Tena tsy azoko mahintsy ny hataony sasany amin'ny Jehovah

1. salmo1 ( 10/09/2007 23:25)
Andriamanitra dia iray ihany, nanao izao rehetra izao.

Fa ny probleme amin'ny sasany dia izao aretina izao:
- Ny sasany milaza fa vato no andriamanitrany.
- Ny sasany milaza fa masoandro.
- Ny sasany milaza fa i Maradona...sns

Tsy Andriamanitra mahintsy ireny. Ary hoy ny didy oe: Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
novalian'i majesty ny 13/09/2007 05:17
2. ikaretsaka ( 10/09/2007 23:28)
de izany ny azy koh!
ny anao jerena, samy manana ny azy sy ny fiheverany azy io.
3. cutie ( 10/09/2007 23:31)
Anjaran'i salmo no mandeha manazava @ reo we manin no tsy Atra reny:D
4. ikaretsaka ( 10/09/2007 23:42)
izao fotsiny no anontaniako an'i salmo,
inona ny mahasamihafa ny venerer sy ny respecter?
5. ikaretsaka ( 10/09/2007 23:43)
inona ny mahasamihafa ny "mitsaoka" sy ny "manaja" araka ny fiheveran'i salmo azy?
6. majesty ( 11/09/2007 05:22)
7. diamondra27 ( 11/09/2007 05:25)
fanamarihana kely fotsiny an:
le we "suis venere" @ fitenin'ny tanora @ zao fotoana zao de hoe: "suis énervé" de lasa mivadika be le dikany;
le tanora mampiasa mot mivadika tony ny tiko lazaina.

salmo1: samy manana ny finoany io
ny anao Atra voalza ao @ baiboly ny hafa Atra ny Coran
ny sasany boudha etc etc
Izy koa zao afaka miteny anao we diso ny finoanao.

De zay le izy we: respecter la foi des autres
de ze manao azy ho mijoro tsara de aoka izy hitandrina fandrao ho lavo

Ataovy ny adidinao, de laisse Dieu faire son tarvail
"Izaho namboly, apolosy nandena..."
"Mamafaza voa na @ fotoana na tsy @ fotoana"
8. Rasiligaoma ( 11/09/2007 05:33)
izay! aza mijery ny fiainan'ny olona! rehefa tsy azo dia diniho miandalana eo fa hitanao eo ihany
9. piste ( 11/09/2007 05:52)
Bravo diamondra27 tu le dis bien
10. prime ( 11/09/2007 11:53)
diams>=D
11. tsaramaso ( 11/09/2007 12:57)
Zay de mitehaka an'i diamondra daholo !!!! tsssssssssssss
diamondra27:
salmo1: samy manana ny finoany io
ny anao Atra voalza ao @ baiboly ny hafa Atra ny Coran
ny sasany boudha etc etc
Izy koa zao afaka miteny anao we diso ny finoanao.

De zay le izy we: respecter la foi des autres


Ny finoan'ny silamo dia fitaka !!!!!!! Olom-boafitaka ireo mpino silamo ireo !!!

Respecter la foi des autres hoe ??! Mbay tany e !!!!!
Respecter les autres !!!!! fa ze finoana antikrista an'ny silamo any tsisy respect mendrika an'izany e !!!!! nareo no te hanaiky hodomain'ny tsy vanona any de mba miana-kendry fopla eo !!!! tssssssss

De mitehaka daoly koa ny pokona le !!! tssssssss !!
12. piste ( 11/09/2007 22:18)
Mandreraka ny miresaka @ olona donto. MAmalan-kira foana
13. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:20)
ka raha vao misy ilay fotonkevitra tsy vonona ny handray ao aminy fa ny azy ihany dia mandreraka foana ka
14. fijo ( 11/09/2007 22:26)
elahy ra piste aza mampiomehy an.aleo izy haneo hevitra :-D:-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:30)
ka hira mivalana kosa ve le
16. fijo ( 11/09/2007 22:36)
:-D:-D:-D nareo kosa le
17. ikaretsaka ( 11/09/2007 22:55)
simba ny orkestra ko
18. diamondra27 ( 12/09/2007 09:22)
:lol: de ampy ho an'ny mpiserasera fa ny ahy ndray de

[color=blue]I tes 5:16 "Mifalia mandrakariva"
19. tywa68 ( 12/09/2007 09:50)
diamondra27 =D=D

tsaramaso : inona no olana : aza mialona fa avereno vakiana ny voasoratra :-*
20. ikaretsaka ( 12/09/2007 15:25)
"faly aho! tena faly aho ry vahoaka" hoy ilay Rangahy izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0463