Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i penguin, milahatra araka ny daty
penguin
(
28/01/2009 07:43)
Faly nahazo olona maro avy eo tsy anay ireny mandoro ireny
Mba mitana ny teny nolazaina ry TGV sy ny tariny a. Rehefa hoe haka ny fitondrana no efa noventesina dia izay vitaina hatramin'ny farany fa tsy miala. Faly ery ianareo milaza fa nahazo olona marobe ar...
tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 07:53
penguin
(
27/01/2009 08:51)
Tetezamita na fakana ny fahefana no tanjona
Nampiasana ny fihetsika sy hevitra rehetra ary efa voalaza ny tanjona. Mila harodana haingana ny fitondrana ary efa noventesin'ny TGV ny fahavononany handray andraikitra amin'ny tetezamita izay mitari...
tohiny
novalian'i penguin ny 28/01/2009 07:36
penguin
(
27/01/2009 07:40)
Jamais 2 sans 3 ary korontana no ahatafita izany ???
Asa aloha fa ny zava-misy dia olona avy teo amin'ny 13 Mai no nirohotra nandeha tetsy sy teroa ary nitarika ny fandrobana. [u]Nanamafy izany ny teny napetrak'i Andry TGV milaza ny mpomba azy hampitsah...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 27/01/2009 10:16
penguin
(
26/01/2009 10:04)
Mis mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana?
Dia mifalia fa nahafaty baolina nareo zany. Misy mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana vé izany ? Tsy mila manangana foto-drafitr'asa fa izay no mampandroso an ?...
tohiny
novalian'i penguin ny 27/01/2009 07:30
penguin
(
23/01/2009 07:25)
Ny Filoha sa ny vahoaka Malagasy no voahozona ?
Aminay ny olona nahavita ezaka ary lasa alavitra tsy voahozona indrindra moa fa vao mainka lasa filoham-pirenena. Ny vahoaka Malagasy izay manaiky taritina havia sy havanana ary tsy mahatsapa izay nah...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 11:39
penguin
(
21/01/2009 15:20)
Tsisy resaka Andriamanitra sy Fivavahana vé ny resaka OBAMA
Samy nanaraka ny bé sy maro ka tsy nisy resaka Andriamanitra sy Fuvavahana ary vé ny fandraisana an'i OBAMA ? Ka inona no olana amin'ny fivavahana. Ny olona dia ny fivavahana hitarika tsy hiasa, tsy...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/01/2009 07:10
penguin
(
21/01/2009 07:24)
Tsy M/car ihany no tsy nihina ny Fahantrana
Ry Badboy na Naughty boy na ny mpanohatra hafa dia tokony mijery tsara fa tsy i Madagasikara irery no fanina amin'ny ady amin'ny Fahantrana. Anontanio ny Professeur Jeffrey Sachs izay tompon'andraikit...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 16:33
penguin
(
19/01/2009 15:47)
Fa mandray karama na vola indray ngah lé TGV ????
Efa ohatrinona izao no fitambaran'ny vola sy karaman'i lé TGV hatramin'izay araka ny voalazany hoe tsy handray izy na kely aza ? Sa fampihelezan-kevitra iny ?
Aleo mba omena aloha ny marina fa tombo...
tohiny
novalian'i Papoose ny 21/01/2009 23:13
penguin
(
19/01/2009 07:27)
Foto-drafitr'asa TGV-Fanampiana Frantsay-Motraka????????????
Nirehareha fatratra ny TGV sy ny tariny nanokana ny Kianjan'Andohalo. Nirehitra tokoa ny hafalian'ny tarika isany satria tafavoaka nahatsangan-javatra ny fanampiana Frantsay.
Vao orana mafimafy iray...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 17:37
penguin
(
15/01/2009 09:59)
Nolazaina TGVendrana avy eo io no fitaovana kay. Aiza é ???
