Fivavahana, finoana

hery ( 07/08/2007 09:49)
Misy boky vitsivitsy (boky 7) tsy hita ao amin'ny Baiboly dika protestanta kanefa dia ao amin'ny dika katolika. Tsy hanazava ny antony aho eto fa te hizara aminareo fotsiny hoe inona avy izy izany. ... tohiny
hery ( 06/08/2007 13:08)
Miarahaba, Efa azo ampiasaina soa amantsara ny baiboly dikateny katolika eto amin'ny Internet (dikanteny 1938 ). Ny adiresy dia [b]http://baiboly.katolika.org[/b] Ny fampiasana ny toko sy ny and... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/08/2007 06:22
LazaDaddy ( 06/08/2007 05:59)
Efa adihevitra nisokatra teto taloha izy ito fa averiko ho fampahatsiahivana. Tsy nisy valiny nahafa-po koa moa tamin'izany. Ahoana ny fahazahoanao izany hoe firaisam-pinoana? Ny finoan'iza sy iza ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2007 22:38
niryna ( 06/08/2007 04:07)
Raha mandinika ao anaty baiboly isika dia misy anarana maro samihafa iantsoina an'Atra. 1- Fa maninona Atra no manana anarana maro? Inona no antony? 2-Iza no antsoinao Azy? Raha mahita ao anat... tohiny
novalian'i niryna ny 10/08/2007 05:42
niryna ( 05/08/2007 06:53)
Maro ny fanontaniana mifamahofaho rehefa misy zavatra mahazo na manjo ny olona .Ao ny hoe: [u]Fa maninona[/u] no .......? [u]Fa nahoana[/u] aho no ..... [u]Rahatena misy Izy [/u]maninona no tsy ma... tohiny
novalian'i niryna ny 20/08/2007 03:15
hery ( 03/08/2007 08:39)
Hita ao amin'ny dikateny iombonana DIEM fa [b]Jesoa[/b] no anarana iantsoana an'i Jesoa fa tsy [b]Iezo[/b] na [b]Jezo[/b] na Jeso (Fampiasan'ny katolika amin'ny bokiny hatrizay ireo http://baiboly.kat... tohiny
niryna ( 03/08/2007 07:22)
[i]Fa [u]iray no Andriamanitra ,ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona[/u],dia KRISTY JESOSY,Izay olona no sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra,dia zavatra ho fit... tohiny
novalian'i niryna ny 16/08/2007 05:08
niryna ( 02/08/2007 07:12)
Raha miteny isika hoe mino sy miaina mitovy ny nataon'i Kristy,ahoana izany fiainana kristiana izany?... tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 21:57
LazaDaddy ( 02/08/2007 05:46)
1) Ny fatra-piiteny ny hafa handini-tena no tsy mandini-tena voalohany indrindra fa ilaozany mandinika ny hafa. 2) Ny fatra-piiteny ny hafa halala-tsaina no tena tery saina @ zavatra hainy, ka raha... tohiny
novalian'i cutie ny 06/08/2007 18:20
LazaDaddy ( 02/08/2007 02:25)
"From the Nations to the Nations" (N2N). Iandraiketan'ny Youth With A Mission International [ http://www.ywam.org/ ] Ao anatin'ny fotoanan'ny lalaon'ny nosy ny N2N'07 ary mandritry ireto andro iret... tohiny
fijo ( 01/08/2007 20:55)
za moa tany mada teo dia tany mahajanga.ka dia tao mahabibo eo ampitan'ny fiangonana katolika(akaikin'ny polisy) io no nipetrahana.hoan'izay mahalala an'ny mahajanga io. ny loza dia ity.isaky ny mara... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 06:38
Fiffi ( 01/08/2007 10:23)
Miala tsiny fa tena tsy vitako ny nandika azy am teny gasy an ! [i]Ah la grâce ! Quel beau sujet n’est-ce pas ? Cependant, combien de croyants ont voulu l’assassiner ? En lisant les Évangi... tohiny
niryna ( 30/07/2007 06:15)
Afaka mba hanaza ve ianao raha oharina amin'ny vehivavy mihetsi-jaza ny fahoriana mahazo antsika? Inona avy izany fahoriana izany? Aretina maro samy hafa,fahafatesana,mandao olon-tiana,mipetraka... tohiny
novalian'i niryna ny 07/08/2007 06:27
boraingy ( 27/07/2007 11:35)
Anisan'ny fanontaniana nanitikitika ahy mafy io resaka io satria anisan'ny iray izay tsy hinoan'ny olona manana firehan-kevitra ara-tsiansa maro an'Andriamanitra, indrindra ny any amin'ireo tany mandr... tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2007 21:51
tslem ( 26/07/2007 09:48)
[url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/vavaka/video/x2ebfm_misia-mazava-1-ny-iraka_family/1] [b]MISIA NY MAZAVA[/b][/url] Mba hitako tany dia alefako eto sao dia mba misy liana.... tohiny
niryna ( 26/07/2007 05:52)
Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra ,raha mamaky,mijery,mianatra ary mamerimberina ny teniny.Ny tenin'Atra no mampiseho antsika ny zavatra tsy mety ataontsika ary ny fampiasana azy sy ny fianarana azy ... tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 12:49
niryna ( 24/07/2007 07:14)
Nahatonga saina ahy androany raha sendra teny ambon'ny fiaramanidina aho.Fotsy be daholo izay jereko ary toa tsy mandeha izahay,toa tsy mihetsika.Tara ny fiainganay satria nisy orambe .Nandeha ihany a... tohiny
novalian'i niryna ny 27/07/2007 22:01
ari.malala ( 23/07/2007 13:58)
Inona marina ny tena hevitr'io teny io e! Misy miafina ao ambadik'izy io mantsy hanaovany ny haratsian-toetrany. Azavaiko, manana ny vadiny ilay olona nefa mbola maka olonkafa iany koa, dia nony noten... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2007 20:40
soleil ( 23/07/2007 07:07)
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum ary dia manantena indrindra ny torohevitra sy fitondrana am-bavaka ny olana Vao tsy ela akory aho de nijoro ho vavalombelon'ny fitiavan'Andriamanitra sy... tohiny
novalian'i niryna ny 29/07/2007 07:19
deric ( 21/07/2007 11:05)
:^)Hitako eo amin'ny soratry ny sasany miady hevitra eto amin'ny serasera ry namana ny filazan'ny sasany an'ireo fiangonana hafa hoe "sekta". Fa ny iza moa kay no sekta, na manao ahoana no sekta ary ... tohiny
novalian'i deric ny 24/08/2007 13:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7824