Liste des messages
Liste des messages, inserés par penguin, par ordre de date
penguin
(
12/02/2009 10:13)
Mpanaraka an-Dratsiraka sy Mpanaraka an-dRavalomanana
Ny fantatro aloha dia tsy nitovy tamin'ny fiainana faha Ratsiraka mihintsy ny zava-miseho hatramin'ny naha Filoha an-dRavalomanana. Tamin'ny andron-dradidy dia izay manana havana CSR na tarabaomaraina...
suite
répondu par penguin le 13/02/2009 07:20
penguin
(
12/02/2009 07:42)
Misokatra ny TSENA Mahamasina, mandeha ny Taxi-be
Ka ho vonoina sy ho robaina ve ireto mpiasa mitady ny hanina ho haniny ary satria mbola mamelatra ny varotrany ny eo @'ny tsenan'i Mahamasina ? Ny mpianatra mianatra izay nandalovako fa tsy haiko ny t...
suite
répondu par Oay le 12/02/2009 13:57
penguin
(
12/02/2009 05:51)
Na mbola ts teo aza ny Filoha ara-dàlana dia FENO MAHAMASINA
Avadika hevitra mivilana ny tsy nahateo Mahamasina ny Filoha ara-dàlana. Ny zavatra hita amin'ny fampahalalam-baovao rehetra nefa dia hita mandray karazan'olona ary tsy mitsahatra miasa ny Filoha. Ny...
suite
répondu par sehenou le 12/02/2009 20:54
penguin
(
11/02/2009 11:08)
Mbola eo Mahamasina ny olona ka i kidoro milaza hoe ny tao
Mbola ireo ny olona ary mitohy ny fandaharampotoana koa inona no hilazan'i kidoro hoe ny tao Mahamasina sa mandainga ?...
suite
répondu par xxx le 11/02/2009 15:48
penguin
(
11/02/2009 09:54)
Avibe ny orana fa tsisy miala ny Mpanohana and-Ra8
Mbola mahita fa tsy miteniteny izay tandrify ny vavany i penguin. Na avibe aza ny orana dia miseho ny mpomba and-Ra8 ary tsisy miala ka samy mampiady ny maro an'isa izany hatreto aloha....
suite
répondu par xxx le 11/02/2009 13:00
penguin
(
11/02/2009 05:50)
Demokrasia SARERAKA 13 Mai = Zay miasa mpamono olona
Nanomboka t@'ny fangatahana ary fananganana kianjan'ny FAHAFAHANA moa ny tolona hanjerana ny Mpitondra ankehitriny eo @'ny 13 Mai. Tena nanamaro isa mba niheno ny revin'i SARERAKA teny ny tena omaly. ...
suite
répondu par xxx le 12/02/2009 00:52
penguin
(
10/02/2009 06:55)
Ny diso afaka terena ho marina. Ny maro an'isa no lalaovina
Izay ilay hoe ampiankaro ny farim-pahalalan'ny olona ahafahany mandalina sy manadihady ny ho aviny. Rehefa mareforefo ny saina dia izay hevitra mandalo dia manaitra azy ary miantefa hatrany amin'ny fo...
suite
répondu par penguin le 11/02/2009 05:58
penguin
(
06/02/2009 14:51)
Hatsangano ny governemantan'elah ary é.
Miandry ny governemanta vaovao izahay ary tapaho daholo ny lohan'ny AREMA nivadika TIM raha sahy ary....
suite
répondu par andrywui le 06/02/2009 15:50
penguin
(
05/02/2009 13:31)
Mahay teny Frantsay vao azo ato Filoha izany vé ?
Apetrao ao amin'ny Lalam-panorenana manaraka ary hoe TSY MAINTSY MAHAY TENY FRANTSAY vao mahazo mirotsaka ho Filoham-pirenena satria io teny io no maha-Malagasy ny Malagasy. Ampio koa hoe manana "Nati...
suite
répondu par tsiafoi1 le 06/02/2009 10:48
penguin
(
04/02/2009 13:02)
Ny famitaham-bahoaka no mampatahotra ny rehetra
Tsy ny mpifanandrana no mifampatahotra fa ny fahaizan'ny sasany mambosika ny olona maromaro hikomy sy andeha amin'ny làlana ratsy no farany mapatahotra satria hiaraha-mahita ny vokany.
