Fivavahana, finoana

boubounezy ( 19/09/2007 10:56)
inn mou zareo lé vavaka otrany tsenjery iny wé Raina zay any andanitra?... efa tena adinoko. ary iza kou ny mahay vavaka slamo lé bisimilah rouaman rouahim....? tsy tadidiko trony kou. misô... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:43
diamondra27 ( 19/09/2007 07:25)
PPS
http://dravard.net/vpjc/ Mazotoa mamaky sy maka ny sahaza azy avy. :-*:-* Raha misy manana site hafa moa dia mba angatahina hizara raha misy PPS hafa any ho any tokony mba hojerenay.... tohiny
kalina80 ( 19/09/2007 06:47)
Nisy mpanompon'Atra iray izay niteny tamiko indray andro hoe : Miadry ny sonian'Atra anie isika vao afaka mifoha sy miaina isan'andro e !!! izany hoe manao sonia eo ambany ny Tompo fa ho velona indray... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:47
yah ( 19/09/2007 05:03)
salama daholo tompoko ô! mahita ireo hevitra maro eto aho dia hitako fa samy tena mitana ny finoany avy ny tsirairay fa ny fahitako ity resaka fivavahana sy fiangonana ity , dia lasa ohatran'ny soci... tohiny
novalian'i yah ny 02/10/2007 04:45
salmo1 ( 18/09/2007 13:57)
Tadidiko t@ zah nanao fanadinana sekoly alahady dia somary nangalatahaka kely tamin'ny namana anakiray teo akaikiko. Vao aingana kely teo indray, ny Alahady. Nisy fifaninanana fanadiadihana ny ao a... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:53
xxx ( 18/09/2007 13:30)
Ohatra ny hitako miha-maditra isan'andro isan'andro izany aho. Lasa ohatra ny tsy mino an'Andriamanitra izany. Nefa tamin'izaho niala tany Madagasikara tena mba olon-kendry kely ery. Tamin'ity taona i... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:55
gasynamana ( 18/09/2007 12:55)
http://br.youtube.com/watch?v=ZSnQqbCY_tI Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, hoy ilay mopera namako tany Andrenjato izay!!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:30
xxx ( 18/09/2007 12:42)
Ahoana no ahafantarana fa mamela heloka Andriamanitra? Zany hoe ahoana no ahafantarana raha refa mifona enao de voavela ny helokao?... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:32
niryna ( 18/09/2007 11:49)
http://www.youtube.com/watch?v=iOhqydiL_ak 27[i] Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy ny Zan... tohiny
novalian'i niryna ny 22/09/2007 02:25
niryna ( 18/09/2007 05:37)
[b] Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.[/b] Rom 5:11 [b][i][u]14 Hianareo no fahaza... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2007 04:37
gasynamana ( 17/09/2007 20:26)
Ny rozery dia fiaraha-mivavaka amin'i Masina Maria. Izany hoe handinihana sy hibanjinana ny misterin'i Kristy miaraka amin'ilay reniny izay tsy nisaraka taminy mihitsy nandritra ny fiainany. Ireto ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:12
tsaramaso ( 17/09/2007 14:37)
http://www.edicom.ch/fr/news/insolite/1192_4282374.html hahahahaaahaha !!!!! vavakômatika !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:14
gasynamana ( 17/09/2007 13:14)
Mahagaga ahy fa izaho no mijery sy mibanjina ny Sarin'i Jesoa, dia ny hafa no mandon-tratra milaza mangata-pifonana amin'i Jesoa sy ny Rainy fa hoe: manompo sampy aho. Fantatrao ve anefa izay ao am... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 20:44
sitlo ( 17/09/2007 12:56)
Azo atao ve ny mandefa rivotra ao am-piangonana raha tena tsy tana?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:16
ronaldo09 ( 17/09/2007 10:59)
Samy fivavahana na ny silamo na ny kristiana ary samy manana ny rafitra mifehy azy,ny silamo manana ny coran ary ny kristiana ny baiboly misy ny fifandraisany amin'izy roa ireo saingy ny maha samy ha... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:18
xxx ( 17/09/2007 09:49)
Sady mamaly an'ilay fanontanian'i fijo ihany ity no eritreritra mandalo dia ataoko size vaovao. Mazava kosa angamba aloha fa tsy voatery misy baiboly na pasitera vao afaka hahalala ny tsara sy ny r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 15:28
niryna ( 17/09/2007 01:10)
Lasa nanao asa tany ivelany ity vadin'ny ity namako.Faly ery izy nandray taratasy avy tany amin'ny vadiny ary faly koa izy nizara ny fifaliany tamiko:D Mamy ery ny fitiavan'izy roa satria misy zavatra... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2007 04:14
gasynamana ( 16/09/2007 13:14)
[b]Arahaba ry Maria feno hasoavana. Ny Tompo ao aminao. Nohasoavina noho ny vahivavy rehetra ianao. Ary nohasoavina i Jesoa ilay nateraky ny Kibonao Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho an... tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/10/2007 10:58
petakorona ( 15/09/2007 15:16)
mba te-hahalala hoe: inona ny tena anjaran'ny vadina pasitera manolona ny fiangonana, tsy mifidy na finoana inona fa rehefa azonareo omena hevitra fotsiny dia efa mifaly? Afaka miasa manao asa hafa v... tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:17
gasynamana ( 15/09/2007 15:05)
Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana. Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiava... tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3241