaiko mihitsy hoy izy raha tsy niatrika sy nikarakara ny fahafatesan'ny raiko aho. Na dia nojereko ny fiho... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:19
piste ( 10/08/2007 22:09)
Mba mahagaga ahy ihany ity toetrantsika eto @ serasera ity. Marina fa na dia tsy mitonona ho Katolika mivantana ny mpandrindra an`ity Site ity dia betsaka ny mahafantatra fa Katolika izy. Manarak`izan... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 22:59
vavolombel ( 10/08/2007 15:58)
betsaka ny andininy avy ao amin'ny soratra masina izay mandrara ny fampiasana ireny sary vongana ireny , ary tsy misy verset izay maniraka an-tsika mba hivavaka amin'ATRA par intermediera-na sary vong... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/08/2007 17:45
todisoa2 ( 10/08/2007 15:27)
Ny taranja ''délibération éthique'' (any @ STPL) dia manambara mazava tsara fa misy ny lainga masina. Ny déliberation éthique mantsy dia fanaovana safidy tsaratsara kokoa, mba hahazoana vokatra... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 23:08
niryna ( 10/08/2007 06:15)
Nisy tantara nitranga toy izao ka mba mangataka fanampiana aminareo aho omeko ilay olona .Mpinamana izy efa-bavy,ary tsy mifankafohy mihitsy.Nanatona ahy izy fa tsy manana fifaliana fa misy zavatra mi... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:14
fijo ( 09/08/2007 23:07)
salama aby isika. misy mitaraina fa misy hafatra ampidirina ato izay somary manelingelina ny mpitondra fivavahana dia tsy mivoaka.ohatra ,izany resaka 680millions natolotry ny vatican hoan'ny ankizy ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 12:53
salmo1 ( 09/08/2007 12:52)
Hatoloro an'Andriamanitra ny tenanareo dia mamaky ny Baiboly isan'andro, ary minoa Azy amin'ny fonareo manontolo sy ny zavatra hataonareo rehetra. ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:02
niryna ( 09/08/2007 06:17)
Fa ny Fanahy Masina no mahatonga antsika iray miaraka amin'i kristy,iray ihany isika rehetra ao amin'ny Tompo,ary iray ihany koa manerana an'izao tontolo izao ao amin'ny finoana dia i Kristy izany. ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:12
xxx ( 08/08/2007 18:04)
Mitady vonjy avy aminao aho, tsy inona izany fa vavaka. Mijaly mafy ny foko sy ny fanahiko, ka mila ho ketraka aho. Mivavaha ho ahy raha sitrakao fa tena mila tsy ho zakako intsony ity fiainana ity. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:53
xxx ( 08/08/2007 01:14)
Mangataka vavaka mba hampitony ny fanahiko. De aza anontaniana hoe iza le xxx.... tohiny
novalian'i roli ny 26/09/2008 08:28
sitlo ( 07/08/2007 15:36)
Tena mangidy wa ny aviavy. Fa mamy afara. Tena tadidiko mihitsy na dia vao indray aza aho no nihinana. Jereo anefa: Marka 11: 20 NIV: "In the morning, as they went along, they saw the [b]fig tree[... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1596