Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i penguin, milahatra araka ny daty
penguin ( 27/08/2008 14:54)
Vonoy ny baolina raha tsy mahavoa ny mpifanandrana
Ma mahalala menatra ry leireto. Ny andrina no tsy naniry volo... Raha tsy mahay ny mpifanindrana dia vonoina ny baolina fa tsy laozana mimenomenona. Tsy ianareo marina no zahavin'ny vahoaka. Tsy mila ... tohiny
novalian'i penguin ny 01/09/2008 14:00
penguin ( 21/07/2008 16:04)
Manenjika,mitranga lela, reraka matihozatra ny mpanohatra
oooooo Tsy mbola azo ihany ve ry kidoropamba fa laozana manao resaka blabla fotsiny e? Manenjika nefa reraka tsy mahazo kidoropamba ka ny hozatra no maty.... tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 00:45
penguin ( 25/06/2008 01:36)
Manaha vary ve ry kidoropamba, ratakktikk ooo
Aza manaha vary ry kidoropamba ratakktikk a. Tsy mahomby daholo ny takktikk rehetra fa mandamoka ve e???? =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:49
penguin ( 24/06/2008 13:00)
Raha tia hiadana sy tafita dia ny mpanohatra jerena
Aza variana mitonaka amin'ny resaben'ny sasany fa ny mpanohatra no nanao ny soa rehetra ary nampivoatra ny firenena. Fa inona no mijery no tsy manaraka ny hevitry ny mpanohatra hitondra soa ho an'i Ma... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:48
penguin ( 23/06/2008 23:24)
Resaka fampiadina Malagasy ny an'i kidoropamba
Tsy hisy olona faly amin'ny zavatra tsy mety saingy io no tetika hitan'i kidoropamba. Aiza no hisy olona ho faly raha gadraina ny havany. Ny zava-misy dia na tratra mangalatra ambody omby aza mbola ma... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346