Vao tonga ilay olona dia ry zalahy mpanisy sira ato @'ny serasera no nanambara hoe [u]TGVendrana[/u]. Dia gaga indray fa ireo milaza izany indray no manambara fa ampio tosika io ééé sns. Satria ton...
tohiny
novalian'i alundeutroi ny 23/01/2009 14:40
penguin
(
12/01/2009 15:06)
Mijoroa ary fantaro tsara ny olona hiarahana sao kenda ndray
Dia tena mijoroa tokoa ary fakafakao tsara ireo olona hiarahana. Sao taitaitra avy eo milaza leo ndray. Jereo ny tenanao, ny asanao sy ny fahaizanao hoe tena hanova anao vé ny hetsika sa TOHATRA no i...
tohiny
novalian'i Zafimananadrazana ny 24/01/2009 07:19
penguin
(
09/01/2009 15:06)
Ny matahotra tsy mahatana nohon'ny fahangovitana. DISO
Averimberiko fa ny osa dia miala ho azy ary ny kely hery kitihana dia mipitika. Dia mahagaga anefa fa misy ny lazaina efa vizana nefa tsy voahongotra. Ny mpiambina mangovitra tsy mahetsika fa taraiky ...
tohiny
novalian'i penguin ny 12/01/2009 14:51
penguin
(
08/01/2009 06:50)
Gasy ao PARISY vééé ahaty baolina ?
Dia mba mamono baolina ry leireto f'aza mampiomehy Malagasy an-TANINDRAZANA aaa. Politika io fa aza laniandro ny pokona....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 10/01/2009 16:37
penguin
(
02/01/2009 10:00)
Mba hiray saina ho amin'ny TSARA anie ny Malagasy rhtra.
Mirary ny Malagasy rehetra ahita fahombiazana ary ahalala mandinika ny ho aviny ao anaty firaisankiana ahazoana ny TSARA sy FANDROSOANA ary samy hanalavitra ny hevitra rasty rehetra mety hamingana ny ...
tohiny
novalian'i penguin ny 05/01/2009 11:55
penguin
(
24/12/2008 12:12)
Ho tratry ny Xmas sy 2009 dia MBA VONOY NY BAOLINA
Mirary soa ny tsy ankanavaka ary ireo mpihevin-tena ho mahay politika rehetra ééé. Enga anie mba tsy handany andro olona amin'ny resaka tsy hinanankanina intsony fa mba hamono BAOLINA amin'izay ooo...
tohiny
novalian'i karavasy ny 02/01/2009 10:32
penguin
(
12/12/2008 07:24)
"Gaboné" na Trano Fidiovana manarapenitra. Iza no naha-tara?
Lazaina izao rehetra izao ny ezaka izay ataon'ny fanjakana. Hita tamin'ny fahita lavitra fa namorona "Gaboné" na trano fidiovana manarapenitra rehefa avy nomena toro-marika sy fitaritana ny mponina a...
tohiny
novalian'i penguin ny 22/12/2008 09:32
penguin
(
25/11/2008 14:39)
Ary ny vitan'i bazylou mba ahoana ?
Mijere tena ary jereo ny vitan'ireo handraindrainao ra-bazylou ary. Dia tanisao fa toa motraka nohon'ny vitan'ny hafa....
tohiny
novalian'i penguin ny 28/11/2008 12:46
penguin
(
24/11/2008 14:59)
Mba hasehoy ny vahoaka ary ny Filaminanareo e
Miandry ny mahay mandamina ny vahoaka ary mila ny tena fatratra ka mba hampisehoy ary izato filaminanareo mba hiantsampazan'ny vahoaka ry zareo o. Sa ny fampiresahana ihany no atao betsaka ahadonto ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:07
penguin
(
06/10/2008 11:38)
raha izaho ela lebazylou
Lany andro miaino anao manao kotaban'ny loha tapaka ny vahoaka lebazylou. Tsy mitondra inona ny hafatrao fa raha izaho ela lebazylou efa nalaiko ny fitondrana lazaina tsy mahavoa. [b]bazylou sy ny tar...
tohiny
novalian'i karavasy ny 27/10/2008 15:16
penguin
(
28/08/2008 14:16)
Ry manandoha maka 19/20 tsy mahafaty baolina ihany
Polikan'ny Gasy avolenta moa izy ity ka nahazo ny salan'isa avo indrindra i naughtyboy izay narahan'ireto mpiray tetika aminy toy badboy, tezitra, bazylou sns tsy hay tanisaina mitsiky ao ihany ry nan...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:57
