Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 08/10/2007 23:51)
Betsaka ny olona fantatro miresaka momba ny Fanahy Masina. Rehefa henoina anefa ny resany dia tena tsy fantany mihitsy ilay Fanahy Masina resahiny fa fahazarana tonga ao am-bavany fotsiny. Misy koa... tohiny
novalian'i prime ny 15/10/2007 13:03
vavolombel ( 08/10/2007 18:40)
rehefa atao ny analyse dia hita fa faible kokoa ny pretra eo anatrehan'ny rapasy, satria tsy mahazaka mampirafy asa amin'ny fiangonana ny pretra,tsy am-panambadiana izy fa sao de tsy ahazaka sy tsy ah... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 03:37
Mandefitra ( 08/10/2007 12:33)
Ty misy tantara marina: Narary neny,niditra hopitaly,saika natao dialyse... le cousin dokotera kay efa nahafantatra fa cancer efa le etat farany tsy ho avotra ntsony izy, saingy tsy niteny noho io se... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:08
ari.malala ( 08/10/2007 05:54)
Nanohina ahy manokana io Evnajely androany io, satria araka ny homelie dia hoe tokony ho namnan'y olona rehetra isika, toa an'ilay Samaritana tsara fanahy namonjy ilay olona naratra. Ny tiako anontani... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:39
LazaDaddy ( 08/10/2007 00:18)
[quote=Galatiana5:19-21]Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana, fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, f... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 10:25
tsimiandravola ( 07/10/2007 21:33)
-Misaotra an'i Diamondra 27 nanolotra ity lien ity: http://www.dailymotion.com/relevance/tag/malagasy/search/jesosy/video/x34sxx_ambarako-aminao-ny-fanilo Tena nampentanentana sy tena nampihetsi-pan... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:19
soanja ( 07/10/2007 15:20)
Amiko dia very aho raha hikatsaka amin'ny fahamarinana amin'ny saiko. Ny fomba hikatsahako ny Fahamarinana dia amin'ny lalan'ny fitaritan'ny fanahy. Satria efa nomen'Andriamniatra torolalana isika ... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 10:11
diamondra27 ( 07/10/2007 11:06)
Raha naheno ity hira aho dia tena faly sady tena misy fahamarinany tokoa ny paroles lazainy. Koa mahereza daholo isika rehetra mba haharitra hatramin'ny farany ary izay mbola tsy tafiditra dia mana... tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:38
Belle ( 06/10/2007 21:35)
Nomarihako tato ho ato fa namerimberina ny fanaporofoany ny tsy fisian'Andriamanitra, Jesoa, sy ny sisa inoan'ny mpino, ireo namana mitonona ho tsy mpino. Etsy an-daniny, dia mbola tsy nahita mihitsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:55
gasynamana ( 05/10/2007 13:13)
Ho anao iza i Jesoa?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 22:00
niryna ( 04/10/2007 17:49)
Maninona no fanoharana foana no nataon'i Jeso ho an'izay nihaino ny toriteniny sy fony izy nampianatra ny mpianany? ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/10/2007 04:30
fijo ( 02/10/2007 23:05)
hono hoaho,ianreo mpino ve mino fa nisy ny dinosoro,ny neoandertaly, sns,sa dia tsy mino io vokatry ny asa fikarohana nataon'ny paleontology sy ny geology sns???... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:48
tsimiandravola ( 02/10/2007 19:25)
[b]Porofo faharoa ny tsy nisian'i Jesoa Kristy[/b] (extrait Angalisy no nataoko mba hanararaotan'izay te hianatra teny Angalisa araka ny filazan'i Niryna) [i]Luke10:18 He replied, "I saw Satan fall... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:45
niryna ( 02/10/2007 06:39)
Ho an'ireo izay te-hianatra sy hamaky baiboly amin'ny teny anglisy antsoy ity numerao ity fa omeny calendrier maimaipona 1-800-759-2425 free calendar Raha te hianatra na andalina ny soratra masina... tohiny
novalian'i niryna ny 02/10/2007 17:08
ikaretsaka ( 02/10/2007 03:14)
oktobra indray ity ny andro. volan'ny raozery, ho an'izay liana! http://ikaretsaka.blaogy.org/... tohiny
beza ( 01/10/2007 14:12)
Faly manolotra antsika radio direct avy any Madagascar 24/24 Mihainoa finaritra http://www.faniloradio.com... tohiny
novalian'i kalina80 ny 07/10/2007 18:54
bosista ( 01/10/2007 09:11)
manaona dolidoly! ao AN...ao de misy namana izay diso fanantenana ,ilay vhvv de tena tso-po sy tsara fanahy be,izy koa bikana rahateo,ary nifandray t@'ity namana tsara,bonne relation, hay ity toetran... tohiny
novalian'i bosista ny 19/10/2007 10:17
niryna ( 01/10/2007 05:01)
Rehefa natao hono ny fanisana dia mahatratra 2 billions no isan'ny olona manao ny vavaka nampianarin'ny Tompo isan'andro.Ny any am-piangonana izany tsy nisaina. Vavaka nampianarin'ny Tompo: Mat 6:9... tohiny
novalian'i prime ny 16/10/2007 11:37
melody ( 30/09/2007 19:49)
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3207a_fafah-bodo-vi-francia-luk-mahery-vh... tohiny
soanja ( 29/09/2007 20:09)
- Satria betsaka ny fanontaniana napetraka na hevitra tsy mitombona natsofoky ny fiangonana tsotra na main stream tsy voavaly na tsy nojerena akaiky momba ny fiainana ara-panahy n'ireto namorona sekta... tohiny
novalian'i rinja ny 08/10/2007 16:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5768