Iza no tsy ha...
suite
répondu par penguin le 05/02/2009 13:18
penguin
(
04/02/2009 06:12)
Jesosy ampiarahan'ny TGVé amin'ny vono olona sy fandrobana
Efa maro ny may sy simba ary voaroba miampy ny ain'olona nafoy nohon'ny tandrevaka amin'ny fitarian'olona ataon'ny TGV izay voafahan'ireo sesitany any frantsa. Jesosy no tanisainy avy eo fandrahonana ...
suite
répondu par penguin le 04/02/2009 10:24
penguin
(
03/02/2009 15:06)
Efa Président mibaiko vé ahagaga raha tsy Maire ?
Izaho no mibaiko ny Ministera rehetra hoy ny TGVé koa misy Maire hibaiko firenena iray manontolo vé ééé ? Madagasikara no tanjony ka tsy mahagaga raha tsy ho Maire-n'Antananarivo ny lehilahy....
suite
répondu par penguin le 04/02/2009 06:04
penguin
(
03/02/2009 14:30)
Efa mibaiko ve ny TGVé ééé?
Iza izao no voabaikon'ny TGVé ééé? F'angah tsy voabainareo ndray ny Tafika rehetra é ? Dia ny mahantra ihany zany no atao sorona hakana seza vé ééé ?...
suite
répondu par Noue le 03/02/2009 15:21
penguin
(
02/02/2009 11:41)
Manomboka mihena ny mpijery ny fika TGV. Nitomany leiry
Vao nilaza ny hifehy ny toe-draharaha ny fitondrana dia manomboka mihena ny mpijery ny fika TGV. Nitomany leiry. Ka ahoana voabaikon'elah vé ny Malagasy sa ahoana ary ?...
suite
répondu par penguin le 03/02/2009 14:09
penguin
(
02/02/2009 08:55)
Izaho no baiko ny rehetra hoy ny TGV
Mbola tsy voabaikon'ny TGV aloha ny rehetra nefa nanandrantena ny anao lahy ny Sabotsy lasa teo. Izany no heverina hitondra ka ho aiza marina ity tanàna raha hiantehitra @'izany fizahozahoana ampiand...
suite
répondu par majakely le 02/02/2009 11:57
penguin
(
02/02/2009 07:02)
Miasa ny mpiasa ary mianatra ny mpianatra aloha hatr@'izao
Vao avy nandoha sara-mpianarana ny ray aman-dreny sasany satria hatr@'ny faha-10-n'ny volana no farany fandohavana azy. Raha ny faniriana dia ny ahaizan'ny zanany ary io no hilifosany na tsy hinanany ...
suite
répondu par karavasy le 02/02/2009 09:06
penguin
(
30/01/2009 13:37)
Handoa ny karamanireo mpiasan'ny orin'asa simba ny Fanjakana
Aiza i TGV fa ny fanjakana niaraka nikaondoha tamin'ny tompon'ny Orin'asa voaroba sy may ary nanapakevitra fa hizaha hevitra ny handoavana ny karaman'ny mpiasan'ireto orin'asa ireto. Ka izany vé no f...
suite
répondu par xxx le 30/01/2009 15:40
penguin
(
30/01/2009 07:24)
Niandry teo @ 13 Mai ireo very asa nohon'ny fandrobana omaly
Dia gaga ny olona fa nisy nitangorongorona teny @ 13 Mai nefa Ville Morte hoy ny TGV. Nony nantonina anefa dia olona tezitra sy tia hitaraina no teo hoe very asa izahay ka ahoana no ataonareo ry TGV i...
suite
répondu par BOYSGOSS le 31/01/2009 07:13
penguin
(
29/01/2009 13:48)
Ra8 mitondra ary manatsara fa TGV karamain'ny mpanimba M/car
M/car dia hizahavana hevitra ny mba hampisongadina azy ary ezahina ny hijoroany. Mila ary manantena izany ny Malagasy rehetra. Manomboka manao izany ny fitondran-dRa8. Tena afa-baraka ny mpitondra teo...
suite
répondu par OoRakotooO le 29/01/2009 19:06
penguin
(
29/01/2009 07:24)
Madagasikara tsy mbola nanova Filoha
Marina fa ao anaty saritaka ny Firenena na izany aza tsy mbola nisy nanova Filoha izany. Ny TGV miaraka @'i Roland Ratsiraka sy ny mpanampy azy dia mitarika ny olona haka fitondrana fa tsy mbola tompo...
suite
répondu par penguin le 29/01/2009 13:40
