Fivavahana, finoana

Papoose ( 05/09/2007 15:06)
ahoana moa zany eo anatrehan'ny fiangonana sy ny finoana ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana?... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2007 06:49
todisoa2 ( 05/09/2007 13:53)
ahoana ny fijangajangana sy ny fiainana kristiana. Niresaka tamina pastora ity olona iray. Nanontany ny amin'ny fijanjgajangana ity izy. Rehefa nandeha ny dinidinika dia niafara tamina hevin-teny ny f... tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:23
nirinkosoa ( 05/09/2007 08:55)
Ny fitiavana no tena lehibe indrindra hoy ny SM, ahoana no tokony hitondrana ny fitiavam-bady sy zanaka araka ny SM.... tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2007 05:25
niryna ( 05/09/2007 06:59)
Nisy tantara nilaiko ny hevitrareo ny tokony ataoko na hanazavako ity namana latsaka an-katerana. 1- Mikasika ny fialonana sy ny fitsiriritana:Aza mitsiriritra ny zavatry ny namanao. Ny fialonana: a... tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2007 07:12
fijo ( 04/09/2007 23:02)
misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino ,fa aza manaraka be fahatany.amiko dia izay no metimety kokoa raha eto an tany.... tohiny
novalian'i fijo ny 06/09/2007 20:44
rakaroka ( 04/09/2007 04:25)
Nampidiriko eto @ "rubrique" "finoana" satria "inoako" hoe fanoitra mampandroso ny fiainana. Ohatra nolazaina fa mitovitovy t@ Japon isika taloha: mifanerasera @ Japs koa aho fa nisy lesona maro loha... tohiny
cath ( 03/09/2007 13:31)
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany sa... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/09/2007 19:51
niryna ( 03/09/2007 06:20)
Sorena foana ity zanaka lahitokan'izy mivady mahita ny ray aman-dreniny mivavaka,mamaky baiboly sy mihirahira hira masina ao an-trano. - Tsy ahitako tombotsoa amin'ny ho avy akory ny famakiko an'io b... tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2007 07:29
piste ( 03/09/2007 05:45)
Raha nisy moa nijery azy t@ lafi-ratsiny momban`ny NUIT OBSCURE n`i Mother Theresa dia ity misy interpretation positive mikasika azy : ROME, Dimanche 2 septembre 2007 (ZENIT.org) – La « [b]n... tohiny
novalian'i piste ny 06/09/2007 23:42
kalina80 ( 02/09/2007 04:44)
Manao ahoana daholo indray, ity misy andininy kely @ hiran'I Rija Rasolondraibe: ".....Omeo fitsapana, omeo fisedrana aho mba hijoro am-po torotoro Sao variana tratra aoriana T... tohiny
ikaretsaka ( 01/09/2007 20:20)
Henoko teo fa "nentin'ny Tompo hanompo Azy any @ toerana akaiky kokoa Azy" anikeheo maraina , tany Roma i Mompera Paul Louis Rafanomezantsoa, Jesuite. Mpikarakara ny aram-panahy tao @ Saint Michel i... tohiny
Papoose ( 01/09/2007 14:54)
Isika Kristianina ve mino ny fisian'ny "Ghost?" Dia vokatry ny asan'ny demony ve izy ireny?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2007 22:09
niryna ( 01/09/2007 06:06)
Ahoana no fanazavana azonao omena ny fitenanana hoe mino an'i Kristy ? Believe in Christ? Misaotra antsika rehetra Ny fahasoavan'ny Tompo anie no hirotsaka ao amintsika tsirairay avy.:* (l)ni... tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2007 04:10
bosista ( 31/08/2007 11:47)
manaona daoly, mba saika manontany zah we: amintsika kristianina ,ahoana ny resaka voyance,voyant(e) ireny?mba afaka manantona azy ireny ve ny mpino kristianina sa tsia?tsy raran'ny finoana sy fiango... tohiny
niryna ( 31/08/2007 07:00)
Ny tenin'Atra dia sabatra roa lela maranitra sady manindrona. Inona no dikan'izany? Ahoana no anehoan'Atra izany teny izany amin'ny fiainana? Mbola miteny amintsika ihany ve Atra? Ahoana? ... tohiny
montanabe ( 30/08/2007 22:25)
Inona no tokony hatao mba ahatsapana ny fitiavan Andriamanitra ato anatintsika olombelona? Fantatra fa tia antsika Andriamanitra, nefa indraindray ny olona manadino izany! Ka eo no tiako hazava beb... tohiny
niryna ( 30/08/2007 07:28)
Hoy ity rangahy nanontany an'Atra hoe:Maninona aho rehefa miadana sy mifaly dia hitako manaraka ahy eo ny dian-tongotrao? Kanefa aho rehefa mijaly,nitady anao aho fa tsy nahita,ny dian-tongotro iray ... tohiny
fijo ( 29/08/2007 22:12)
hoan'ieo mpino sasany,ahoanany fahitanareo ny zavatra nitranga tany waco USA sy suisse/canada "temple solair"????finoan aihany koa ve ireny ... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 22:18
Kwasi ( 29/08/2007 17:31)
Ahoana no ilazana fa Mpaminany sandoka ny mpitory na mpitarika fivavahana iray, raha samy ao anatin'ny valaben'ny kristianisma? Mifampiampanga daholo manko ka tsy hay intsony hoe iza no izy na iza no... tohiny
novalian'i Kwasi ny 07/09/2007 02:07
niryna ( 29/08/2007 17:21)
Mba nahafaly ny foko ny milaza aminareo fa na dia...Afaka mankany an-danitra ny olona na dia tsy manan-karena,ratsy tarehy,tsy nianatra,olona tsy malaza,tsy manana namana ,tsy manam-pahaizana.8)8)8) ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1424